Miampy iray indray ny ravavany eto amintsika izany koa!!Ravalomanana ny voalohany dia avieo Rajoelina dia ity Maihol ity ny manaraka azy. Ireo kandidat ireo dia be resaka fotsiny fa tsy vonona tena hampandroso akory sady efa hita ny fomba fiasany fa tsy mahomby
@alainravonjy51336 жыл бұрын
Miandry anao izahay any amin'ireo Iles Eparses eto daholo ireo tafondronao, hiady isika.
@claudesolofo4226 жыл бұрын
tena mba marina ve
@pierrotolivierdieudonnerat5696 жыл бұрын
Le Projet du PDT MAILHOL a été conçu Selon le livre de 2 TIMOTHÉE chapitre 3 verset 16. ENGAGEONS NOUS ENSEMBLE AVEC LE PDT MAILHOL Pour CHANGER de VIE , et BATIR UN ETAT PLUS JUSTE , ACCESSIBLE, PROCHE ...VIVE LA PATRIE,
@sakaymena2096 жыл бұрын
Andraso eo i paolo am le fika ntaolo !!!!!
@landalokoko6956 жыл бұрын
Sûr Eh ! Mailhol +R8 Tonga dia vita Eh !
@rasolofomananajeanberchman11666 жыл бұрын
pastera mandray andraikitra e!
@tianahajajosoasethrandriam93686 жыл бұрын
As ce je devrais être là pour vous,la vérité isika no tompony ankora,reo no mila,mila isika gasy tsy ho rabirabiana ,fa isika no tokony handray andraikitra,mijereva ny nataony chinois,ny tsy faharentatsika sy ny fitiavantenany ireo mpitondra depuis 2009 no mampahantra antsika
@rosiovictorienfenolaza4196 жыл бұрын
fa toroteny ve ity sa conférence...politiky dia afa mihitsy fa ny fandrantany an'ny teny gasy @ lanjany aloa dia tsara
@randriamananapatrick28136 жыл бұрын
Misaotra indrindra pasitora, hafatra lehibe iny nataonao iny ary fahasahina mendrika ho tohanan'izay mahatsapa fa gasy amin'izao. Izaho dia manohana anao amin'ny foko sy ny heriko rehetra ka miataona antsika malagasy hanoana azy.
@tgffmatsimoandrefana30756 жыл бұрын
Misaotra anao Pasteur Mailhol fa namelona indray ny tena fitiavan-tanindrazana ho anay vahoaka tsy vaky volo
@tianahajajosoasethrandriam93686 жыл бұрын
Efa tonga ny lera hidirantsika ao tany kanana mino fotsiny ihany efa ampy izay ny nivezivezetsika tany an efitra
@tianahajajosoasethrandriam93686 жыл бұрын
Tsara aloha ny miady ny zoantsika malagasy na ny ivelany na ny anatiny
@genevieveissabhay44406 жыл бұрын
Mampatory toriteny i ra pasy
@rasoanirina12676 жыл бұрын
Sao dia mba presidents Python fa mbola tsy nisy fifidianana aloha hatreto an
Soyez tous rassurés , Peuple de bonne humeur et Foi, le DÉFI et COMBAT entre DAVID et GOLIATH sont déjà ENGAGÉS . Le processus de la LUMIÈRE a été déjà commencé par le Formulaire de la pétition signée par peuple Malagasy de bonne volonté et foi. A travers cet processus , la parole de l'ETERNEL nous a été déjà révélée en LUC chapitre 12 verset 32 " DO NOT BE AFRAID , LITTLE FLOCK FOR YOUR FATHER IS PLEASED TO GIVE YOU THE KINGDOM. ...PRAISE THE LORD...THE CLOUD LOOKED LIKE FIRE. VIVE LE CHANGEMENT DE VIE pour UN ETAT ACCESSIBLE et PROCHE et plus JUSTE..VIVE LA NATION MALAGASY . ENGAGEONS NOUS ENSEMBLE AVEC LE PDT MAILHOL qualifié d'être un HOMME D'ÉTAT PROGRESSISTE Leader en AFRIQUE, doté d'une Sagesse divine , Connaissance et Intelligence Spirituelle inébranlable et incorruptible.avec ce projet LUMINEUX très SMART car ce projet est articulé autour des plans à savoir ( SÉCURITÉ SÛRETÉ QUALITÉ et ENVIRONNEMENTAL )
@elvisdauphin92206 жыл бұрын
Manaova koa fa aza manakiana fotsiny aminizao
@HarryTovo1656 жыл бұрын
TE HO VEDETY MITSY RAPASY..TE HAHAZO NY FON'NY OLONA MIALOHA NY FIFIDIANANA NA DIA FANTATRA FA ZAVATRA TSY HI VITA NO IBITABITAHANY.....MAPMÉ BÉ LÉ PASTERA ..KKKKKKKKKKKKKKKKKKK
@landalokoko6956 жыл бұрын
Harinjatovo Ravelonarivo akobouny poury ny vava ry alikan'ny Tgv ah !!
@HarryTovo1656 жыл бұрын
@@landalokoko695 aza romotra eee
@niniratsimba77046 жыл бұрын
@@HarryTovo165 TENA ROMBOTRA ILAY ZAZALAHY KA MANAO VAVAN 'ANDEVO IO VE NO ENTINY MAILHOL KOA TSY SAMY VERY RY ZAREO
@landalokoko6956 жыл бұрын
Harinjatovo Ravelonarivo hita fa voavidimbola ianareo ireo, misy eo ami'ny 10eo ianareo voakaramandrajoelina hamadika tanindrazana 😠 Tadidio fa 24000000 eo no Ho eo ny isany vahoaka malagasy fa tsy folo fotsiny. Lazao tsara ny deba la fa mbola hoavy ilay fotoana (fitsarambahoaka) Fa aza taitra fotsiny Nga vita mora ireny fanodinana harempirenena ireny. Ra Lula da sylva ary migadra amizao, nanodina volambahoka 😒
@niniratsimba77046 жыл бұрын
@@landalokoko695 IZAHO TSY RAJOELINA ARY TSY HIFIDY RAJOELINA KA AZA MITENITENY FOANA IANAO MIRAKAMINY PASTEUR MAILHOL TSARA IZANY MIARA MIAKATRA ANY AN DANITRA IZANY IANAREO👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍
@scorpion37096 жыл бұрын
Omen'Atra anay maimaimpona zany Iles Eparses zany...tsy mila anao akory, Atra no efa miady ho anay.
@scorpion37096 жыл бұрын
Ataovy aloha ry Pasitera ze ahatonga ny olona ho tonga any amn fanjakany Lanitra a. Diso adiresy ihany ianao Pastera a, fa voasoratra we KATSAHO ALOHA NY FANJAKANY LANITRA DE HO TONGA AMINAO ZANY REHETRA IZANY. Iles Eparses ????.... Ze iraka nampanaovin' Atra anao aloha atao, fa aza manao mpaminany SANDOKA
Nini Ratsimba akobony poury ny vava ry alikan'ny TGV AH
@niniratsimba77046 жыл бұрын
@@landalokoko695 TENA HITA NY MA ANDEVO BE ANAO OLONA AMBANY DEVOLY BE OTRANAO VE NO ENTINY MAILHOL SAMY VERY HIANAREO
@diannalavignelavigne89336 жыл бұрын
Efa hataoko dieny zao ny soniako Ms Paolo fa manaik ny haka io nosy ntsik io, Sao za maty fao atoa2to mb misy anjarantsoniako @ fitakiana ny nosindrazako hoany taranako afara agn
@diannalavignelavigne89336 жыл бұрын
Misaotra anao zahay pasteur @ fasahianao
@elianee28876 жыл бұрын
merci pasteur Tompo onba anaw mandrankariva mila anaw firenena malagasy
@beanajima29446 жыл бұрын
😂😂😂😂sairanini pasteur reto vaza reto manao any le ecouteur kkkkkkk tiko be alo ty pasteur ty kkkkkk fier d'être malgache
@HarryTovo1656 жыл бұрын
TENA MAPME ....😂😂
@landalokoko6956 жыл бұрын
Mbolo tsy hy hihomehy ianao rehefa lany filohanao izy
@HarryTovo1656 жыл бұрын
@@landalokoko695 MANDINIHA TSARA...tsy ho FILOHAKO MANDRAKIZAY itony MPANDAINGA TONY
@landalokoko6956 жыл бұрын
Aleoko maka andrapasy na Ravalo toy izay ilay dj mpamotika firenena s'y mpangoronkarena
@tianahajajosoasethrandriam93686 жыл бұрын
Mihomeza ianao fa angamba ianao binationaux,nefa tombotsoa kely azonao any parata fa ny azony ao 10009090000/0ariary trondro pétrole,ary ireo harena zay tsy hainao
@HarryTovo1656 жыл бұрын
@@tianahajajosoasethrandriam9368 misy ho anao nga zany..Manofy atoandro kkkkk
@lindseysoa51436 жыл бұрын
Olo mpivavaka nanjary nanaraka fitiavantena sy fitiavankarena eranan'izao tontolo izao hoavy marina farany eee fa mivoaka daholo ny zavatra voalazan'ny Baiboly alohany hiaviany farany dia efa izy zao ny olona natokana hitantana ny zanak'ondry hiditra @Fanjakan'Andriamanitra dia nanjary nanaraka ny fitiavambola sy harena eto antany maherza ry mpino fa famantarana lehibe ohatra lehibe izao hitanareo izao.
@priscaary53146 жыл бұрын
merci le.manao etsy pinona an ,
@jocelynrakotomanana82526 жыл бұрын
Bon à rien👎
@EDDA-Rve6 жыл бұрын
Enfin l'Afrique se réveille ,ont est avec toi président mailhol le combat s'avère rude mais on va la gagner cet guerres car c'est une guerres spirituel vérités contre mensonges lumière contre l'obscurité on est avec toi jusqu'à la bataille final. vive 🇲🇬 madagascar libre et fort 😘
@lilaletessier14856 жыл бұрын
Any vohimasina tanana ny raiko de veloma koa ambalakely.
@sakaymena2096 жыл бұрын
tapatapaka ny amortisseuran-drajao raha tratran'izany.
@sakaymena2096 жыл бұрын
Drayyydrayydray! aoka fotsiny nama a! raha ry rajao sy ry fozakely,..... no tratran'izany an!!!!!
@sakaymena2096 жыл бұрын
Lelikeeee, minantssss! tena maherifo mihintsy ity an.
@gardenstate88716 жыл бұрын
Tena manana andriamby ty pasitera ity
@haingoandriantsoalaza32706 жыл бұрын
Traikefana ampafolokare.a
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
B R A V O PASTEUR MAILHOL MANOANA ANAO 2OO % HO TONGA SOMATSARA @ IO TOERANA IO ENAO ANAVOTRA RETO VAHOKA MANALA NY JIOGA NY FAHATRANY BA AHITANY NY SO EO @ FIAINANY OKA SAMY ISAINA TSIKA MALAGASY MANOLONA ZAO FILETEHANY FIRENENA AO @ HITROKITROKA TENA LALINA SY MAIZINA .
@gardenstate88716 жыл бұрын
OK tonton
@LeoncineZandrynirinamarie6 жыл бұрын
Enganie.anao.parteur.itondra.firenena.
@ibrahimparfait40646 жыл бұрын
Mafinaritra b le hevitra eh!
@gardenstate88716 жыл бұрын
Yes we can
@gardenstate88716 жыл бұрын
Lasa izao raha tsy mibolisatra
@dedeakamaakama67616 жыл бұрын
Ratsy Nisy secte tany mada efa lasa musulman tsika gasy
@harivelofalimananalova25416 жыл бұрын
Lasa zao! tsy mipody koa!
@kalootsara2626 жыл бұрын
Mpitondra fivavahana miozona @ razana !?! (eo @1'34min) Kristiana ve izany ?!! ry vahoaka manam-panahy afaka mahatakatra sy mandinika, mba fantatrareo ve ny hevitr'iny peratra 2 goavam-be eny @i Paolo iny ? facebook.com/JesusChrist.TV/videos/un-sorcier-qui-vend-des-bagues-magiques-aux-faux-pasteurs-pi%C3%A9g/428601690888739/
@kalootsara2626 жыл бұрын
rehefa tsy izao no hitanareo ny effets-ny dia ho hitanareo ao aoriana kely ao. Aza mba mandray na alaim-panahy hikitika ny tànany akory ianao sao tsy tafala aminy intsony. Mitandrema ry Kristiana havana !!!!