Рет қаралды 1,033
matvonline
Ny 24 Febroary izao no hiaka-tsehatra voalohany amin'ity taona ity ny tarika Ambondrona. Amin'io fotoana io ihany koa no hamoahan'izy ireo ny raki-kira andiany faha-6.