ADY SARITAKA BE MANADALA Fiz 2 d Tantara gasy vaovao (RNM)

  Рет қаралды 8,956

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Пікірлер: 34
@zazavavyrakotondravao7801
@zazavavyrakotondravao7801 6 ай бұрын
Anatra ho an'ny tanora , Ray amandreny tia voninahitra, vady be hambopo!!! Mankasitraka ilay fanetrentenan'ny Maela ❤❤❤❤mankasitrakq ny mpanoratra
@norombola5817
@norombola5817 Жыл бұрын
Mampalahelo lotra Nefa de tena misy eto Madagascar Toraka 🎉 🎉🎉🎉🎉 hoany mpanoratra mankasitraka ireo mpilalao Hitombo talenta hatrany anie ianareo ❤❤❤❤❤❤
@coulimanantsoa70tana
@coulimanantsoa70tana Жыл бұрын
Misaotra mpanantotosa rehetra tsy ankanavaka, tsara sad misy lesona ho raisina 🥀🌹🥀🌹
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@roz1046
@roz1046 Жыл бұрын
Mahay tantara mintsy Faly ka ! Maman ko mahay! Mankasitraka anareo hatrany ô! 🙏
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 Жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❤🎉🎉❤
@narindraniaina9634
@narindraniaina9634 Жыл бұрын
Misaotra ooo de mirary alina mamy ho antsika rehetra ooo❤❤❤❤
@MalalasoaLouiseRAJAONERA
@MalalasoaLouiseRAJAONERA Жыл бұрын
Poatsatroka ho an'ny mpanoratra sy ny mpilalao fa tena niaina mintsn tato anatin'ny fihainoana....Tsara be, misaotra betsaka
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 Жыл бұрын
Indrisy ry fiaignana 😢😢😢😢😢
@gshvs8057
@gshvs8057 Жыл бұрын
Makasitraka indrindra tompoko tonga iany izy ty misaotra e tsara be😊😊
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 Жыл бұрын
Mampalaelo ny tantara.
@noharymahatsangy224
@noharymahatsangy224 Жыл бұрын
Mampalahelo tokoa nefa dia adalany ihany satria nanana zo nisintaka ny tokantranony izy rehefa sendra ny tsy zaka fa tsy hoe hiaritra foana eo.
@angelamenaa-lj5xc
@angelamenaa-lj5xc Жыл бұрын
Latsaka ny ranomasoko ny farany 😭😭😭 , mankasitraka indrindra fa tena tsara be ilay tantara
@sophieberger6290
@sophieberger6290 Жыл бұрын
Misaotra ny mpilalao. Mankasitraka eee
@plantih11
@plantih11 Жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara tsara be no sady nampitomany😢😢😢
@KuwaitKuwait-zu9eq
@KuwaitKuwait-zu9eq Жыл бұрын
😭😭😭😭😭😭😭 nampalahelo
@hanitraaina3404
@hanitraaina3404 Жыл бұрын
Tena nampalahelo😢😢😢
@ghaliahgharcia5245
@ghaliahgharcia5245 Жыл бұрын
Ndriiy mapalahelo 😢😢
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 Жыл бұрын
Ity ady saritaka manadala b ity zao no efa nandrasako koa eh , efa milamina sa mbola sakoroka ihany 😅😂
@rovasoa
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍👋👍🇲🇬
@mendrikahasinaandriantsara4245
@mendrikahasinaandriantsara4245 Жыл бұрын
mampalahelo be, latsaka mits ny ranomasoko
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko mampalahelo le tantara 😢
@marie-thereserasoloarimala6426
@marie-thereserasoloarimala6426 Жыл бұрын
Bampalahelo le fiafarany misy anatra tsara ho tsakotsakoina misaotra n'y mpanoratra s'y n'y mpilalao
@myriadenis5506
@myriadenis5506 Жыл бұрын
🎉🎉🎉
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 Жыл бұрын
Merci beaucoup 😍 😘 🙏
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 Жыл бұрын
Misaotra nizara o!!
@lipo1125
@lipo1125 6 ай бұрын
Ze atao iany miverina n'a ratsy n'a tsara e
@safidy6782
@safidy6782 Жыл бұрын
😢😢😢
@Poudjah513
@Poudjah513 Жыл бұрын
🥺🥺🥺
@yantia2520
@yantia2520 Жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@annahbrianda1033
@annahbrianda1033 Жыл бұрын
Misaotra
@NiavoFitiavana
@NiavoFitiavana 11 ай бұрын
@rovasoa
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍👋👍🙏🇲🇬
@mamonjisoalalainaandriatsilavi
@mamonjisoalalainaandriatsilavi Жыл бұрын
😢😢😢😢
HOMAM-BELA : Tantara RNM #gasyrakoto
58:55
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 9 М.
OCCUPIED #shortssprintbrasil
0:37
Natan por Aí
Рет қаралды 131 МЛН
БАБУШКА ШАРИТ #shorts
0:16
Паша Осадчий
Рет қаралды 4,1 МЛН
Tantara Malagasy - ZISY BONNE (Tantara an'onjam-peo Malagasy) Tantara Indray Mihaino
1:16:29
Tantara Malagasy - MAIZIM-BOLANA -(Tantaran'RDB)👍💕ABONNEO NY PEJY TSIKA 💖
1:02:34
Tantarako MADA (tantara,film,hira)
Рет қаралды 8 М.
Tantara Malagasy - VITA NY ADIDIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho
1:08:55
Nandrafozana (Tantara mitohy Record FM) Andro 1 - 2
26:47
D-aly
Рет қаралды 4,2 М.
Tantara Malagasy -TODY AVY AIZA - (Tantaran'ACEEM )❤💕ABONNEO NY PEJY TSIKA👍 #tantara #malagasy
1:18:39
RAINIKATSAKA: [icm] #gasyrakoto
1:30:00
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
TANTARA MALAGASY - NY FOKO SY NY SAIKO
1:13:58
HAFATRA MIAMPITA (HM)
Рет қаралды 7 М.
"ADY SARITAKA" 1 tantara an'onjampeo Malagasy by MALAIMISARAKA GROUP
1:12:55
Tovo ANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 3,7 М.
Tantara Malagasy - NIENTAM-PITIA (Tantaran'i Aceem Radio) Tantara Indray Miseho
1:18:06