Mankasitraka indrindra Tompoko o! Tsy ny vola akory ratsy fa ny fitiavagna anazy tafahoatry no mahafaty. ♥️💛🧡💜🤍💚💗💙💞❣💘💖💝💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤍🤍🤍♥️♥️♥️💚💚💚🇰🇼🇰🇼🇰🇼💙💙💙❤💓💕👍
@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
Mankasitraka nizara fa misy indro kely foana fa tsy mora ny manao zavatra koa . Ataovy otrany hoe hiainana mihitsy ilay tantara .( intonations) sns
@arivnana94743 жыл бұрын
Misaotra o !! Mbola mila ezaka ihany io! Ny texte mila amboarina ihany koa fa be détails loatra . Ny teny frantsay koa mila tononina tsara: sambre (chambre)' rozė (Roger)...
@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
Tena mitovy hevitra @ nao izaho .remarque hitako koa ireo voalazanao ireo. Tsotra lasa( trotra) ao anatin'ilay tantara.