Je remarque que les armes utilisées par ses bandits : le mac 50 et le AKMS sont des armes en dotation officielle dans la Gendarmerie Malgache. Comment ces bandits se sont procurés de telles armes???? Mystères. C'est comme si en France on attrape des bandits et on retrouve sur eux des famas et des sig sauer de la gendarmerie , ce serait du plus mauvais effet.
@didierratsiraka9162 жыл бұрын
4:39 en revanche quel intérêt d'attacher un sujet déjà DCD ??
@xuli74934 жыл бұрын
tantarako mintsy ty 😭😭
@lhfa14685 жыл бұрын
👍👏🏻🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@fifalianalalainaandriambel97205 жыл бұрын
TGC ❤️❤️❤️
@universaltunes96065 жыл бұрын
sipakely io de ambanan'lah basy, tsy valahara
@jaonaandriam33275 жыл бұрын
Krismas krimas, le album Andro Malaza Pazzapa taloh iny koa nlay, pazzapa 3
@mariahaloma97676 жыл бұрын
Depute Charle mankasitrak tompoku
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Tsy tokony atao hampikorontana izany izay vokatra avoakan'ny HCC eo satria mino izao fa mitovy tamin'ny vokatra navoakan'ny CENI farany teo ihany ny vokatra hiseho ka miatso ny rehetra mba hanaja ny filaminana.
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Isika ve tsy leo korontana e,tsarovy fa tsy misy firenena mandraso miaina ao anaty korontana izany ,noho izany raha te handroso isika dia mila esorina ao an-tsaina izany korontana izany.
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Mino aho fa tonga any amin'ny mpanao politika ny hafatra tian'ny eveka hampitaina,tokony hajaina foana izany ny filaminana n'inona miseho satria tsy mahasoa ny firenena ny fisian'ny korontana.
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Efa natomboka ny fifidiana ary mila vitaina hatramin'ny farany satria ny tanjona dia ny ahazahoana filoha,anjaran'ny filoha indray avieo ny mandamina ny rehetra,amiko tsy vahaolana ny fanafohanana ny fifidianana.
@juliemaillot64916 жыл бұрын
Ka iza no tiany ireto candidats tsy lany ireto hitondra e, bonne question 😏😏😏😏😏
@juliemaillot64916 жыл бұрын
Tsy misy confiance Ceni intsony ny vahoaka raha tsy mitohy eo valiny fifidianana 🙄🙄🙄🙄
Vita ihany ny fifidianana fihodianana voalohany,efa nanao ezaka maro ny CENI mba nisian'ny mangarahara tamin'ny fifidianana ary tokony mbola hametraka fitokisana hatrany amin'ny CENi isika amin'ny fifidianan fihodinana faharoa.
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Hitan'zareo fa hanao 2em tour izy dia mosy notsohany ny fitoriana satria izy ihany ny voamafy eo raha sanatria misy ny korontana,efa manomana sahady ny fifidianana fihodinana faharoa izy ireo ka aleony nisitona ny fitoriana.
@odettelisinirina24586 жыл бұрын
fa inona reo camions be efa tonga reo ny commune fona no omena tsiny!nefa ny commune aza efa manampy ny SAMVA
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Efa nanazava ny CENI fa azo atao no manarina ny vokatra ka izay milaza fa tsy marina ny vokatra avoakany dia afaka hamarinina tsara izany mba hisian'ny mangarahara,ny olona anefa ireo kandida no tsy mety anao ilay fanamarinana,ireo kandida sasany mihitsy no tsy mazava.
@judithsofia46276 жыл бұрын
Fa naninona ary aho no nijery anareo, tena reraka be ...
@judithsofia46276 жыл бұрын
O ry Dreaming a, mba menatra, tsy nampoizina mihitsy hoe olona tahaka anareo izao no mitsitotongana tahaka izao, mahery marina ny vola. 7% ve dia mbola mitabataba ihany. Mba menatra e!
@kevinfotsiny93496 жыл бұрын
fa iza kay no tena voatarika amn manipulation politique eh?? tsy ianareo??
@kevinfotsiny93496 жыл бұрын
fa maninona no atao camera cache ilay fakana ny mpanao gazety adva anareo nefa ianareo ao amn tranonareo eh?? efa tsy misy miaino tsony nareo fa raha za nareo mangina amzey fa mampalaelo be
@parole53006 жыл бұрын
Ireto Hvm Ireto izany dia olona lany henatra e! Ialahy isany no nanao lisim-pifidianana , ialahy isany no zatra mpizara vola nefa ialahy isany mamo indray no miantso polisy ! Milaza azy ho fetsy nefa tena vendrana ! Efa ela no fantatra fa nankahalan ny vahoaka ny filohan ialahy isany nefa mbola nikiry biby ihany nilatsaka. Izao afa baraka tanteraka
@judithsofia46276 жыл бұрын
Eh menatra ry Manga, inona no loko ry dreaming a? Mamangy amin'ny fahoriana e
@rabarimalalajuliesandra94696 жыл бұрын
tena mahay aloha enao goth miaiky mihintsy za
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Filaminana tokoa no ilaina amin'izao fotoanan'ny fifidianana izao,tokony hifidy ampilaminana ny rehetra,mananentana ny rehetra mba hilamina satria tena zava-dehibe hoan'ny firenen-tsika ity fifidianana ity.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Raha tena te hampandroso ity firenena ity tokoa isika dia mila manana fitoniana fa sarotra ny mamaha olana ao anaty korontana,mila miara-miasa amin'izany isika fa sady mahasoa antsika izany no tombotsoa ambonin'ny firenentsika ihany koa.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Ankoatra ny SAFIDY dia efa maromaro ihany koa ireo mpanara-maso ny fifidianana, hinoaka fa hizotra am-pilaminana tsara ity fifidianana ity, azo antoka arak'izany ny fahadiovany sy ny fangaraharany.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Mino aho fa samy efa nijery ny anarany tao amin'ny lisi-pifidianana avokoa ny mpifidy mialoha an'izao fifidianana izao ka tsy tokony hisy intsony ny olana hoe tsy voasotra ao anaty lisitra!
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Même les pays étrangers nous aident en ce qui concerne le procéssus de l'élection car ils savent l'importance de cette dernière pour notre pays.Madagascar a besoin d'un dirigeant pour servir les peuples Malgache mais non pas se servir lui même afin de mettre fin au pauvreté c'est pourquoi beaucoup des électeurs sont appellés aux urnes.
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Resi-lahatra tamin'ny zava-bitan'ny filoha Hery Rajaonarimampianina ny vahoaka,betsaka ny ezaka vitany teto amin'ny ka mbola mendrika miverina mitondra izy,izy ihany no azo atokisana hitondra fampandrosoana.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Velom-panantenana ery ny vahoakan'ny Manandriana raha nahita ireo làlana namboarin'i Rajaonarimampianina fa tsy ho very anjara ihany koa izy ireo amin'ny fanamboarana ny làlana izay tapaka ao amin'ny tapitànanan'ny Manandriana!
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Tsy nitsahatra nioty ny vokatry ny asa vitanao zahay vahoaka Andriamatoa Rajaonarimampianina, hanohana anao hatramamin'ny farany izahay , tsy afaka hiala amin'olona nahitanay soa izahay!
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
fandrosoana no tadiavina ka mila olona vonona hampandroso isika,ny kandida laharana faha 12 ihany no hita fa vonona hitondra fampandrosoan atreto ary tokony ho tohanana hatrany izy satria hita tamin'ny ezaka vitany dia hita fa izy ny kandida tena vonona hitondra fivoarana hoatsika.
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
rariny raha vitsy ny nanatsika ny fivoriana ,ny MAPAR variana mamafy lainga eran' i Madagasikara ,hita hoe tsy rarahiny zareo intsony ny mahaoa ny firenena fa ny azy ihany no mahamaika azy,hita hoe tia tena ka tsy tsara omena toerana ambony eto amin'ny firenena intsony.
Volamena latsaka am-bovoka ireo fotodrafitr'asa natsanganao tao Vangaindrano tsy avelan'ny hasina tsy hamiratra Andriamatoa Rajaonarimampianina, tsy mahasarona ny fivoarana nentinao teto amin'ity firenena ity ny fanaratsy miely momba anao!
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Anisan'ny tsy very anjara i vangaindrano fa dia notoloran'i Rajaonarimamîanina fotodrafitr'asa ihany koa toy ny lapan'ny Fitsaràna vaovao ao Ampasy, ny trano fandidina ao amin’ny CHRD Vangaindrano-Be, ary ny « Gare routière » , sarotra hoan'ny mponina ao ny hanadino ny olona nahitan'izy ireo soa!
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Tano marina ny hazo fa sarotra no mila,filoha Hery ihany atreto no hita mami-bahoaka satria izy ny atokisan'ny fa hamaly ny filany izy ireo,sady olona mahay izy tia manray andraika,olona toy izany no ilain'ny vahoaka amin'izao fa tsy mila olona be resaka ohatran'ny kandida sasany.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Resy lahatra Zato isanjato ny amin'ny tetik'asanao ny vahoka Andriamatoa Rajaonarimampianina, toeram-pianarana mitentina 4300 sy CSBII mahery ny 250, tsy mbola nisy nahavita an'izany teto amin'ity firenena ity.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Ianao irery ihany no tena ananan'ireo mopamatsy vola fitokisana indrindra ka noho izany ianao irery ihany no azo antoka fa hahavita hampandroso ity firenena ity.
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Ny mampiavaka ity kandida laharana faha-12 ity dia izy tsy be resaka nefa mahavita zavatra,aza vita no hifampitsarana fa tsy izay rehetra milaza hampandroso dia hinoana avokoa;izay ihany atreto no hita fa kandida vonona hitondra fampandrosoana.
@florineabb69326 жыл бұрын
Pffff ratsy be ny geste no betsak
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
12 tena tsy izy pamadika
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Na dia misy aza ny mpanakorotana tokony tsy atao mahasakana ny tsy hirosoana amin'ny fifidianana izany,aleho hanakorotana izy hanakorotana fa rehefa itan'izy ireo fa tsy mahomby ve izy tsy hipetraka ihany ny farany.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Efa tsy takona afenina fa manao ny fomba rehetra mihintsy ry Naivo Raholdina hisarihana ny vahoaka hifidy an'i Rajoelina, mino koa aho fa izy no ao ambadik'izao fanakorontanana ny fampielezan-kevitry ny kandidà N12 izao, na misy nefa izany dia tsy hahafafa an'ireo fotodrafitr'asa sy zava-bitan'i Rajaonarimampianina. "Le meilleur reste toujour le meilleur"!
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Mety hadisoantsika mpifidy koa anie indraindray ny tsy mahatomombana ny lisipifidianana nefa dia ny CENI foana no mahazo tsiny eh! mahatsara zavatra ihany aloa izao antso nataon'ny CENI izao eh!
@andriatsitohainaannie61716 жыл бұрын
ievotrevotra oaiza lery ty ee? Ts mis ilavana an la lty ee,
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Ry Rajoelina te hifidy ny lohany nefa matahoatra ny masony, putschiste tsy mahazaka demokrasia, matoa migafy ny propagandin'ny sasany dia tsy matoky tena zany eh mbola matsapa voatsindry!
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Izay ilay hoe tsy takona izay tsy ho hita ,mazava izao fa karamaina daholo ireo manitrika ny fampielezan-kevitra ataon'i Andry Rajoelina,milaza fa mami-bahoaka nefa hay mifona zavatra hafa ilay izy ,dia ny tena no menatra,samia tonga saina ry vahoaka fa olona toy izany ve dia ho mendrika ho filoha.