Рет қаралды 1,041
matvonline
Ratsy fanombohana ny Makis de Madagasikara nandritra ny andro voalohany amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika. Mbola tsy afa-bela tamin'i Zimbabwe indray ny Malagasy izay resiny tamin'ny isa mazava 57 no 22.