Lasa hono lendrema Lasa hono lendrema Zanaka lahin-dRalaitelofera Nandeha niala any Ankazomalaza Iao iao iao ia ia ia iao Lendrema maditra Lendrema maditra Mamalivaly an’ny ray aman-dreny Manao kamokamo mitsoaka raharaha Iao iao iao ia ia ia iao Naka fiara-kodia Lendrema maditra Lasa nitsaoka any Antananarivo Lasa nitsaoka any Antananarivo Iao iao iao ia ia ia iao Tsy hita intsony lendrema Tsy hita intsony lendrema Mitomany an’I dada sy neny Mitomany an’I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao Any Anjanamasina Any Anjanamasina No hahitana ireo adala No hahitana ny zaza maditra Iao iao iao ia ia ia iao Nandeha nody any Ankazomalaza Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala Tany andrefan’i Antanarivo Nandeha nody any Ankazomalaza Fa voavelively fa zaza maditra Tany andrefan’i Antananarivo Tonga soa lendrema Tonga soa leiry e Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a (x2) Ory vola ory harena lendrema Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy Tany ambanivohitry ny ray amandreniny(x2) Tonga soa lendrema Tonga soa leiry e Very izy leisy ka very izy leisy razandry a(x2) Alan’ny olona any ankazomalaza Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra Ka voateniteny ireo fokon’olona(x2) Nony maty lendrema Dia lamba mena no gony Sy tavoangy natao tamin’ny kaiska ny azy Nony maty lendrema Nony maty lendrema Tsy nisy nandevina Tsy nisy nandevina izany Ity tantara ity dia tantara Drema Tantara Drema ilay maty ny ditra Rehefa maty Drema Dia mbola velona ny zanany Zanak’I Drema dia zanaka jomaka Zanaka jomaka hony ao a Zanaka jomaka hony ao a Jomaka jomaka jomaka jomaka Mirenireny foana eny an’tanana(x2) Bofinay tany i teka Bofinay tany i teka Niteka niteka niteka Renireny lava eny amin’ny lalana(x2) Dadanay efa tsy eo intsony Dadanay efa tsy eo intsony tsy eo intsony(x3) Fa efa matimaty faona Amin’ny rotaka(x2) Zanak’I drema zanak’I drema Zaza kamboty navelan’I drema Teraka latsaka teny an-tsena Zanak’I drema zanak’I drema Zanaka andevo tsy maha te ho tia Zaza maditra tsy vita sonia Izy izy izy no zanam-bahoaka(x4) Na zanaka jomaka aza izy e Nahoana no ihomezana fotsiny Na hatahorana(x2) Zanak’I drema zanak’I drema tsy misy vola hifidianana vary mangaro paosy dia mamaky trano jomaka jomaka jomaka Zanak’I drema zanak’I drema Tsy misy dada tsy misy neny Ny arabe no ray aman’dreny Izy izy izy no zanam-bahoaka(x4) Na zanaka jomaka aza izy e Nahoana no ihomezana fotsiny Na hatahorana(x2) Zanak’i drema zanak’i drema Zanaka jomaka zanaka alika Zanaka jomaka zanaka alika Zanak’i drema zanak’i drema Mizara vary amin’ny zanak’alika Mizara vary amin’ny zanak’alika Izy izy izy no zanam-bahoaka(x4) Tsy hita intsony lendrema Tsy hita intsony lendrema Mitomany an’I dada sy neny Mitomany an’I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao
@icarecom43 Жыл бұрын
NY FAHATANORAKO DIA LASAN I MAHALEO misaotra e ! TSY MANAN-PAHAROA ny sangan asany !!!!!!!
@moonwave10182 жыл бұрын
Mazana be le hira nry zalaha rehetra ehhh. Mararirary foa kely ehhhhhhhhh
@andritianarasoamanana17592 жыл бұрын
Lendrema Laso roa lendrema Laso roa lendrema Zanaka lahy an-drarederve Nandeha niala any Ankazomalaza Iao iao iao ia ia ia iao Lendrema maditra Lendrema maditra Mamalivaly an'ny ray aman-dreny Manao kamokamo mitsaoka raharaha Iao iao iao ia ia ia iao Naka fiara-kodia Lendrema maditra Lasa nitsaoka any Antananarivo Lasa nitsaoka any Antananarivo Iao iao iao ia ia ia iao Tsy hita intsony lendrema Tsy hita intsony lendrema Mitomany an'I dada sy neny Mitomany an'I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao Any Anjanamasina Any Anjanamasina No hahitana ireo adala No hahitana ny zaza maditra Iao iao iao ia ia ia iao Nandeha nody any ankazomalaza Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala Tany andrefan'i Antanarivo Nandeha nody any ankazomalaza Fa voavelively fa zaza maditra Tany andrefan'i Antanarivo Tonga soa lendrema Tonga soa leiry e Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Ory vola ory Harena lendrema Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy Tany ambanivohitry ny ray amandreninyTonga soa lendrema Tonga soa leiry e Very izy leisy ka very izy leisy razandry aAlan'ny olona any Ankazomalaza Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra Ka voateniteny ireo fokon'olonaNony maty lendrema Dia lamba mena no gony Sy tavoangy natao tamin'ny kaiska ny azy Nony maty lendrema Nony maty lendrema Tsy nisy nandevina Tsy nisy nandevina izany Ity tantara ity dia tantara Drema Tantara Drema ilay maty ny ditra Rehefa maty Drema Dia mbola velona ny zanany Zanak'I Drema dia zanaka jomaka Zanaka jomaka hony ao a Zanaka jomaka hony ao a Jomaka jomaka jomaka jomaka Mirenireny foana eny an'tananaBofinay tany i teka Bofinay tany i teka Niteka niteka niteka Renireny lava eny amin'ny lalanaDadanay efa tsy eo intsony Dadanay efa tsy eo intsony Tsy eo intsonyFa efa matimaty faona Amin'ny rotakaZanak'I drema zanak'I drema Zaza kamboty navelan'I drema Teraka latsaka teny an-tsena Zanak'I drema zanak'I drema Zanaka andevo tsy maha te ho tia Zaza maditra tsy vita sonia Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e Nahoana no ihomezana fotsiny Na hatahoranaZanak'I drema zanak'I drema Tsy misy vola hifidianana vary Mangaro paosy dia mamaky trano Jomaka jomaka jomaka Zanak'I drema zanak'I drema Tsy misy dada tsy misy neny Ny arabe no ray aman'dreny Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e Nahoana no ihomezana fotsiny Na hatahoranaZanak'i drema zanak'i drema Zanaka jomaka zanaka alika Zanaka jomaka zanaka alika Zanak'i drema zanak'i drema Mizara vary amin'ny zanak'alika Mizara vary amin'ny zanak'alika Izy izy izy no zanam-bahoakaTsy hita intsony lendrema Tsy hita intsony lendrema Mitomany an'I dada sy neny Mitomany an'I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao
@patricerandrianarisoa31812 жыл бұрын
Tena tsara be ity clip ity , mahaontsa satria mampiseho zava-misy . Misaotra e !!!!!
@moonwave10182 жыл бұрын
Na clipy na parola ny groupy nry zala tena mamelaka ando be daholy dia za loa mbola generation ´ahita cencera maromaro anru zala tany a lareunion fa indrepa fotziny taty a franca dia ozay nahita dia malala daholy any ambianca rehetra niangy
@mariaklavdieva26892 жыл бұрын
One of the most impressive songs I've heard. Bravo, Mahaleo! Thank you
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
❤️
@famohorh172 жыл бұрын
Mampalahelo be ty clip ty ,ndriii mahalasa fisainana zanaky Ndrema
@hasinaramaroson10292 жыл бұрын
009
@vloggasy2 жыл бұрын
merci Mahaleo. merci pour tout. merci pour tous ces bons moments passés ensemble à vos concerts. j'écoute cette chanson et je m'égosille dessus comme à chaque fois que j'ai pu être à vos concerts. bon vent à Dama et Bekoto...une affectueuse pensée aux autres qui sont partis
lasa firy moa izao ny Lendrema ao antanandehibe ? Tsara le film, bravo e !!
@setaandrianasolo29503 жыл бұрын
Mampahonena ny maminavina ny mety ho isan'ireo Lendrema any Vohitsara any. Tena mampita tsara ilay hafatra ilay rakitsary miraka amin'ilay hira. Misaotra tompoko.
@herveanjaratianaramananten79014 жыл бұрын
Tsiaro marina !!! Tena efa ela fa mbola tena tsara !!!mba mangataka le original ihany koa raha misy e !!! Mankasitraka nizara !!!
@valerienkevinmahaiavy56404 жыл бұрын
Ts mivoaka tsara le vocal .aiza le tena original
@farafenosoarakotomanantsoa36484 жыл бұрын
Oka letsy milay bé le vazl
@naryhavana19095 жыл бұрын
Simba ilay vazo, Andry te hihira fa eeee Noel toujour au Top 👍👍
@mousentarkt44675 жыл бұрын
Tsara be fa d misaotra mizara ny kanto e
@vonjynyaina39235 жыл бұрын
tsara lotra e,,
@sainahnet28405 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/p5OklKaIbtRkZpo
@titirse14795 жыл бұрын
Hiran'ny tarika Mahaleo midika fa fiainanay mirahalahy(Tity & Haja)
@dodarandriantsoa2795 жыл бұрын
Rasoanaivo v ?
@titirse14795 жыл бұрын
@@dodarandriantsoa279 Voalazanao tokoa
@titirse14795 жыл бұрын
Tantara tsy azo kosehina teo @ fahatanorako sy ny naha zatovo ahy izany et zalah a
maninona koa ary tsy ataon tonton pa sy rebika zany hira zany reto otran mtaty ny an olona fotsiny mamorona
@sainahnet28405 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/p5OklKaIbtRkZpo
@tommorowlandersbpk50587 жыл бұрын
reveko b e ! mahaleo am 3 decembre 2017 e! palais tax
@capricorne31235 жыл бұрын
5 mai 2019 koa mbola raitra foana. revetsika mandramaty reo
@lionelfens80817 жыл бұрын
kay leti e! machiru be kos a! mankasitrak rang f ten ao tsar mints le Tarika Miandry a! sur!
@mamykelyranomen77747 жыл бұрын
M'lay ry zalahy eeeehhh ! ! ! ! ! !
@raholisonrivoharifetra84337 жыл бұрын
Aleoko aloha miaino an'izany toy izay ilay maniry otran'ny anana amin'izao e! Trois accord miampy autotune, sy miloloha Drone, de mozika hono zany, aleo andiha ny kibo fa tsy fitombenana fona e!! za maka anla
@raholisonrivoharifetra84337 жыл бұрын
Ny anireo ndray tonga de vokatry ny tany a!nahandro gasy fa tsy ILAY MANIRY OTRAN'NY ANANA AMIN'izao
@raholisonrivoharifetra84337 жыл бұрын
Miseho ho sarotiny be ny sasany,Nefa raha izao zao ilay tena tompon'io hira io miantso anareo ao antsahamanitra tsy tonga akory nareo, NDEHA ZATSY IZY RY ZALAHY A! MILAY e! ento eny antsehatra fa ho tonga fona tsika a!!!!!
@hatrinah5347 жыл бұрын
Afa ihany ny vazo taloha o
@hatrinah5347 жыл бұрын
Milay fona le vazo tsika o
@jocelynehanitriniaina7537 жыл бұрын
zay mankafy foana e!Mercie fa Tara be ilay izy e!
@m.pascalratsimbazafy487 жыл бұрын
Tsara e ! Mlay laisany ! Tohizo !
@andriamihasinaradotanjona11907 жыл бұрын
oay kosa lesy eh! ary tena mahavoa kosa lisany a? tiko e