Пікірлер
@GIOVANNARANDRIA-zq5no
@GIOVANNARANDRIA-zq5no 18 күн бұрын
Mahasambatra mihaino n'y hira voninahitra anie ho an Andriamanitra
@spciherybota6925
@spciherybota6925 3 ай бұрын
Tsara e
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 4 ай бұрын
@ainaratsisalovanina
@ainaratsisalovanina Жыл бұрын
Misaotra, mihaja tsara nanaovanareo azy, tsy simba ny fanahin’ilay hira.
@Magnelatra
@Magnelatra Жыл бұрын
Eo amin"ny Tompo tokoa no apetraka ny fitantantana ny fiainantsika! Hira mahafinaritra!
@lunaandrea2786
@lunaandrea2786 Жыл бұрын
❤❤❤
@spciherybota6925
@spciherybota6925 Жыл бұрын
tsara e
@raherihaja4663
@raherihaja4663 Жыл бұрын
mpanefa izao rehetra izao arak'izay voatendrinao
@thierrydelarica7006
@thierrydelarica7006 Жыл бұрын
tiko loatra , mankasitraka anareo
@fikalahy4176
@fikalahy4176 2 жыл бұрын
Mankasitraka feno. Mitsaitsaika mahafinaritra.
@mimisiku182
@mimisiku182 2 жыл бұрын
Tena tsara msaotra indrindra
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Mipololotra n'y talenta nomen'Andriamanitra. Mitraka n'y saina satria nandresy n'y Fitiavany. Isaorana n'y Anarany. Hitombo n'y finoana s'y n'y fanantenana.💓
@harisoarajaonah3880
@harisoarajaonah3880 2 жыл бұрын
Tsara loatra
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Ianao no mitondra @ n'y lalana hitondranao ahy Tompo o. Satria Ianao no mandahatra n'y eto an-tany. Mitoetra n'y finoako s'y fanantenako. Ianao no mahalala izay mahasoa. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Isaoranay Ianao Andriamanitra Tsitoha. Isaoranay koa n'y Anaranao. Matoky anao Aho. Tafafoha n'y fanahinay. Misaotra Tompo :-)
@ratefiarivelooliarijao9044
@ratefiarivelooliarijao9044 2 жыл бұрын
Tena tsara an!!! Misaotra!!!
@Letasona
@Letasona 2 жыл бұрын
Misaotra e
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Izay ratrantsika feriny. Isaorana Azy. Afaka mitraka. Mpandresy n'y Fitiavana. Omeny n'y talenta. Matoky an'Andriamanitra :-)
@tsitorandria8573
@tsitorandria8573 2 жыл бұрын
Tsara loatra!
@nofitinarabarisoa2808
@nofitinarabarisoa2808 3 жыл бұрын
Ndriiii...tsara ery 🎼🎼❤❤
@tsixtsix485
@tsixtsix485 3 жыл бұрын
Tsara
@rolandrazonarison4483
@rolandrazonarison4483 3 жыл бұрын
Antsonaléé , tena milay ilay interpretation. Misaotra rankizy a !!
@leilarakotoson9820
@leilarakotoson9820 3 жыл бұрын
Tiko be ny mihaino io hira feno fisaorana anAndriamantra lehibe io feno fahendrena, misaotra, Tompoko
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 3 жыл бұрын
27/08/21 Misaotra Bessa @ choix ny voix n'ireo mpihira surtout les 2 fa toa eo ihany koa i Bodo tsy dia ni-rouler ny "R" izy cette fois-ci! Merci pour la partage!
@sarahrasoanarivelo1882
@sarahrasoanarivelo1882 3 жыл бұрын
Tiko henoina fona ,mafinaritra b
@nandrianinavahinynyaina2929
@nandrianinavahinynyaina2929 3 жыл бұрын
Mahafinaritra e😍mahereza mandrakariva am asan’ny Tompo😍
@tinasoa3335
@tinasoa3335 3 жыл бұрын
Mitomboa fahasoavana tsara be❤️😍
@zoharilalaherman358
@zoharilalaherman358 3 жыл бұрын
tsara be! Mankahery e
@ainarak7256
@ainarak7256 4 жыл бұрын
❤❤❤❤
@irianaandrianalimanana7106
@irianaandrianalimanana7106 4 жыл бұрын
Tsara be! Voninahitra ho an'Andriamanitra
@herimanitraranaivonantenai8287
@herimanitraranaivonantenai8287 4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra
@andriamanirakabetsiharifid2579
@andriamanirakabetsiharifid2579 4 жыл бұрын
Tiako be
@andrianarisonnjato1667
@andrianarisonnjato1667 4 жыл бұрын
Izay hinoako ho fahasoavana Nokatsahiko hatrizay Ny fahasambarana notadiaviko Ny bitsiky ny foko ao Ny tsiky iainan'ny fisiako Ny hehy irian'ny fifaliako Nomenao ahy daholo izany Tamin'ny androm-pahoriako. Fiv : Hisaoranay ianao Andriamanitra Tsitoha Ny fanahinay izao Injao miainga, tafafoha Ny talenta avy Aminao Mipololotra tsisy fetra Hisaoranay ny Anaranao Amin'ny andronay rehetra. Misy namana nitsabo Nositraninao fony narary Nampiononinao teny am-pamohizana Sy tamin'ny ora nampijaly Nomenao saina mahay mitraka Tamin'ny fotoan'ady Ny fitiavanao nandresy Tsy mba folaka angady. Voa tsinampy kely ihany Ny finoana izay ananako Nefa dia ho ezahiko mba hitombo Izany ary ho tanako Izaho izay, ilay manantena Omenao valiny tokoa Amin'izay fiainako ho avy Matoky Anao aho ao am-po.
@candelyraj3790
@candelyraj3790 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra amin'ny tononkira tompoko
@andrianarisonnjato1667
@andrianarisonnjato1667 2 жыл бұрын
@@candelyraj3790 tsy misy isaorana e. sao mba tianao fa notsofiko sax ito hira tena tiako ito kzbin.info/www/bejne/gqOme5mqaLN8gpo
@eriktsilavo7895
@eriktsilavo7895 Жыл бұрын
Mankasitraka nizara ny tonony tompoko. Manonona ny fiadanana ho anao sy ny ankohonanao !
@andrianarisonnjato1667
@andrianarisonnjato1667 Жыл бұрын
@@eriktsilavo7895 fiadanan'ny Tompo aminao sy ny ankohonanao ihany koa.
@ainatianaravelojaona8414
@ainatianaravelojaona8414 4 жыл бұрын
matsiro be
@davelo778
@davelo778 4 жыл бұрын
Misaotra e...
@zorakotondramary7887
@zorakotondramary7887 5 жыл бұрын
Tsara be akia an,tena tiako