Qui peut donner les parole de cette chanson en français please
@ahmedyoussouf48716 ай бұрын
La belle époque des vrais chansons
@sahondrarey-vignau20717 ай бұрын
Ndriii😢
@deranirinamidera39799 ай бұрын
Mlay rangah an
@luciennehoareau235410 ай бұрын
Tsy lefy mihintsy zany hira zany j'adore ❤
@lolipopstar406511 ай бұрын
Atsiarovako ny brochette sy ny toaka gasy ,la biere tamizany 😂😂
@lolipopstar406511 ай бұрын
Taminy fahztanorako tsara zany
@saz008 Жыл бұрын
Hainy mamako magnaraka hira Ty ay 😁 ,
@ZittaFrancia Жыл бұрын
Io hira io tena tiako nanomboka izaho classe de 4ème, nampianatra fiainako.
@lonlonpow1039 Жыл бұрын
Da tiako 💖
@rijatahina332 Жыл бұрын
Mankasitraka zoky be Ejema a! Tany Ambanja izahay tamin'izany (1993)
@MendrikaLavorary-gp9lr Жыл бұрын
❤❤❤
@rijatahina332 Жыл бұрын
Mampahatsiahy ny taloha. Misaotra zoky be Ejema.
@rijatahina332 Жыл бұрын
Ahatsiarovako ny fiainanay tany Ambanja tamin'izany.
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Mbola holy.
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Embona.
@ainarandriamamiarinala-tg4ne Жыл бұрын
2023 tena mbola mihaino azy za❤
@pierrotraphaelpierrot42952 жыл бұрын
Ny fahazazako
@bakolinirinafanjahortensia80542 жыл бұрын
♥️
@jean-pierrerakotonandrasan19282 жыл бұрын
Tsara fa n'y original le taloha tam cassette no tena tsara
@floretteedmond78642 жыл бұрын
🥺😥😢
@radomananamomota94452 жыл бұрын
Tsara foana
@playlistmiam2 жыл бұрын
Ahatsiarovako soavaly de bois ty hira ty de atolotra ho an lay olona manao mangamanga
@chachanirina71502 жыл бұрын
J'aime beaucoup cette chanson
@elienlidohirmance93212 жыл бұрын
Les bonnes Vieux musique çà fait rappeller les bonne vieux époques
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
❤️
@herynirinaratovoarison79842 жыл бұрын
raha mba fantatrao mantsy malala tebiteby isan'andro mahazo ny akama e e raha oviana ihany, eny sa tsia ? raha ny fitiavako anao no aposako indray mbola tsisy fiovany vao maika mitombo ô ô ô mila handrotra a a sahirantsaina aho ô ô ô cheri e, aza ela fiavy sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana ô ô ô malala e, fodipodiana mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty Mahita anao fôna, isan'andro isan'andro ô Mahatsiaro anao, ka lasa adala aho Mihevera ra, fa samy mpandalo ô ô ô ô ambor'ategna rô ô ô ô cheri e, aza ela fiavy sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana ô ô ô malala e, fodipodiana mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty ô ô ô cheri e, aza ela fiavy sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana ô ô ô malala e, fodipodiana mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty
@Mazongo52 жыл бұрын
Ndriiii., mankasitraka indrindra eh
@khadijahgarcia95692 жыл бұрын
😭😭😭😭😭mandriam-piadanana vadiko ,ingy eeee
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
😂🤓😻😹🤩🤪😋
@bolablanche81662 жыл бұрын
Sonerie mo tlph
@rambeloarisonjaneroberta3853 жыл бұрын
2022❤️
@coulimanantsoa70tana3 жыл бұрын
merci tsar b hafa ihany ny tompony hira
@DadaRabe73 жыл бұрын
Tsara loatra
@christianrakotondrazafy20033 жыл бұрын
Ahatsiarovana an Manaratsandry Marovoay rehefa hijinja vary.
@laurnarichardson79493 жыл бұрын
50 pour ce100 @.hira io kara la vie naka à Zaho 16 ans
Ela e, Ho lava andro iaignana e! Ahatsiarovako antsika niaraka nagnafana propagande Présidentielle 1994 ou 1995, banlieue de Tanà, vers route de Majunga. Niarahako tamin'ny groupe Ejema, sy ireo mpiasan'ny ministère de la santé.... souvenirs be