Maheno ny hiran nareo aho dia toa maheno amaf iany, tsara be ilay hira, mankasitraka
@Rado-2q25 ай бұрын
Misaotra indrindra ny amin'ny fizarana dia Jesoa Tompo hitarika antsika ho tonga amin'ny Fibebahana !
@andriamanjatobe1261 Жыл бұрын
misotra nizara
@elydadadomaury1406 Жыл бұрын
Mamelà ny heloko ,Kanto loatra tsara ny Tompo Amen amen amen 🙏🙏🙏❤❤❤
@ravandrianina Жыл бұрын
mahafinaritra ny midera an'Andriamanitra
@ainaonglerie7490 Жыл бұрын
Jesosy tsy niteny mitsy oe aza manao patalon fa io vavan olona foana no antony
@manoaramiarimanana56352 жыл бұрын
Tsara be
@deraandria243 Жыл бұрын
Mankasitraka Manoa a
@deraandria2432 жыл бұрын
Alefa
@dimbiarimananarambelofiana18012 жыл бұрын
Jesosy ilay mahery
@dimbiarimananarambelofiana18012 жыл бұрын
fanentanana hiaramisalahy amin'ny fitoriana ny filazantara reny fa I barinjaka manana hira evangelique lay Kilalaka evanjelique fa le zanahary tsy mbatia Michael jackson te tsara van
@rasitefanoelinaromain33222 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra!
@jeanbessonprosper82212 жыл бұрын
Ray Masina o manamasina anay @fahamarinana ny teninao no fahamarinana Amen 🙏
@jeanbessonprosper82212 жыл бұрын
Ray Masina o manamasina anay @fahamarinana ny teninao no fahamarinana Amen 🙏
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Voadona vao Gina. Ray o mamela n'y helokay. Mahatsara n'y eo akaikinao.☀️
@olidithemedeline84262 жыл бұрын
Mamela ny heloko ry Tompo ô ,fa very ahy
@andonirinarobelfrancoandri34093 жыл бұрын
De
@julranai99423 жыл бұрын
Tsy tsara be ny nanaovanareo azy
@rasoa823 жыл бұрын
Misaotra jesosy a Amen
@rasoa823 жыл бұрын
Amen
@rasoa823 жыл бұрын
Amen 🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤
@volampenorandriatsarafara47003 жыл бұрын
🙏🏽❤️
@marnyjerome95133 жыл бұрын
Amen 🙏🙏🙏🙏
@alannahhall56913 жыл бұрын
khya8 vun.fyi
@aurelieraharijaona35763 жыл бұрын
Mafinaritra e! Tsara b ooh! Merci!
@vaneliaestalla59973 жыл бұрын
Mankasitraka Pasteur ee aty zahay arabia aty e tahiny jesosy atsika rehetra
@andryravony41384 жыл бұрын
MISAOTRA NY FEFI PROJECT - CYBER ANDRAVOAHANGY AMIN'NY FIARAHAMIASA HAMPANDROSOANA NY FITORIANA NY TENIN'ANDRIAMANITRA. JESOSY HAMALY FITIA SY HAMPIROBOROBO HATRANY ANAREO. PRESIDENT CFF ANDRY RAVONY 0340913150 - 0341149414
@jeannetteralison5454 жыл бұрын
MANKASITRAKA TOMPOKO !
@todisoarasamimanana19894 жыл бұрын
Mafinaritra ny miaraka @ Tompo e
@valiterafanasiniainanarind29864 жыл бұрын
Misaotra Jesosy fa tena FITIAVANA tokoa Ianao.
@sidoniejuster91194 жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤
@iandotyna41784 жыл бұрын
Tena tiako laotra ❤❤.tiako ianao Jesosy an❤❤🙏
@imont77094 жыл бұрын
Un chant d'une beauté, d'une richesse et d'une profondeur extraordinaires ! Pour les auditeurs qui ne parlent pas notre belle langue, je n'ai pas pu m'empêcher d'en faire une traduction. Bonne lecture et bonne écoute. Ray ô ! Mamelà ny heloko Père ! pardonne mes fautes Nanolo-tena ho Anao aho indray andro izay e! ry Ray Il y a quelques temps, je t’ai consacré tout mon être, Père Nananganako tanan’ho mandrakizay e! Je t’ai juré fidélité pour toujours Aina no fetra ny antsika A la vie, à la mort Dia nataoko hirahira fa tsy misy asoloko Anao Dans mes chants de louange, je t'affirmais que rien ne pouvait te remplacer Nefa nandavo isan’andro ireo fakampanahy tety Malheureusement, les tentations m’ont envahi subrepticement chaque jour Zay nisarika hay hanalavitra Anao e ! Et m’ont poussé à m'éloigner de toi ! Toa tsy tsaroako ilay dina Le serment, oublié, Fa voadona aho vao gina Il m'a fallu cette épreuve pour m’ouvrir les yeux Very aho hay saraka Anao Je me suis rendu compte que j’étais perdu, loin de toi Voafitak’aho Jesosy ô, k’hiverina Aminao Jésus, je suis tombé dans le piège, je veux revenir auprès de Toi Mifon’e fa resy, mitalaho Aminao Pardonne ma faiblesse, je t’en supplie Ataovy e ! lay vavakao hoe : Ray ô Mamelà ny helony fa tsy mba fantany izay ataony Exauce la prière que tu as prononcée : Père, pardonne-leur car ils ne savent ce qu’ils font. Tena miaiky ireo heloka vita hatrizay aho ry Ray Je veux confesser tous ces péchés contre toi, Père ‘Zay namily ny diako tsy ho any aminao e ! Qui m’ont éloigné de ton chemin K’izay voady efa vita Ainsi, le serment que j’ai fait Dia nodiako tsy hita nef’indrisy tomany lav’izao Je l’avais ignoré. Hélas, mes pleurs ne cessent aujourd’hui Akaikinao no tena mahatsara ahy izao Je ne suis bien qu’auprès de toi Hiraiketan’ny foko tsy hiala aminao e! Garde mon cœur auprès de toi Nefa raha mihodin’Ianao Si tu te détournes de moi, Ho aiza intsony moa aho Où puis-je aller ? Mba ianatrao e! Hanonitr’aho ry Ray Accorde-moi ta miséricorde ! Je regrette Père Manenin’aho Jesosy sao misy azo tao Je regrette. Peux-tu m’apporter ton aide ? Tsy hamerin’intsony aho, tena menatr’Anao Je ne retomberai plus, j’ai honte devant ta face Matoky aho fa ampy ahy ilay ranao hanadio hay Je crois en ton sang puissant qui me purifie Havaoziko eto ilay dina ho mandrakizay !!! Je te refais ici un serment pour la vie Voafitak’aho Jesosy ô, k’hiverina Aminao Jésus, je suis tombé dans le piège, je veux revenir auprès de Toi Mifon’e fa resy, mitalaho Aminao Pardon pour ma faiblesse, je t’en supplie Ataovy e ! lay vavakao hoe : Ray ô Mamelà ny helony rehetra vitany ! Exauce la prière que tu as prononcée : Père, pardonne tous les péchés qu’il a commis ! Amen ! Traduction : Iharilanto MONTAIGNE
@andryravony41384 жыл бұрын
Misaotra betsaka amin'ny fandraisana anjara amin'ny fitoriana sy fampibebahana. Misaotra betsaka amin'ny traduction ho an'ireo namatsika tsy mahazo teny Malagasy. Jesosy hamaly fitia Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany Ny Président CFF Andry Ravony 0340913150 - 0341149414
@imont77094 жыл бұрын
@@andryravony4138 Ho an Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ! Afaka ampiasain ny fikambanana ny dikan teny. Mbola misy fanitsiana vitsivitsy ataoko, androany hariva. Dia Jesosy anie hanome hery anareo mandrakariva @ adidy napetrany anareo. [email protected]
@heriasrakoto59583 жыл бұрын
Miarahaba TOMPOKO afaka mahazo solfa ve Tompoko misaotra indrindra
@centrekintanaandraharo24034 жыл бұрын
tsara be mintsy ity hira ity
@ditraprince83134 жыл бұрын
Mankasitraka ny CFF . Ray o! Mamela ny heloko.
@deraandria2434 жыл бұрын
Misaotra zoky lahy a
@parsonrabemiarimanana84274 жыл бұрын
Misaotra ny CFF , efa ela no nitadiavako ity hira ity, tena tononkira fibebahana , Jesosy o raha sitrakao dia tanteraho ilay teninao hoe : satria izaho no niraiketan’ny fitiavany dia hamonjy azy aho, misaotra
@hanitrabarivola60004 жыл бұрын
Zany tokoa Jesosy a. Mba hiantrao ny mitalaho. Vonjeo, jereo fa reraka ny mitoreo. Tolory tanana ka hampangino. IANAO no Tomponay aza mba MANADINO. Mamindra fo, mamela ny helokay. Hatakay mba lazao amin'Andriamanitra RAY Amen.
@francoisxavierrandrianirin14254 жыл бұрын
Aza variana ry olombelona, andro farany izao! mebebaha! lazao hoe: Ray o! mamelà ny heloko!
@fetrafetra30554 жыл бұрын
Misaotra Jesosy
@mevatiamananjafy63114 жыл бұрын
Aina no fetra ny antsika JESOSY 🙏🙏🙏🙏🙏
@lanjafitahiana17864 жыл бұрын
Mankasitraka CFF fa tena tsara ilay hira!!!
@eliefanomezana83844 жыл бұрын
Ray o ! Mamela ny heloko fa voafitaka aho ka Hiverina aminao tiko lotra le hira ka misaotra anareo CFF
@andrainaratafandrimanantso39894 жыл бұрын
akaikinao no tena mahatsara ahy izao, hiraiketan'ny foko tsy hiala aminao, nefa ra miodina ianao ho aiza intsony mo aho... <3
@andryravony41384 жыл бұрын
Marina izany Andraina !
@sitrakahasimbola39284 жыл бұрын
Mankasitraka fa efa ela no nitadiavako ity hira ity!
@coco-fk2hz3 жыл бұрын
Tena tsara ny hira fiderana❤❤!!
@veloniainatanjona97325 жыл бұрын
Mandona ny foko ity hira ity ary mampiverina ahy am Jesosy
@deraandria2435 жыл бұрын
Ray o mamelà ny heloko
@balisamarandrianaivo785 жыл бұрын
Rojo a!tsy mety kosa ilay manonona anaran'olona:Marion,barinjaka,vakio Matio 7/1.Tsy midika izy hoe tsy miova Fo raha mihita @zao tontolo izao,aaiza ianao no mipetraka ?tsy eto an-tany?ndana zao d zao ary d mankany an-danitra!tsy mety le mitsara2,za zao manao cover n zao tontolo zao d maninon?makorelina sa inona?Ny foko ny ahy madio ,za koa tia hiram-pivavahana!tsy mety lay mitsara2 otr'zan