10 10 2020 FANDAHARANA MANOKANA TOAMASINA

  Рет қаралды 5,674

MBS TV

MBS TV

Күн бұрын

10 10 2020 FANDAHARANA MANOKANA TOAMASINA IARAHANA AMIN'I ME HANITRA RAZAFIMANANTSOA SY NY SOLOMBAVAMBAHOAKA FIDELE RAZARA PIERRE

Пікірлер: 51
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 3 жыл бұрын
FALY2 BE TANÀ MAHITA NAREO DAHY TENA MAVELOMBOLO EEEH ARY HO TAHIAN'ANDRIAMANITRA IANAREO @ FITIAVANA NY VAHOKA MALAGASY !!! AZA MANAIKY MIHITSY FA TENA GRAVE BÉ IZY ITY !!!
@ngedabe2515
@ngedabe2515 4 жыл бұрын
Colas = T'es un Destructeur aujourd'hui, demain prépares-toi à subir le Revers de Médailles. OK.
@antoinetterazafitseheno3674
@antoinetterazafitseheno3674 4 жыл бұрын
Tena ampamaoka b ty an ! Menaka sy vary norobaina tao @ TIKO , zany le vary amidy mora t @ Tetezamita , tena mpandoba reto Foza reto an !
@dood587
@dood587 4 жыл бұрын
Droit commercial? -1: fa ny "TIKO" ihany angaha no ORINASA ao anaty seranana TOAMASINA ? sa mbola tsy vita ny FANDROBANA sy FAMOTEHINA t@ TETEZAMITA !!!
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 жыл бұрын
Mbola hitohy ny fadrombana ny entena sasany efa lasany mauriasianina
@nalisoarajerison2172
@nalisoarajerison2172 3 жыл бұрын
Efa nazava ny voalazan'ny CFM fa samy hafa ny resaka onitra sy ny resaka hetra!fa efa zatra ny lalan-dririnina tamin'ny fitondranareo dia mbola mitetika ny tsy handoa hetra ihany!Meteza mba hanara-dalàna e!Haloavy hetra.
@patrickrafalimanana253
@patrickrafalimanana253 3 жыл бұрын
Makasitra fa tena mafinaritra be e .tena fali ten fali zahai aty apita mahit anarw andrarezina . toizo Del kely a.sur Hanaitra tsoro mihtsini ten marina merc merc
@gasytezitra8909
@gasytezitra8909 3 жыл бұрын
Ndeha hitodika kely etsy Afrika isika: raha mampitaha ireo zanatany frantay sy anglisy ianareo dia ahita fa ny zanatany anglisy dia afaka miarin-doha ka mandroso fa ireo zanatany frantay dia MIFOTETAKA AMINY TANY DAHOLO, satria ny FISAINANY MIHINTSY NO NOPOTEHANY ARY NY OLONA AVELANY HITANTANA DIA NY MARIONNETTE-NY IRERY! Ny antony naha tafavoaka an’i Bagbo izay nampigadran’ny frantay aminy alalan’i Ouatara dia NY HETSIKIN’NY MPONINA NIADY HO AN’I BAGBO! Ny tianay ho tsipihina izany dia NY MALAGASY MIRAY HINA IRERY NO AFAKA MIHOTRA MIJORO MIADY MBA HIELANY AMINY ZIOGA AMPITONDRAIN’I DOMELINA AZY SATRIA TOHANAN’NY FRANTAY IZY, IZANY NO ASAHINY MISETRASETRA OATR’IZAO!
@blssolofo6126
@blssolofo6126 3 жыл бұрын
Mba tianay ho fantatra koa fa tsy mahazo ny fandaharan'i Fanirisoa Ernaivo intsony ao @ KZbin, sao dia mba azonareo adiadiana io azafady ?
@nalisoarajerison2172
@nalisoarajerison2172 3 жыл бұрын
Ho voaonitrareo ve ry Hanitra ny ràn'ireo malagasy notifirin'ny mpitondra tamin'ny 2009, tsy ho resahako ny 2002 izay mbola ianareo ihany koa no mbola tamin'izany
@herizoandrinirina5822
@herizoandrinirina5822 3 жыл бұрын
Tena mampalahelo ny zava-misy eto amin'ny firenena amin'izao satria ny vahiny no tena omena vahana eto. ary marina ny teninao Maîtra satria io hamehana io no fitaovana entinjareo tsy hahafanana manao hetsika hanoherana ny tsy mety hataony.
@gasytezitra8909
@gasytezitra8909 3 жыл бұрын
Ity misy indro kely aminy lazain’Atoa Razara Pierre: fahitanay manokana ity ary ianao moa Atoa Fidèle dia hisaorana satria manosika ny rehetra hamoaka ny heviny: tamin’ny fotoana nitondra ny filoha Ravalomanana anie niadana ny olona ary tsy nisy antony hanaovany izany mouvement populaire izany, tsy ampidiriko ao ireo petit bourgeois mpanao afera izay mbola manana lonilony @ny filoha Rav8, FA MERSENERA NIRAHANA, NOKARAMAINA ANISAN’IZANY RY ZAREO AMBANIN’NY TANANA NO NASAINA NANAKOROTANA SY NANDROBA NYTIKO, NY MAGRO, FANOMANANA ILAY FANDROBANA FAHAFOA LAZAINAO. Ity koa, ary eto NO TENA AHITANA NY FIANTRAN’NY FILOHA RAV8 NY OLONA SAHIRANA: NAVELANY IREO SAHIRANA HAKA IZAY TIANY, IZY AZA MBA SAHIRANA HOY IZY, ARY TSY NOHENJEHINY, FA KOSA HOY IZY IZAY AO AN-DAMOSIN’IZAO FANDROBANA IZAO NO TENA DISO!
@antoinetterazafitseheno3674
@antoinetterazafitseheno3674 4 жыл бұрын
Tena valeurs sentimentales mihintsy io Me Hanitra ! fa zao le izy NY Malagasy sasany tompoko dia ory hava- manana ny ankabetsahany , d le olona tsy ampiampy no hataon'ny mpitondra fitaovana handroba , zao anefa reny olona nandroba t@ Lundi noir reny tena tsy tafarina mihintsy an , zay le oe alaelon'olona , fa everin'reo fa fananambahoaka ngamba ny TIKO
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 жыл бұрын
Jiolahy mpiantsena tena lany henatra tanteraka tsy mahalala menatra ireo e !!!
@gasytezitra8909
@gasytezitra8909 3 жыл бұрын
Mankasitraka ny fandaharana ary misaotra anareo telo mianadahy indrindra fa i Me Hanitra sy Atoa Fidèle Razara Pierre izay vavolombelona MIJORO MILAZA NY MARINA amin’izao antsonjay atao amin’ny filoha Ravalomanana izao. Izahay dia te ampiseho ny FANOHANANAY ny filoha Ravalomanana satria TENA TSY RARINY, HABIBIANA TSY AZO EKENA NY IZAO ATAO AZY IZAO! Aoka izay aza fady ilay fiteny hoe valy faty polotika izao, TSY MARINA IZANY SATRIA IZANY VALY FATY IZANY DIA MILAZA FA NANAO RATSY NY OLONA IRAY TAMIN’IRAY, NEFA INONA MOA NO NATAON’I RAVALOMANANA t@‘I DOMELINA??? TSY NISY! I DOMELINA NO MANKAHALA SY MATIN’NY FIALONANA AN’DR8 SATRIA TSY MANANA NY FAHAIZANY, NY CHARISME-NY, HAJANY @NY LAFINY REHETRA ARY INDRINDRA I DOMELINA DIA ANDEVON’NY FRANTAY MPANJANAKA DIA IO MANATANTERAKA NY BAIKON’NY FRANTAY IO SADY MISY VOLA RAISINY ANIE @IZANY E!
@gasytezitra8909
@gasytezitra8909 3 жыл бұрын
Mankasitraka ary mankatelina an’Me Hanitra aminy fanazavany momba ny Tiko, Magro...Ianareo izao dia manontany tena hoe betsaka ny procédures efa narahinareo nefa dia tsy misy valiny, ka aminay dia politika avo lenta izy ity; tsy MIANKINA AMINY FAHAIZAN’i DOMELINA IZANY SATRIA IZY DIA POAKATY LOHA SADY SARY BAKOLY KELY MANATANTERAKA NY BAIKON’NY MPANJANAKA! MAHITA DAHOLO IZAO TOE-JAVATRA ETO M/CAR IZAO NY FIRENENA ANY IVELANY FA MIBAHANA I LAFRANTSA SATRIA EFA NIFANEKEN-DRY ZAREO FOTSY KIBO T@NY FIZARANY NY TANY REHETRA FA I M/CAR DIA MBOLA AN’NY FRANTAY, TSY MIHETSIKA IZANY RY ZAREO SATRIA MANANA NY MAIMBONY KOA IZY IREO. NY FRANTAY TSY MAHAZAKA MIHINTSY HOE NY FILOHA RAVALOMANANA NO HITANTANANA NY FIRENENA SATRIA LASA TAFITA EO NY MALAGASY, NY COLONIE-NY REHETRA MANKO MAHANTRA TSY MANANA NY HARENAN’NY TANINTSIKA KA TSY MISY HOTSETSEFINY FA I M/CAR KOSA FENO IZAY ILAINY AMINY LAFINY REHETRA KA IZANY NO TSY AMELANY AZY HISONDROTRA! KOA TSY VAO MAIKA VE IANAREO MANDOHA ITY DOMELINA ITY AMIN’IZANY???
@lucienelidaurin8498
@lucienelidaurin8498 4 жыл бұрын
Zay efa maika ny ionganany Rajoelina e..... aza mitavozavoza nareo
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 жыл бұрын
Mba mihetseha ku e!!!!
@louisaniavo1737
@louisaniavo1737 4 жыл бұрын
Avereno aminy ny nataony e ,so tara eo fa ho lasa didijadona ty fitondrana ty
@lucienelidaurin8498
@lucienelidaurin8498 4 жыл бұрын
@@louisaniavo1737 marina miitsy zay, il faut faire le même mode opératoire....
@nalisoarajerison2172
@nalisoarajerison2172 3 жыл бұрын
aza manonofy oa!tetezamita aza ianareo tsy nahongana azy, natao daholo izao fomba rehetra izao, greve lava tetsy amin'ny Magro, ny fanetsehana an'ndry Jeneraly Noel sy ry colonel Charles moa tsy niala maina?efa tsy ilain'ny vahoaka ianareo mpanohitra ireo e!
@lucienelidaurin8498
@lucienelidaurin8498 3 жыл бұрын
@@nalisoarajerison2172 Rajoelina miitsy no efa tsy ilainy gasy tsony, tsy ho ela tsony izy de ho alefany zay mitondra manaraka eo any tsiafahy
@hantanirinaramaronjatovo2478
@hantanirinaramaronjatovo2478 4 жыл бұрын
Misaotra anareo mianadahy dépités manazava aminay malagasy ny zavamisy marina ny taloha sy ny @ zao.
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 3 жыл бұрын
Ooooh!!! Tapitra sahady !!!!
@gasytezitra8909
@gasytezitra8909 3 жыл бұрын
Izahay tena tsy d’accord amin’ilay « responsabilités partagées » satria ny filoha Ravalomanana aza efa nandefitra t@2009 ary AVERINAY INDRAY FA NY FILOHA RAVALOMANANA TSY NANAO NA INONA NA INONA AN’ITY DOMELINA MPANGALATRA TSY MANAM-PAHAROA, MATIM-BOLA MATIM-PIALONANA, MATI-MBOLA KA MISAFIDY NY FAMOTEHANA NY FIRENENA SY NY MALAGASY FA MANDOHALIKA KOSA MANATANTERAKA NY BAIKON’NY MPANJANAKA!
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 3 жыл бұрын
AZA MANAIKY MIHITSY VOAMAIKA TSY TIAN'OLONA NY FITONDRANA ANKEHITRINY ARY TSY HO VOAFIDYINTSONY NA DIA ANDANY 400MILLIONS EUROS AZA , NA ANAO VOLA SANDOKA , NA INONA2 ATAONY MPITONDRA ZAO FA TSY HO LANY INTSONY MANDRAKIZAY !!!! NISY MILAY OHATRANY RATSIRAKA VE EEEH!!! AIZA NY FIAFARANY ZAO ????? SOA NISY TRANO MPANJAKANA!!!!! OOH AFAKA MIPETRAKA ANY RAJOELINA KOA IZY HAY MOA ????!!!!!
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 3 жыл бұрын
ZAHAY koa tsy tompon'ETANA FA TENA VAKY NY FO MAMPIAKATRA TOSIDRÀ , TSY VANONA , TSY MATAHOTODY, TSY VAKY HATATRA, HANODY @ TARANAKAFARAMANDIMBY !!!REO TTEZAMITA SY MITOHY HATRAMIZAO !!!!!
@rasomotrabevolombava2415
@rasomotrabevolombava2415 4 жыл бұрын
tena TETIKA tsara mihitsy izay famporisihana ny mpitondra hanao araka ny fahizany izay, @ izay tena tgv tsy misy frein, izy e!
@gasytezitra8909
@gasytezitra8909 3 жыл бұрын
Tsy hadino anie fa i domelina dia NIAFINA, NANDOSITRA, NITAPIFY TANY @AMBASSADE DE FRANCE ARY AVY TAO IZY NO LASA OLONA MATANJAKA TAMPOKA KA NANAO IRENY FANDROBANA IRENY ARY NIAFARA MIHINTSY T@IRENY FANONGANA-MPANJAKANA IRENY ARY MITOHY @IRENY HALATRA BE VAVA NISESY T@IRENY FIFIDIANANA IRENY SY FANITSAKITSAHANA TSY MITSAHATRA NY LALÀNA MALAGASY SY MANAO DIDY JADONA!
@blssolofo6126
@blssolofo6126 3 жыл бұрын
Fa angaha tsy hoe niafina tao @ tranon'i Tompokolahy Zafy Albert izy t@ fikaroahana nataon-dRavalomananana azy ?
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 жыл бұрын
Colas = COLISÉE, Colas nandrava ny TIKO
@ngedabe2515
@ngedabe2515 4 жыл бұрын
ENTREPRISE no resahana eto - Droits Commerciaux Maître noho Tokony hoentinao Miady faha tsy Hitena izany Convention CAM izany Taratasy Justificatifs hoentinao eo aminy Fitsarana ( Tribunal de Commerce ) fotsiny izany Mazava. Conseils Maître : LOOBYNG INTERNATIONAL hananareo izany ( Atoa Ravalomanana Ex-Président de la République de Madagascar ) Trop sentimentale + Comportements Idiots noho Tsapa. Réveillez-vous Madame.
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 3 жыл бұрын
NO TELECHARGENAY MIHITSY TY ÉMISSION TY AN!!!!
@joetkeshub
@joetkeshub 4 жыл бұрын
Fandaharana manazava tsara ny zava miseho. Mahay miteny i Fidèle! Ny mampalahelo dia sahy miteny i Fidèle fa "torts partagés" ny zava-niseho - fandrobahana ny Tiko. Intellectuel tena izy io rangahy io ary amiko dia tsy hazo, tsy mendrika homena antoka ny olona ohatra io. Tsy mazava iza no tena tohaniny... i Hanitra dia tsy miova! tonga atramin'ny hoe "voeux pieux" - finonompoana ilay tantara:"na ho ela na aingana dia tsy maintsy sns... sns...". Efa nampiasanao daholo ny techniques sy procédures isankarazany nefa tsy nanome vokany! Aminay aty andafindranomasina dia mazava fa ny "communauté internationale" no tsy mandraraha izay mitranga ao Madagasikara! No izany dia tsy misy "autorité internationale" vonona hanohana an'i Ravalomanana ka manarampo tsisy ohatra izany i rajoelina! Tadidio fa obama no namela an'i sarkozy nanao izay tiany tamin'ny 2008! Tadidio ko fa i françois hollande no namela an'i PHAT hanao izay tiana ko! No izany, iza ary no mba hety hanampy andRavalomanana sy i Hanitra? PRATIQUEMENT PERSONNE! ny vahoaka izay nametraka an'i rajoelina, fadiranovana, adino tanteraka (tsara izay! aleo hataony!)? aza manonofy! ny RMDM? i Fidèle? TSISY OLONA HAZO ANTOKA ARY MARO NO VONONA HANAMPY AndRavalomanana! IZANY NO TENA OLANA! (FR) UN HOMME SEUL à Côté d'une conseillaire juridique IMPUISSANTE! IL EST PERDU! Et les Malgaches méritent plus que jamais de vautrer parmi les derniers du monde! AUTANT D'ERREURS AVEC AUTANT D'OBSTINATION POUR MULTIPLIER LES ERREURS, NE PEUVENT QUE RUINER TOUTES LES CHANCES DE REDRESSEMENT! PIRE, MADAGASCAR N'APPARTIENT PLUS AUX MALGACHES! et ça C'EST UNE MALEDICTION VOULUE DU PEUPLE MALGACHE SOI-MËME Note: vos modérateurs, vos censeurs de MBS, peuvent enlever tous mes commentaires! Ce n'est pas grave! Je vous promets une chose, et ce n'est pas de l'irréfléchi! JE VAIS OUVRIR UN BLOG Où TOUT CE QUE VOUS AURIEZ REFUSé DE PUBLIER ICI, SERA REPRIS ET RENFORCé au DéTRIMENT DE VOS LUTTES! VOUS ËTES FAIBLES PARCE QUE VOUS REFUSEZ DES CRITIQUES! VOUS NE MéRITEZ MËME PAS LA MOINDRE ATTENTION!
@rosoisika6831
@rosoisika6831 4 жыл бұрын
Ny tompon'antoka voalohany dia izay nampitondra faisana ny Firenana. Tsy ho nisy izany raha tsy nisy ny tsy azo ekena intsony. Tsy mahagaga raha tafaraka ireo izay nampisotro mangidy ny Firenena.
@ngedabe2515
@ngedabe2515 4 жыл бұрын
Azavao ary ampiharaho porofo ny tinao ho hambara mikasika ny teny : TOMPON'ANDRAIKITRA aminy inona moa izany.!
@rosoisika6831
@rosoisika6831 4 жыл бұрын
@@ngedabe2515 Iza no nanafangaro ny fananana manokana amin'ny raharaham-pirenena ? Iza no tsy nanao tsirambina ny fandohavan-ketra hampiroborobona ny orin'asan'ny tena ? Izany no anisan'ny antony nahafadiranovana ny Firenana na teo aza ny fanana maro an'isa @ rafim-panjakana rehetra.
@ngedabe2515
@ngedabe2515 4 жыл бұрын
@@rosoisika6831 Tohizo faona ary ny Famotehana ny Orinasany eeh ! Ny mampalahelo aminy fisainanao dia ny Valifaty izay tsy hitako hitondra Voka-tsoa hoan'ny Firenena olona amin'arivony no very Asa tsy ao aminy Toeranao angamba izany kaha tsy rarahinareo matahora hiany faha Kidaran-tsarety ny fiainan-tsika anio an'izireo rahampitso ho ANAO. Tsarovy faona eo aminy fiainanao isan'andro, isan'ora ary isakiny minitra faha ho tonga aminao koa izany aminy Fomba rehetra. Izany no atao hoe Fiainanana eto an-tany. Aiza manendri-dresy mba tsy ho henjehana koa ianao.
@rosoisika6831
@rosoisika6831 4 жыл бұрын
@@ngedabe2515 Ny fipetraky ny resaka dia tsy @ Izao fa t@ nanapahan'Andriamatoa Ravalomanana hevitra: tsikariny ve mety ny nataony, nozohiny ve fa ho ratsy fiafara ny ratsy, ny ratsy loza miantona, tsapany ve fa nampitondra faisana ny sasany ny nataony, ny trosa miavosa tsy naloa satria azy ny fahefana ? Takatrao ve ny ratran'ireo izay natao haza lambo ? Tsy ny orin'asa rava no mahafaly na ny olona very asa fa ny famerenana @ laoniny ny zavatra voakorotana. Ireo izay very asa dia mila miafy kely fa eo ampamoronana tetik'asa maro ny Fitondrana, aza adido koa tokony i Andriamatoa Ravalomanana no manonotra ireo very asa ireo nohon'ny nafitsony satria izy nanafina angamba ny zava-misy t@ ireo mpiasa ireo izay mety tsy nidi-kizo raha nahafantatra; ankoatr'izay, volam-panjakana no lasan'ny oron'asan'olombitsy ka tsy rariny. Raha toa ka mipetraka ny olon-diso dia mety azo leferina, fa vao maika izy mai-vava sady manao fitakina tsy ampiheverana. Aiza no hisy Firenena handeha @ izany !
@rasomotrabevolombava2415
@rasomotrabevolombava2415 4 жыл бұрын
@@rosoisika6831 mety ho marina ny fiheveranao ankehitriny, fa raha dinihinao tsara ny raharaham-pirenena sy ny erantany d io fomba fisaiananao tsy mamela ny ratsy io no tena fototry ny tsy fandrosoan'ny firenena. Na inona ratsy nataony na inona , d tokony tsy hiverina amin'izany ny mpitondra ankehitriny, satria mamerina ny tantara izany! Mba mianarà amin'Ingahy Nelson Mandela e: na inona na inona nataon'ny fotsy hoditra azy , d hoy izy: tsy tokony hanao ny ratsy nataon'ny fotsy hoditra taminy ny mainsy hoditra, ary io no antony nisarahany tamin'ny vadiny izay nalahelo mafy ka nihevitra ny hamaly faty! Kodiarantsarety io fiainana io, d ho hitatsika ndray ny mety ho tohiny e, raha zohina ny mety ho fiheveranao.
@ngedabe2515
@ngedabe2515 4 жыл бұрын
Delle Kely aah ! Raisonner-vo kely i Rtoa Razafimanantsoa raha misy marina ny vali-faty fitena vaovao tsy fantan'ny Malagasy io. Fiantsina ADY io, mihantra aman'aina, Tompoko Oeiil pour Oiel - Dents pour Dents noho matetika mihafara aminy zany. Noho izany Rtoa Députée no sady koa Avocat (e ) hajanony re Tompoko ny Bla bla bla MARO Tompoko ny DEMARCHES hazonao Hampiarina , inona noho andrasanao MIVAZAVAZA an'izany ENY NAHA RAHA METY AZA MBA manao INTERPELLATIONS INTERNATIONALES mba ho ho Fantadr'izireo faha HIHISY angamba GUERRE CIVILE eto Madagascar raha tsy mahita VAHA-OLANA ireo Tompon'Andraikitra ireo.
DINIKA ZOMA 20 SEPTAMBRA 2024
45:12
MBS TV
Рет қаралды 1,3 М.
Grand entretien avec Dominique de Villepin
1:03:33
Journal l'Humanité
Рет қаралды 722 М.
Самое неинтересное видео
00:32
Miracle
Рет қаралды 2,7 МЛН
The CUTEST flower girl on YouTube (2019-2024)
00:10
Hungry FAM
Рет қаралды 52 МЛН
А ВЫ ЛЮБИТЕ ШКОЛУ?? #shorts
00:20
Паша Осадчий
Рет қаралды 8 МЛН
Running With Bigger And Bigger Lunchlys
00:18
MrBeast
Рет қаралды 15 МЛН
EMISSION SPECIALE DU 28 MAI 2020 Deputé Toamasina BY TV PLUS MADAGASCAR
34:01
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 6 М.
Fabrice Luchini : vous ne l'avez jamais vu aussi ému
10:07
Real Life ▸ Portraits & Témoignages
Рет қаралды 270 М.
NY VAOVAO MBS ZOMA 20 SEPTAMBRA 2024
37:14
MBS TV
Рет қаралды 2,5 М.
Grand Corps Malade invité de Bonus Track (intégrale)
39:51
What Inoxtag will never see at the top of Everest
9:50
Le Monde
Рет қаралды 1,3 МЛН
MACRON - BARNIER : REQUIEM POUR LA DÉMOCRATIE FRANÇAISE
11:15
BLAST, Le souffle de l'info
Рет қаралды 89 М.
FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA : TAFAJORO ETO TOAMASINA NY OZININA MPAMOKATRA LAFARININA LMOI
3:01
Communication Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 1,4 М.
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 2,8 М.
EMISSION SPECIALE MAIRE TOAMASINA 04 NOVEMBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR
44:40
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 2 М.
Самое неинтересное видео
00:32
Miracle
Рет қаралды 2,7 МЛН