@@NarindraRak not today 😂 bloque l’utilisateur, la commentatrice et la vidéo rehefa tsy tianao 😂😘😘 Bisous 🫶🏼
@NarindraRak8 күн бұрын
Tsy Tiko ka.
@onjarazafindrakotoo6 күн бұрын
Tsy voatery ho tiavina anie e 🥹 Leur route doit continuer. Mage 4 doit continuer d’exister 🫶🏼
@NarindraRak6 күн бұрын
@@onjarazafindrakotoo nga nisy nanontany hoe makaiza n'y routeny fa tsy Tiko fotsiny n'y anaovany azy e. Oadray
@onjarazafindrakotoo6 күн бұрын
@@NarindraRak pas besoin d’être aussi frustrée, misy moyen hafa hanehoana hevitra anie e 😂😂 bisous, bon dimanche! ✨🫶🏼
@NarindraRakКүн бұрын
@@onjarazafindrakotoo ohatran'ny mitapy, fa inona ny tinao teneniko hoe tena zéro tsy milay ve sa hoe inona.. ko raha tsy hoe maneho hevitra tsy mitovy aminao Dia hoe frustré... Mitapy
@onjarazafindrakotooКүн бұрын
@@NarindraRak non fa en même temps ça se voit hoe frustrée ihany ianao 😂😂😂 bisous
@AndrianiainaMichaelleRandresiv9 күн бұрын
🎧🎶🎤
@sfandryrabarivelo23239 күн бұрын
Toujours fidèle à leur ADN. Merci les gars ❤
@razafimandimbyjacky99069 күн бұрын
Ataon'zalahy mahita mihitsy izy izany an !!
@zoralanto99939 күн бұрын
Tsara❤
@ManovosoaMiaro9 күн бұрын
Tsara foana e
@ElieMasoandro10 күн бұрын
Siora eeee
@ManitraTcl10 күн бұрын
Tena mbl hafa ra Ken e. Fa paotsatroka ho an Titan. Samy faly
@DMitchel97 күн бұрын
Tsy misy hafa tsy izany ve e?
@ItaosyConnectart13 күн бұрын
hafa ihany ken
@nambininaamy669413 күн бұрын
otrany oe mbola an zoky micka mitendry fona mahita an titan mitendry
@Mikiavatargirl13 күн бұрын
Tsara feo be mintsy
@Fisakan13 күн бұрын
Like the vocal!
@SophieRAHOLIARISOA13 күн бұрын
Tena mahay be Bravo Toky 👍👏👏
@rabemandresy149714 күн бұрын
Mankafia foana e
@alainramani697215 күн бұрын
hafa ihany ny feon'i Ken
@tsioryrabs442115 күн бұрын
Ça va le vocal 🙂↔️✨
@elinahpignon335216 күн бұрын
Tiko bé nareo ❤❤❤🎉🎉 mankasitraka e
@velontsoarandriamanga946716 күн бұрын
Henjana ny précision an'ilay solo an'i Titan 🤟 Amin'ilay nankafizako azy hatrizay
@HamintsoaRAMIARAMANANA-k7o16 күн бұрын
Live mémorable🥰🥰 misaotra e
@alidoblack196516 күн бұрын
Ao tsara izy zany,
@AndrianiainaMichaelleRandresiv16 күн бұрын
🤘🤘
@AndrianiainaMichaelleRandresiv16 күн бұрын
🤘🤘
@LaSource-ir1wx17 күн бұрын
Milay e
@dodaromualdjuvanio243817 күн бұрын
tsara be 💝💝💝💝
@HardiMadagascar17 күн бұрын
M'lay e !! mankasitraka
@soamagi-ft9yb17 күн бұрын
Hatram n'y Faraniiiiii 🤘🤘🤘🤘🤘🤘❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏🙏
@nemaabdallah595017 күн бұрын
❤❤❤❤❤❤❤
@nemaabdallah595018 күн бұрын
Excellente voix merci
@ialisonfabien860118 күн бұрын
Eka lahy e ! Tane miagnatimo igny zay
@smmatana19 күн бұрын
mampahatsiaro ny fahazazako aty ity hira ity 😊😊
@AdamsAndriantseheno19 күн бұрын
Aiza ny te hiara-dia
@ViviAnne-p7s20 күн бұрын
❤❤
@ViviAnne-p7s20 күн бұрын
❤
@RinaMaminiaina20 күн бұрын
Mage 4 forever❤
@jamesratsimbazafy159521 күн бұрын
hatramin'ny farany eeee 🤘
@miramamp339723 күн бұрын
ça rappelle de beaux souvenirs😍😍
@RadoRavelo23 күн бұрын
Reveko ity hira ity, 😊
@EstherLalatina23 күн бұрын
Mlay fona ranga a
@rajoeliarisoaherizoandrian444724 күн бұрын
Ilay Bôtry koa aloha manao be eh ! hahaahha
@betsmteny459224 күн бұрын
Mlay fôn zalah! Mlay le vocal, fa manadino tononkira kely ftsn! Fa ao tsara le feo, aza manahaka Ken ftsn fa vômay ao tsara ra zay