Zao vao hitako ny tarehinao "Narisoa".Mbola tsy tara e! Tsy mba nanana tv moa tamin'izany🤭 Mbola kely aho nefa aho dia efa tia ity hiranao ity. Fahatsiarovana betsaka no entiny rehefa henoina!!😍😍🥰🥰
@marierajoelisoanirina36562 жыл бұрын
Mbola tsara e
@TheGeorgette19542 жыл бұрын
Misaotra Tompoko fa rehefa mihaino n'y hiranareo Dia mahatsiaro n'y havany Tiana rehetra aty Tanindrazana e♥️♥️♥️♥️
@jeanninesobinson50002 жыл бұрын
Mahafinaritra. Tohizo hatrany
@jeanninesobinson50002 жыл бұрын
Tiako be
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Voromangam-pirenena. :-)
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mankasitraka 😘 kanto ery! :-)
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Tsara bé ! An'isan'ireo hiran'i n'y RAD Nay. Mankasitraka 😘🎤
@fanoelaandrianjohary38363 жыл бұрын
Tsara ilay Hira na arrangement na tonony
@andrealize13574 жыл бұрын
Tres belle chanson . Merci beaucoup
@merrasoa83274 жыл бұрын
Tsara be ary mbola afa ihany
@arseneantananarivo91954 жыл бұрын
Mahafinaritra foana io hira io sady vo maika nohatsaraina ny arrangements sy ny raki-peo misaotra
@raphael-ixradimbisoa69384 жыл бұрын
izany ny andron'ny taona 90: interpretation no nalaza fa tsy karaoke
@androziixmusic5 жыл бұрын
KANTO E! merci.
@androziixmusic5 жыл бұрын
MBOLA MITANA MIHITSY NARISOA AN! KANTO DIA KANTO ILAY HIRA