"ADY GASY" - TEKNIKA AGROEKOLOJIKA

  Рет қаралды 18

ProSol Madagascar

ProSol Madagascar

Күн бұрын

Amin’ity horonantsary ity, dia hampahafantarinay ny teknika "Ady Gasy" amin'ny fanaovana kaomposta ranony, fomba fanavaozana mampiasa zavamaniry mba hamokarana zezika voajanahary sy hialana amin’ny bibikely mpanimba. Ity kaomposta ranony ity, dia mora atao, no manampy amin'ny fambolena nefa tsy manimba ny tontolo iainana. Amin'ny fampiasana zavamaniry eo an-toerana, izay manankarena otrikaina, dia manatsara ny fitomboan’ny zava-maniry, miaro ny tany ary manampy amin'ny fiarovana ny voly amin'ireo bibikely mpanimba.

Пікірлер
FANAJARIANA BLOC AGROEKOLOJIKA - Faritra Boeny VM
6:57
ProSol Madagascar
Рет қаралды 2
LE TECHNIQUE "ADY GASY" -  VF
7:31
ProSol Madagascar
Рет қаралды 17
Сюрприз для Златы на день рождения
00:10
Victoria Portfolio
Рет қаралды 2,7 МЛН
Он улетел, но обещал вернуться...
00:30
ПРЕМИЯ ДАРВИНА
Рет қаралды 4,9 МЛН
Человек паук уже не тот
00:32
Miracle
Рет қаралды 1,5 МЛН
FAMPIASANA ZEZIKA NOHATSARAINA
7:04
ProSol Madagascar
Рет қаралды 18
Fanaovana Fefy tanimboly VM
7:10
ProSol Madagascar
Рет қаралды 22
How One Family Lives in the Mountains Far from Civilization
34:48
Food Around The World
Рет қаралды 4 МЛН
NY AGROEKOLOJIA ENY ANIVON'NY SEKOLY - FARITRA BOENY
7:10
ProSol Madagascar
Рет қаралды 13
Fitantanana ny kijàna ao Bafolakazo - Faritra Boeny Madagasikara
7:50
FAMBOLENA SOZA
5:48
ProSol Madagascar
Рет қаралды 9
FAMELANA AMPAHAN-TANY TSY ASAINA - BOENY MADAGASIKARA
6:37
ProSol Madagascar
Рет қаралды 20
FAMETRAHANA FARITRA AROVANA - AGROEKOLOJIA
7:15
ProSol Madagascar
Рет қаралды 29
Сюрприз для Златы на день рождения
00:10
Victoria Portfolio
Рет қаралды 2,7 МЛН