"A vous la parole" avec le groupe Mahaleo : Dama et Bekoto

  Рет қаралды 11,989

Midi Madagasikara

Midi Madagasikara

Күн бұрын

Пікірлер: 24
@fenosoarakoto336
@fenosoarakoto336 8 ай бұрын
tarika tena tiko ndrindra eto madagasikara..mankasitraka tarika Mahaleo..hiran'i Dadah Rabel no tena tikooo...fa tiko daol ny hiran ry zareo lo eeeh......Respect Mahaleoo....
@soultylive
@soultylive Жыл бұрын
Merci Midi Madagasikara pour ce témoignage historique à travers d'excellentes questions. L'humilité, le génie et la vision incroyable de ce groupe ressortent de cette interview.
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
16:54 : tout à fait d'accord avec DAMA💯💯 Leurs enfants ont grandi dans la musique avec leurs papa respectifs, Ce qui critiquent le relève sont des jaloux , écervelés. Leurs enfants ont du talent. ❤❤❤
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
15:28 : fierté ho anay mpankafy ny tarika MAHALEO ny fisian'ny zanak'izy ireo mihira miaraka amin'i Dama sy Bekoto. Mankasitraka ny fanohanana sy fandraisana anjara ataon'ireo taranaky RAOUL, DAMA, BEKOTO, NONOH, DADAH, DAFAH, CHARLE. Tsy tsara ny fampidirana olonkafa anaty tarika satria manahirana ny fiaraha miasa amin'olona tsy fantatra toe-tsaina. Ny zanak'izy ireo niara-lehibe dia mifankahalala tsara izy ireo.
@abdallahahmady7264
@abdallahahmady7264 Жыл бұрын
Hafa hiany ny avara - pianarana . Toa misy heviny daholo ny zava - drehetra. Misaotra am fandaharana.
@rasolofomananaandriatsitoh3314
@rasolofomananaandriatsitoh3314 Жыл бұрын
Velo.anisan'ny kanto..
@fararajaonarison1220
@fararajaonarison1220 7 ай бұрын
Tsy lefy laza Mahaleo❤
@brajeri2555
@brajeri2555 6 ай бұрын
Big Up Bro 👏
@nalyravelonarivo5627
@nalyravelonarivo5627 6 ай бұрын
Amiko aloha ny tarika mahaleo dia tena hoe légende mihintsy
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
29:17 : Miala tsiny amin'ny gazety Midi Madagasikara, fa tsy à la hauteur n'ny niveau n'i tarika Mahaleo ilay mpanontany (tsy afaka lazaina hoe journaliste fa mety animatrice ve io vehivavy manontany io svp❓️). Tsy misy azony ny votoatin-teny tian' Dama lazaina amin'ilay VINA, satria ny VINA n'ny tarika Mahaleo dia anatin'ny hiran'izy ireo.
@lita4228
@lita4228 Жыл бұрын
Ho ela velona!
@hajavolaralay212
@hajavolaralay212 7 ай бұрын
reveko le Mahaleo satria nitarika ahy nitia guitare hatramin'izao
@voromaheryimahatoky812
@voromaheryimahatoky812 Жыл бұрын
Sambany za vao nahita an'i Dama hentitra be tampotampka zany a. Manaja anao e.
@marckrakotoson29
@marckrakotoson29 6 ай бұрын
Sarobidy ny firenena i Mahaleo. Ny tadiavina dia ny soa sy ny fitiavana amin’ny isika Malagasy, izay no zavatra tsy ampy kely Fa mbola ho avy izay andro izay.
@rantorahaja5273
@rantorahaja5273 Жыл бұрын
ilay d'accord heno foana
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
32:15 : latsaka albany be ny fanabeazana ny malagasy hoy Dama, tena manaiky ny teniny ny tenako, porofo ny fananana an 'i Rajoelina ho filohampirenena dia taratry ny fahambanian'ny fanabeazan'ny gasy , dia ambany koa ilay toe-tsaina. Volavolain'ny frantsay sy ny mpanao politika ho bado sy badraodra ny Malagasy
@mbu5371
@mbu5371 7 ай бұрын
BADA LELA hono lé kala io 😹 manongo tena e
@moonwave1018
@moonwave1018 5 ай бұрын
Marinadaholy sady tsara daholo zay kozy rehetra zany eh. ARENA BE NY GASIKARA NAREO KA ALEO HO ISY ANDIMBY DIA TSARA KOKO ARY HOE ZANAKAREO LE IZY🎉🎉🎉🎉🎉
@moonwave1018
@moonwave1018 5 ай бұрын
Tena nitaiza tsara any cultura ny gasikara tsara tony hira tony = fitiavana, hafanana ao ampo ao, atsaraintsaina. FA KOSA... TEO ANY DAMA LE IDITRA PRÉSIDENTIELLE NO NARATSIN'IREO JOURNALISTES LE CULTURE HOE: TSY MOVOTRA SATSY HOE MBOLA MAHALEO FONA NO TIA NY IREO JEUNE.... DIA TSISY NAHITA IO HOE MANIPULATION DIA BARAGE NATAO ANY DAMA SATSY MADAGASCARA ANGE TIA ANY MAHALEO DAHOLO EH, ERIC MANANA NO NIANTSO I VOTY ANY DAMA EH. KA ZAO: N'a le présidentiel iny dia truqué ry zareo NA ZANY dia mora dia mora koa no manolana ny sainy Madagascar. Dia tena mapanaelo be. DÉÇU KOA ZA HOE TSY LANY DAMA NEFA NY GASY IZY DAHOLO ARY NY EVITRANY NEFA DIA TSARA BE DAHOLE, MANIDIDINA AN'ILAY HOE: VALY BABENA. KA AONA IZY NO TSY LANY? Eritsereto tsara eh.
@LatieRAMALANJAONA
@LatieRAMALANJAONA Жыл бұрын
Mahafinaritra e
@moonwave1018
@moonwave1018 5 ай бұрын
Hira @zao fotoana zao hira nalika. Hira namotika any toetraina malagasy. Mapite atotika daholy dia averina no magasy any gasy. @ko tsy gasy tsony reo jeune reo satsy ny gasy atsizay tsy otsin'ireo
@moonwave1018
@moonwave1018 5 ай бұрын
Fa izao kosa nalala ans volatina za taty a France hoe ny taty any niaraka t@Dama dia manandranak@ny marina fa tsy votery ho sur hoe iza le raindranaka fa toponymie mba asiny masokosa izay tatara izay ra tsy mbola trop tard satsy le ray iny ambondrony sehatra dia le sasany kosa mba aiza eh???? Fiainana sarotra ty.
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
Mankaleo be ilay feo superficielle n'ity sipa ity, maninona raha mba naturelle fa rsy mi-rouler "RRRRRRR"❓️❓️ Sady ridicule no manjaleo ilay feo superficielle, tsy vazaha sy gasy.
@moonwave1018
@moonwave1018 5 ай бұрын
Tena nitaiza tsara any cultura ny gasikara tsara tony hira tony = fitiavana, hafanana ao ampo ao, atsaraintsaina. FA KOSA... TEO ANY DAMA LE IDITRA PRÉSIDENTIELLE NO NARATSIN'IREO JOURNALISTES LE CULTURE HOE: TSY MOVOTRA SATSY HOE MBOLA MAHALEO FONA NO TIA NY IREO JEUNE.... DIA TSISY NAHITA IO HOE MANIPULATION DIA BARAGE NATAO ANY DAMA SATSY MADAGASCARA ANGE TIA ANY MAHALEO DAHOLO EH, ERIC MANANA NO NIANTSO I VOTY ANY DAMA EH. KA ZAO: N'a le présidentiel iny dia truqué ry zareo NA ZANY dia mora dia mora koa no manolana ny sainy Madagascar. Dia tena mapanaelo be. DÉÇU KOA ZA HOE TSY LANY DAMA NEFA NY GASY IZY DAHOLO ARY NY EVITRANY NEFA DIA TSARA BE DAHOLE, MANIDIDINA AN'ILAY HOE: VALY BABENA. KA AONA IZY NO TSY LANY? Eritsereto tsara eh.
Francis Turbo hatsikana fanentanana momba ny teny malagasy -15 jona 2023 By E-Rom
12:45
BACKSTAGE SOLO ANDRIANASOLO SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:23:43
SKYONE TV & RADIO
Рет қаралды 19 М.
А я думаю что за звук такой знакомый? 😂😂😂
00:15
Денис Кукояка
Рет қаралды 6 МЛН
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 8 МЛН
Why no RONALDO?! 🤔⚽️
00:28
Celine Dept
Рет қаралды 101 МЛН
STARVAN Dama (MAHALEO)
57:40
StarVan
Рет қаралды 9 М.
13 Mai 1972: Tantarain'i Jeneraly Ramakavelo
1:00:18
OMAD for Madagascar - Natanaela Randriamasy
Рет қаралды 6 М.
Mahaleo - Derapazy (Vocal imitation by Gothlieb)
13:01
Zarison Zaris
Рет қаралды 60 М.
Interview Malakilaky - Bekoto (Groupe Mahaleo)
7:06
TwoStops
Рет қаралды 4,2 М.
Dama (Mahaleo) mitantara ny seho t@ 13 Mey 1972
54:38
OMAD for Madagascar - Natanaela Randriamasy
Рет қаралды 4,9 М.
Bekoto, « Lendrema » une composition illustrant le changement artistique post 1972
20:30
Andriamanivohasina Rakotomalala
Рет қаралды 8 М.
COULISSE DU 10 JUILLET 2016 ERIC MANANA SY DAMA BY TV PLUS MADAGASCAR
1:02:00
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 40 М.
TAKARIVA MAFANA - DADAVY : 13 SEPTEMBRE 2015 [PARTIE 02]
16:52
KOLO TV-FM
Рет қаралды 3,2 М.
L’INVITE DU JOUR 18 JOLAY 2023 :  Dama - Tarika MAHALEO - Princio /GASCAR FENOSOA
1:07:14
А я думаю что за звук такой знакомый? 😂😂😂
00:15
Денис Кукояка
Рет қаралды 6 МЛН