Le bon combat pour Madagascar
10:54
6 жыл бұрын
Vonjy Razafitsifa   Malagasy
4:27
6 жыл бұрын
MANINA AZY
4:16
6 жыл бұрын
HIRA
3:17
6 жыл бұрын
SOUKKOT 2017
27:38
6 жыл бұрын
HATRAIZA ANDRIAMANITRA
0:33
11 жыл бұрын
VTS 01 0
0:36
11 жыл бұрын
Vonjy Razafitsifa - Jesus I know
3:41
Пікірлер
@tangala4103
@tangala4103 6 ай бұрын
Ndryy ry fahazazako eh😘😍tiako ery miandry anito hira ito amn télé rehefa avy mianatra😥❤️
@jackyrakotoarivony9738
@jackyrakotoarivony9738 8 ай бұрын
Amen
@TinamalalaStephanie-hh8mi
@TinamalalaStephanie-hh8mi Жыл бұрын
Mety
@ornellahaingo2573
@ornellahaingo2573 Жыл бұрын
Ripaka total zh 🤣🤣🤣🤣🤣 merci vonjy 🤣
@prosperandrianilana3521
@prosperandrianilana3521 2 жыл бұрын
Mafinaritra ny mijery ary manana talenta tokoa ianao. Satry foana ny mijery filaolaonao. Mankasitrala Vonjý a
@supriadi7541
@supriadi7541 2 жыл бұрын
Mirip org indonesia km.
@fandresenaraharijaona9448
@fandresenaraharijaona9448 2 жыл бұрын
Nisy tantara mitohy ahatadidiavako an'ity hira ity, inona moa ny lohatenin'izy iny azafady ?
@promobile1819
@promobile1819 2 жыл бұрын
Quel talent Vonjy ah! Mahafinaritra mihitsy, bravooooooo❤️😍
@trambelon1117
@trambelon1117 3 жыл бұрын
Tena bravo fa tsy aritro. Tena mahay e
@praz2683
@praz2683 3 жыл бұрын
Hahahahhhh.... châpeau bas Vonjy pour ton talent!!!!
@francklinulrich2304
@francklinulrich2304 3 жыл бұрын
tiako be...
@rolinebanezy2399
@rolinebanezy2399 3 жыл бұрын
I Tantine koa mampiomehy Taitra kely t@ anarana Mahafinaritra aloha e
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 3 жыл бұрын
Mankasitraka tadidiko tsara inty hira ty mankafy Hatrany 😍
@Just___Louane
@Just___Louane 4 жыл бұрын
Misy olona tsy voatery tantine fa dia mi casser morale otrany io mintsy franchement
@Rbatseba
@Rbatseba Жыл бұрын
Tena zany mitsy, surtout n'y rafozana le sarotiny ireny
@soamalala5857
@soamalala5857 4 жыл бұрын
Ts ilaozan tantine 1 otranio mints ao @ fianakams mampte hanompa b ndrai2 😁,merci Vonjy Raza👏🏻
@carinnasam6531
@carinnasam6531 4 жыл бұрын
Une vrai commedienne super Video message a toutes les tantines reflechissez 7 fois avant de parler.
@lahatramampionona7359
@lahatramampionona7359 4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Vonjy a! Anisan'ny mpanakanto hankafiziko ianao na eo @sehatry ny mozika na eo @filalaovana horonantsary! Mirary soa hatrany dia miandry ny vokatra hafa indray izahay
@Fanilo_Niaina
@Fanilo_Niaina 4 жыл бұрын
Miteny foana tantine Tohizo fa tsara be .
@narindraniainarolland7685
@narindraniainarolland7685 4 жыл бұрын
Salama tompoko .mb afaka alefa complet ve tompoko l film f ef ela b za nitady anio .
@fenomilanaivoarilala6818
@fenomilanaivoarilala6818 4 жыл бұрын
HIra, Kitan'ny paradisa
@tojoandrianarijaona6571
@tojoandrianarijaona6571 4 жыл бұрын
Miarahaba . Aiza kay no mety ahitana an'ilay film? Misaotra tompoko
@alainraz7914
@alainraz7914 4 жыл бұрын
Avril 2020 ??
@ketakarasoa9054
@ketakarasoa9054 4 жыл бұрын
Tiako foana
@ericraharimanarivo4210
@ericraharimanarivo4210 5 жыл бұрын
11 10 1019 Mbola mihaino an'ity hira ty aho,,mbola tsy leo,,fa tiako loatra,,mankasitraka Vonjy
@radiodonboscomedia4972
@radiodonboscomedia4972 5 жыл бұрын
Tsara be
@jocelynmtndcc2262
@jocelynmtndcc2262 5 жыл бұрын
mahafinaritra vonjy a! tohizo hatrany
@Zaken077
@Zaken077 5 жыл бұрын
shalom ! tsy hitako izay ifandraisan'izao amin'ilay atao hoe Fetin'ny Soukkot ao@ Torah ka , fitsangatsaganana Kristiana izao fa tsy Chanoukkah mihitsy re e !
@fidyfidydgcf7199
@fidyfidydgcf7199 5 жыл бұрын
tsara Andriamanitra aza mahafoy Azy
@ratovoarivonynambinintsoas4299
@ratovoarivonynambinintsoas4299 6 жыл бұрын
misy version anakiroa v sa za no diso, ohatran'ny ts otran'zany no nandrenesako an'ity hira ity taloha, sao mb misy an'ilay taloha svp, misaotra indrindra
@valeriejulie4658
@valeriejulie4658 4 жыл бұрын
misy version mihitsy fa le taloha no tsara kokoa
@ainatonya4290
@ainatonya4290 6 жыл бұрын
Io le hira efa nangatako tamin i Vonjy fona .Merci e
@bahagiacinta6066
@bahagiacinta6066 6 жыл бұрын
Zay vo itako ty ira ty, Tena tiko b,. Tiko ira ito, atsiarovako n dadako😭😭😭
@sombiniainarosalie7080
@sombiniainarosalie7080 6 жыл бұрын
tena tsar eh!!! mbola betsa ny hiranao no tsy ato!
@fenomilanaivoarilala6818
@fenomilanaivoarilala6818 6 жыл бұрын
Kintan'ny Paradisa
@mireilleherindrainy2458
@mireilleherindrainy2458 6 жыл бұрын
ndriiii!!!! Marina zany!!! hafa iany Dada
@mireilleherindrainy2458
@mireilleherindrainy2458 6 жыл бұрын
tiako lotra!!! mankasitraka anVonjy razafitsifa!!!
@christianfredericjean2857
@christianfredericjean2857 7 жыл бұрын
Dieu est éternel