Ny razantsika hendry Instrum
3:51
7 жыл бұрын
Aza ela mireille
3:00
8 жыл бұрын
RaFetra sy RaBodo
1:51
8 жыл бұрын
Vatolampy tsy mikoro Instrum
5:12
8 жыл бұрын
Ry Maria ô mba tantano Instrum
2:21
Voninahitra sy Dera Instrum
2:44
8 жыл бұрын
Tsara raha ny mpirahalahy Instrum
1:36
Atolotro anao Andriamanitra Instrum
5:10
Mino aho ry Tompo Instru
2:40
8 жыл бұрын
Ry vahoaka voafidy Instrum
2:17
8 жыл бұрын
Dia ilay fitia Instrum
3:34
8 жыл бұрын
Nanjavona
7:23
8 жыл бұрын
Vatomandry
3:58
10 жыл бұрын
Vakodrazana RSM 2012
5:59
10 жыл бұрын
Cabaret Hotel Tanankoay Bekopaka
8:46
Les Colibris_Ambolomadinika_Tamatave
5:13
Famadihana_Kabary Fisaorana
4:56
11 жыл бұрын
Famadihana_Vakodrazana
4:27
11 жыл бұрын
Famadihana 2013_Terak'i Dah Pasy
40:24
RÉVEILLON 2012 À MONTRÉAL
0:55
12 жыл бұрын
Пікірлер
@gabrielleratsirahonana8536
@gabrielleratsirahonana8536 2 күн бұрын
💎💙🍀💯
@SouffleSaint
@SouffleSaint 22 күн бұрын
Zoky Dedesse 💙
@LydiaSOILIHY
@LydiaSOILIHY 2 ай бұрын
2024❤
@HagamamyTahianaDAFY
@HagamamyTahianaDAFY 2 ай бұрын
2005 io no nivoaka ka fa tsy tamin'ny 2002
@FrancineVOHIZIMALALA
@FrancineVOHIZIMALALA 3 ай бұрын
Ray ô, omeo fo tony sy mahay manaiky fandaharanao aho. Arovy eo antanan'ny ratsy fanahy aho.
@EdwardRAJAONAH
@EdwardRAJAONAH 4 ай бұрын
Tsara foana eh
@francisassimo2908
@francisassimo2908 4 ай бұрын
fierté en temps que malagasy
@mariellaferinande4485
@mariellaferinande4485 4 ай бұрын
Merci nampitsiky ô 😂😂😂🤣🤣🤣🤣
@yoroba3661
@yoroba3661 4 ай бұрын
C est simplement exquis
@Mili-d7e
@Mili-d7e 5 ай бұрын
❤❤❤❤
@NomenjanaharyMarie-d4q
@NomenjanaharyMarie-d4q 5 ай бұрын
❤❤❤❤👏👏👏
@Laylahindillah
@Laylahindillah 6 ай бұрын
2024 mbola mankafia fon ❤❤
@NadhraMmadihassani
@NadhraMmadihassani 6 ай бұрын
Mba miendre rankizy oh ! Aza manao adalana fa misondrotra ny vidim-piainana !
@StephaneDesire2
@StephaneDesire2 7 ай бұрын
👍🏾👍🏾👍🏾 Merci 🙏🏾
@mboussatoky-hv8vf
@mboussatoky-hv8vf 7 ай бұрын
❤2024
@BercoletFabriceRabenaivo-gu1of
@BercoletFabriceRabenaivo-gu1of 7 ай бұрын
Tsara ny hira mahafinaritr
@ClariereBenjafy
@ClariereBenjafy 8 ай бұрын
❤❤❤ merci
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk 9 ай бұрын
❤❤❤🎉🎉🎉
@hobyrandriamizaka
@hobyrandriamizaka 9 ай бұрын
Ahatsiarovako ny tany Mandialaza zany hira zany..Tsara e
@MalalaAnnah
@MalalaAnnah 10 ай бұрын
❤❤❤❤❤😢😢😢😢😢 tiako loatra ty hira ity
@andriasolofoniainazafitsar9404
@andriasolofoniainazafitsar9404 10 ай бұрын
Ny fitiavana ve hoy izy ny ambony sa ny menakin'ny aina❤❤❤❤Mankasitraka @ lay mpamorona ra tafota ny hafatra e
@zoelinetsaranytomporazafi8240
@zoelinetsaranytomporazafi8240 11 ай бұрын
Kkkk loza 😅
@rivoniainafanomezanjanahar8725
@rivoniainafanomezanjanahar8725 11 ай бұрын
Ndriii.tsara izany hira izany.
@sandramahery5043
@sandramahery5043 Жыл бұрын
1- Fantatry ny Ray ka entiny ao am-pony, 'Reo zanany enjehina, hidina an-tranomaizina : Anaovana herisetra sy verezin-jo tanteraka ; 'Reo zanany mioitra miantsoantso rariny : Giazana fatorana... fa mendrika famaizana ! Fantatry ny Ray ! Ho avy ny fotoana, fa tsy sitrak'Andriamanitra ho very maina foana 'zao fahoriana izao... ! 2- Fantatry ny Ray ka entiny ao am-pony, 'Reo zanany madinika mitrongy vao mba homana : Tolorana ambim-bava ireo ho tamby fampanginana ; 'Reo zanany fitahina amy lainga tsara lahatra : Tiavina, tiavina ho tohatra fiakarana ! Fantatry ny Ray ! Ho avy ny fotoana, fa tsy sitrak'Andriamanitra ho very maina foana 'zao fahoriana izao... ! 3- Fantatry ny Ray ka entiny ao am-pony, 'Reo zanany ialonana, fofoina sy somparana : Azera raha mijoro, finganina raha miarina ; 'Reo zanany roràna, ka esoina raha miezaka : Kanefa dia latsaina raha kivy fo tanteraka ! Fantatry ny Ray ! Ho avy ny fotoana, fa tsy sitrak'Andriamanitra ho very maina foana 'zao fahoriana izao... ! 4- Fantatry ny Ray ka entiny ao am-pony, 'Reo zanany tomany fa nidonam-pahoriana : Milofika irery tsy mba manan-kianteherana ; 'Reo zanany nanota, ka ihohofana torahina : Tondroina hoe voaozona, tsy mendrika ho velona ! Fantatry ny Ray ! Ho avy ny fotoana, fa tsy sitrak'Andriamanitra ho very maina foana 'zao fahoriana izao... !
@williamharison4118
@williamharison4118 Жыл бұрын
Merci , misaotra ! 😆
@ReMac-ft7hd
@ReMac-ft7hd Жыл бұрын
Mankasitraka
@tafitanihainamarie6822
@tafitanihainamarie6822 Жыл бұрын
Tsara ny hira gasy ❤❤😊😊😊
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 Жыл бұрын
Tiako hira ❤❤❤❤❤
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 Жыл бұрын
2024 country🇲🇬❤️
@volasendraaina6923
@volasendraaina6923 Жыл бұрын
❤️ Mba afaka mahazo anle hira farany iny complet ve mahafinaritra be
@dadeeandrianaivoson
@dadeeandrianaivoson Жыл бұрын
milay
@jhonnypatrickprenois
@jhonnypatrickprenois Жыл бұрын
Tsara ny zavakanto malagasy
@israj4179
@israj4179 2 жыл бұрын
Miarahaba Tompoko. Azo atao ve ny mampiasa an-kahalalahana tsy itadiavam-bola ity feonkira nataonao ity ? Mankasitraka.
@holynirina3286
@holynirina3286 2 жыл бұрын
Tarika Ny Ainga, anisan'ny mpanao asa soa ho an'ny mpiara-belona aminy (mampianatra ireo voafonja...) fa tsy mba toy ny mpanakanto sasany, tsy misaina raha tsy hitango ny volan'ny mpankafy fotsiny, dia avy eo nefa misy ny aretina mahazo, mahay miantso ny vahoaka mpanakafia. Courage daholo nareo iray tampo amin'i Om-Gui
@gyslainemaechler880
@gyslainemaechler880 2 жыл бұрын
Zaho any toliara be antsirabe tana
@gyslainemaechler880
@gyslainemaechler880 2 жыл бұрын
Tena tara be
@tahianalalaina834
@tahianalalaina834 2 жыл бұрын
H170, Atolotro anao, Andriamanitra ô 1 Atolotro anao, Andriamanitra ô, Atolotro ny tenako rehetra ; Omeko anao ho varo-tsy mifody : Ry Tompo ô, raiso re raha sitrakao. Refrain : Mba raiso na tsy mendrika aza, Mba ho anao mandrakizay. 2 Izaho anefa olona mpanota Ny sitrapo malemy sady osa ; Kanefa re matoky ny fonao : Ry Tompo ô, ianao no heriko. 3 Mba sambatra aho fa manompo anao, Ny heriko natokako ho anao ; Hatramin’ny fara fofon’aiko, Ry Tompo ô, tsy hivadika aminao.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Misaotra e!!!! :-)
@elisabethrasoanandriana1746
@elisabethrasoanandriana1746 2 жыл бұрын
Matoky anao tanteraka zaho ATra fa Roméo faharetana
@andriamalyaimeejacqueline4062
@andriamalyaimeejacqueline4062 2 жыл бұрын
Efa azony ny todiny 😏 Mbola mitomany aho anio mahatsiaro ny t@zan nefa 4ans pass avy ny tondimpitiavana👍
@greenstar9385
@greenstar9385 2 жыл бұрын
J'ai vécu quelques années à Madagascar, ny ainga passait des fois sur la rta, bien que je n'y comprenais rien (c'est toujours le cas aujourd'hui), j'ai toujours senti qu'il y avait quelquechose d'apaisant dans leur musique
@felanakrisfee3836
@felanakrisfee3836 2 жыл бұрын
Oppp Olomouc mppp pour p l'OL
@nirinalisoaraharimahefa8789
@nirinalisoaraharimahefa8789 3 жыл бұрын
c vraiment injuste !tena tsy rariny kosa e! misotra ô!
@kennycarrino4120
@kennycarrino4120 3 жыл бұрын
merci
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 3 жыл бұрын
Mafinaritra eh
@marienarsama4365
@marienarsama4365 3 жыл бұрын
Tout ces femme pleure même si je comprend pas elle pour une bonne cause de vide ton coeur
@carbonax
@carbonax 3 жыл бұрын
Misaotra indrindra! Tahio aho Tompo hanana fo madio sy manan-karem-pitiavana hozaraiko, tahaka ny omenao ahy!
@974MagicRon
@974MagicRon 3 жыл бұрын
Un jour nous rentrerons...
@RabenarimanitraThere
@RabenarimanitraThere 3 жыл бұрын
Tarika tena tiako tokony ankalaza n'y 20 ans
@greenstar9385
@greenstar9385 3 жыл бұрын
que raconte la chanson s'il vous plait?
@hsole3580
@hsole3580 3 жыл бұрын
Tena mbola mampangorintsina hoatra ny t@ fotoana namoronana azy ity hira ity. Mbola hitako foana ny ekipa t@ izany. Mampahatsiahy mihitsy. Misaotra betsaka namoaka azy amin'ny youtube, mankasitraka. Josée JOEL HARISON