04 Tsy Ferana - Dama & Erick Manana

  Рет қаралды 4,427

Hira Gasy

Hira Gasy

Күн бұрын

Artistes: Dama & Erick Manana
Album: Deux Voix Deux Guitares
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 2014
song list:
1. Raha Mba Nanan'elatra
2. Mbola Ho Avy
3. Zaza Sary
4. Tsy Ferana
5. Velo
6. Malok’ila
7. Farakely
8. Ratranao No Feriko
9. Ity Ny Foko
10. Ny Hefitrao
11. Sao Heverinao
12. Tsiky Malefaka
Misy fitia tsy mety maty
Fa mifikitra ao am-po e
Hodian-tsy hita mankarary
Alevina tsy mety lo
Totofana vao miha-mitsiry e
Ilaozana manangatra a
Injao fa re mangirifiry
Nefa ianao tsy tazana
Salovanao mandindona a
Fitiavako anao tsy ferana e
Maditra tsy hay lembenana o
Mandoro raha kobonina
Fitiavako anao tsy ferana e
Maditra tsy hay lembenana o
Mandoro raha kobonina
Ny lalàna nizorantsika
Anefa ity tsisy hirika
Fa lalàn-tokana izy ity
Ny vavahady rindrina
Ny fo mitempo sisa reko
Izy tsy mety mionona
Tsy te-hahalala hoe hatreto
Misy tsy azo ihoarana
Mitia tsisy tahotra
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana o
Mandoro raha kobonina
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana o
Mandoro raha kobonina

Пікірлер: 1
@harishue
@harishue 3 жыл бұрын
👏👏👍 tsara eh. ❤️💙💜💗
02 Mbola Ho Avy - Dama & Erick Manana
5:20
Hira Gasy
Рет қаралды 9 М.
08 Ratranao No Feriko - Dama & Erick Manana
5:55
Hira Gasy
Рет қаралды 5 М.
Running With Bigger And Bigger Lunchlys
00:18
MrBeast
Рет қаралды 19 МЛН
Фейковый воришка 😂
00:51
КАРЕНА МАКАРЕНА
Рет қаралды 7 МЛН
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 78 М.
01 Raha Mba Nanan' elatra - Dama & Erick Manana
6:35
Hira Gasy
Рет қаралды 9 М.
Erick Manana, Dama & MADAkous perform "Zakeliny Mama"
6:18
madakous
Рет қаралды 3,9 М.
Alako
5:27
Fenoamby - Topic
Рет қаралды 188 М.
MIMOZA Dama & Hanitra MAHALEO 20ème ROXY
3:23
MAFYBE61
Рет қаралды 26 М.
05 Velo - Dama & Erick Manana
3:55
Hira Gasy
Рет қаралды 4,9 М.
Raha mba nanana elatra
6:01
MrKazamoyo
Рет қаралды 933 М.
07 Farakely - Dama & Erick Manana
5:45
Hira Gasy
Рет қаралды 2,6 М.
12 Tsiky Malefaka - Dama & Erick Manana
5:25
Hira Gasy
Рет қаралды 4,9 М.
ESKO - Папа қасыңда (Mood Video)
2:23
ESKO
Рет қаралды 232 М.
연준 (YEONJUN) ‘GGUM’ Official MV
2:44
HYBE LABELS
Рет қаралды 9 МЛН
Adil - Қызым | Official Music Video
3:39
Adil
Рет қаралды 2 МЛН