Toute ma jeunesse 🫶❤️ Merci amin'ny vidéo maromaro hitako ato amin'ireo hiran'i Marion taloha be 🥲 mankasitraka bedebe Misy hira maromaro tsy mety hitako mihitsy sao dia mba misy any mba publieo eeh 🙏 Fitia volamena, Lasa ianao sns, album 1 2 3 reny 😅
@RaheriniainaMirana-kn1jb11 ай бұрын
Marion sarah
@laurenrhn554 Жыл бұрын
Mampahery ahy loatra ity hira ity. Ray fitiavana Ray be famindrampo
@randriambolaardinah Жыл бұрын
vraiment magnifique frère top
@hazavanafitiavana227 Жыл бұрын
Bye bye amzay zany ny la vie taloha. Efa samy manambady zao tsika dia samy ho sambatra eo anivon'ny tokatranony tsirairay avy anie🫡🥹❤
@bestrnbmalagasy5643 Жыл бұрын
@rinahjeamis3304 Жыл бұрын
Mampatsiaro zavatra bdb ito hita ito ❤️
@michardrocksonrajaonahy8794 Жыл бұрын
Hira isan'ny tena tiako ❤️
@onjalearavonirina9497 Жыл бұрын
💖
@landryriane3670 Жыл бұрын
mandona fo ty hira ty
@kantotina67972 жыл бұрын
la jeunesse ça me manque un ptit ❤ pour tout les amis d'enfance
@volatianarabemananjara92782 жыл бұрын
Tsara loatra ianao Ray be fitiavana, hira tena anisan'ny mahakasika ahy🙏, Mankasitraka !
@kuwaitkuwait82712 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🥰🔥🔥
@brigiskatiasy36292 жыл бұрын
Toujours au top foana Marion,mankafy hatrany zahay,miandry n'y nouveauté manaraka
@chaniandrianarinaivo78952 жыл бұрын
Tena efa ela mihintsy izao no nitady an'ity hira ity! makasitraka!
@dimasylydie82 жыл бұрын
vraiment magnifique 😍😍😍
@etienneleonson31562 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko !
@cemeo2 жыл бұрын
roi du r&b MG de tous les temps
@tanjonafanomezanirina92082 жыл бұрын
Siora letsy,
@faratianamonique82412 жыл бұрын
Tsara daholo hiranao tatoato Tohizo fa tsara e Mankasitraka
@bestrnbmalagasy56432 жыл бұрын
@bestrnbmalagasy56432 жыл бұрын
ndryyyyyy😪
@bestrnbmalagasy56432 жыл бұрын
🤩
@eraldoratsimbazafy50032 жыл бұрын
Marion de retour weeeee, otrany hirany taloha mlay be regny. Tohizo hatrany fa mlay e
@safidyandriankina1722 жыл бұрын
Anisany hira tena tiako ity hira ity. Ny indro kely tsy tonga hatramin'ny farany
@nonrmms60522 жыл бұрын
Fiainagna jiaby io tsy azo ialagna
@nonrmms60522 жыл бұрын
Msrigny eh
@vonjyraherinoa64972 жыл бұрын
Sur mihintsy bain an! za maka elah fona Marion Milay b vazo e! ❤💯
@lisemay5362 жыл бұрын
🥰👍
@jebienbezara86512 жыл бұрын
Rh miseho @zio, tiako hira ty ai
@dafily16972 жыл бұрын
Da fa rango ela zah manaraka ny hiranao zandry, kà tsa mbôla diso fanantegnana zisk'atreto !! mamango ee... Misaotra e