Marna zany ka.tena mis olona tsy nianatra zany fa eo @lamozikizy tena intelligent be kkkķk :"mahay mamorona ,, mihira,, mitendry kkķkk sarotra @olona tss anilay don io mozikio annnn 😂😂😂
@nivorakotondrabe4 ай бұрын
Henjana be koa ny sujet an i Koto ndraindray an !! Asa aloha e!!!
@ezechielrasi76724 ай бұрын
mpadainga matikambo , ny teny frantsay nao zero , ary tsy mahavoafehy koa ianao ny teny allemand.... ny langue dia mety adino raha tsy ampiasaina , azafady , fa aza miteniteny foana eo ..... raha tsy ampiasaina mandritra ny taona maro ny langue iray dia adino ohatra ny zavatra rehetra , mila memerina kely alohan'ny rehetra rehetra.. efa nanao receptionniste aho tamin'izany andro , tsy nahafehy teny anglisy tanteraka aho tamin'izany fa ny receptionniste dia saika situation mitovytovy foana no miverina , tsy mila mahay hoe tena top , mpandainga ianao ry koto ann
@lalaramanatoandro93414 ай бұрын
Iela Koto manao gardiennage any Intelligence ve izany