Bellissimo! Grazie mille, vorrei sapere dov'è si trovate voi per cortesia! Grazie
@bodohasinabd28292 ай бұрын
❤ magnifique !
@FhgJd-dj7kt4 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤
@harimisaravaomanarivo82778 ай бұрын
2:00 Tena kanto
@tsuhary8 ай бұрын
Tiko b le samy manao izay tiany amin’ny fihetsika d misaotra betsaka am hira gasygasy💐
@EudesRakotoniaina-ow3bh8 ай бұрын
Mercy❤
@armandrandrianaivomanana84658 ай бұрын
Tsara e ?? Malagasy aho.
@jacquesramanankandrasana85709 ай бұрын
mankasitraka sy ankatelina anareo mamelona sy manohy
@pinelranaivosolohery78999 ай бұрын
Thank you very much
@AaronRazafimanantsoa9 ай бұрын
Tsara ilay hira fa lasa tsy hita izay maha bagasy azy ´ lasa miova amin ny namoronan dRajoro azy , version hafa mitsy zany ilay izy fa tsy Bagasy
@tsantaramilison890510 ай бұрын
Kanto loatra
@henintsoahasinaravonimpara237611 ай бұрын
Mankasitraka tompoko @ ity vidéo ity. Misaotra indrindra e ! Tena tsara tokoa ❤💗💛💚💙
@francoisramaroson459311 ай бұрын
Misaotra indrindra e. Raha tsy mahadiso, iza moa ianareo? Misy fifandraisana amin'ny Voamaintilany tao amin'ny Lycee Andohalo ve? Vao avy nihaino anareo nanao ny "Voamaintilany" hiran'i Rajoro aho mantsy teo. Manja be! Misaotra ihany e.
@jocelynratandramanana629110 ай бұрын
interprétées par Malagasy Ensemble
@francoisramaroson459311 ай бұрын
Misaotra Tompoko o! Mahafinaritra tokoa! Tohizo e.
@vololoniainaraholimampiono407911 ай бұрын
Mankasitraka anareo mamelona ny kanto fahiny
@andryidealy980911 ай бұрын
Mankasitraka sy misaotra e !
@nirinasophiemartin920311 ай бұрын
Hafa ihany ny kalo ny fahiny .misaotra betsaka anareo.mitondra avo ny vakoka Malagasy
@rabenjasonandriamahefa11 ай бұрын
Milay ny tanana
@AnitahRazafy11 ай бұрын
😮😮
@madarazaf687511 ай бұрын
❤👏🏽👏🏽👏🏽👏🏽👍🏽
@sntqueen7993 Жыл бұрын
Ahoana fampiasana 은 는 mangataka fanazavana azfd
@dorisandriamady9160 Жыл бұрын
Mankasitraka rankizy ah. Tena tsara
@rollandrasamimanana681 Жыл бұрын
Izay mpijery cinéma tao @ Jean Baptiste tao Ambatondrazaka Dia mahatsiahy izany hira izany (1970-1980)
@gertrudebernadette5584 Жыл бұрын
TIAKO B FOAMA HATRY NY ELA !!!!!
@josianeharrivel3845 Жыл бұрын
Tsara
@AhoKorea Жыл бұрын
❤❤❤
@hobyrandriamizaka Жыл бұрын
Mankasitraka eeh
@TovoRATSIMANDRESY Жыл бұрын
Tsara be ❤
@yawnnzzn_d10 Жыл бұрын
한국어 수업 감사합니다 👍
@TsingudelaCoréeàMadagascar Жыл бұрын
Merci!
@yawnnzzn_d10 Жыл бұрын
💗💗💗
@yawnnzzn_d10 Жыл бұрын
Merci pour la leçon!
@vahinynirina4531 Жыл бұрын
Amazing !!!!!
@vahinynirina4531 Жыл бұрын
Amazing !!!
@yawnnzzn_d10 Жыл бұрын
Cela peut s'avérer utile en effet Merci pour le cours de coréen ~
@yawnnzzn_d10 Жыл бұрын
Merci pour la vidéo ^^
@fanjaranaivoson1457 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@vololoniainarakotoarivelo3393 Жыл бұрын
Arahabaina ny mpiangaly. Misongadina be koa ny feon'ilay valihavata. Misaotra anareo, mankasitraka ny mpanohana. Haren-tsaina tsy lanilaniana ny antsika malagasy koa trandraho hatrany ry tanora! God bless Madagascar!
@vololoniainarakotoarivelo3393 Жыл бұрын
Arahabaina ny mpiangaly!
@vololoniainarakotoarivelo3393 Жыл бұрын
Sady misaotra anareo manandratra avo ny kolon-tsaina malagasy amin'ny fomba avo lenta. Maneho ny haren-tsaintsika malagasy. Tsara be fa tohizo hatrany. ❤❤❤