Soa tokoa ny Tompo! Mamindra fo sy mamela heloka isan'andro Izy. Andramo ka izahao fa tsara ny Tompo e! Andao isika jiaby hiara-manao ity Salamo 34: 1b-3 ity : hisaotra an'i Jehovah lalandava aho, ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. Jehovah no reharehan'ny fanahiko, hahare izany ny mpandefitra ka ho faly. miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko, ary aoka hiara-manandratra ny Anarany isika! Mankasitraka an'i Zoky Anithos sy ny zoaran'ny lanitra!