Makasitra, de mahereza amin'ny asa fitoriana. Jesosy homba anareo hatrany
@a3fofficiel5004 жыл бұрын
Tsara be ilay hira. Tena marina mihitsy fa tsy voatery izay heverintsika fa tsara no mahasoa.
@enintsoanivo96874 жыл бұрын
Tsy misy kara Anao @zao fiainana izao.
@Mendrika4 жыл бұрын
Misaotra @ tononkira e
@hervoolandriamiadana66365 жыл бұрын
MISAOTRA sy MIDERA an'Andriamanitra miaraka aminareo
@berova58545 жыл бұрын
Tena tsara be,misaotra anareo amin'ny fampitodihana hatrany amin'ny Jesosy kristy,Zahay chorale FLM aty Madagasikara ,mety mba mahazo ny solfa sy ny play back anlay Tiako ano Jesosy ve zahay tompoko?misaotra mialoha.Tahin'ny Jesosy nareo.Email:[email protected]
@rmiora44575 жыл бұрын
Tsara e e e e! :)
@ChoraleFahazavana5 жыл бұрын
Misaotra e 😊
@shaymasara97235 жыл бұрын
Tiako lotry anao jesosy e
@shaymasara97235 жыл бұрын
Misaotry jesosy.mahafinaritra
@andoandrianjafy83786 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ô!
@alfredinesitraka52156 жыл бұрын
Tsara be le merci aiza dray
@bakolymalalarazafiarisoa17526 жыл бұрын
mahafinaritra :) tsara Jesosy
@vononasendrasoa81016 жыл бұрын
tena tsara lay hira,
@zalajaona73046 жыл бұрын
Voninahitra An'Andriamanitra irery ihany.
@julietterasoarilala37956 жыл бұрын
Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany
@rakotoniainatantelyjeanmic92196 жыл бұрын
da tiako loatra anô Jesosy, da tiako!
@stephanierasoanaivo76776 жыл бұрын
Tsy misy kara anao amin'izao fiainana izao fa vandy jiaby zao tontolo izao oh