efa tsy ho ela ny version vaovao iarahako amin'ny SAHEDENA, tsy ho ela
@herilantoelyseandriamifidi7748 жыл бұрын
ny tena artista tsy mitady laza sy voninahitra, zah maka an'i Fara amin'ny fahatsorany feno fitiavana sy talentany tsy mba nisehosehoany
@zohoby35225 жыл бұрын
Hira iray tena anisan'ny ankafiziko indrindra teo amin'ny fiainana!!! hatramin'izay ka hatramin'izao! na le original na ity versio ray ty! Mankasitraka! 👍✌👊👌
@RandriamboavonjyAndo3 ай бұрын
Tsara e❤
@onjarazafindrakotoo3 ай бұрын
2024! 🥲🕊️❤️
@RandriamboavonjyAndo3 ай бұрын
Mooni Kharen ❤
@tikorandriantsoa1559 жыл бұрын
Cette chanson touche au plus profond de l'âme
@herilantoelyseandriamifidi7748 жыл бұрын
+harilala RANDRIANTSITOHAINA , ha!ha! je me souviens de celle pour qui j'ai écrit cette chanson! son nom est Jacqueline, nous étions au lycée Nanisana en TA 3 ne 1997.
@julieraza83558 жыл бұрын
💜💜💜💜💞💞💞💞vazo milay be sady mampalahelo. .mampihetsi-po. .Mankasitraka
@johnsonjonia73879 жыл бұрын
groupe ozone ny tomponi ira efa tam année 90 tany ra ts diso ah! merci amlé version
@mialiandrianjatovo33075 жыл бұрын
Tena sahirana zah vo nahita anty vazo ty a,efa amantaonany mihitsy.Mankasitraka
@lindamurielr.70049 жыл бұрын
merci cadance221 , efa ela ko za nitady anio hira io, tiako be foana (y)
@NantsoNatiora-d6sАй бұрын
Tsara be na le OZON na ty fa aiza le version SAHEDENA oh?
@andriamihaingoandry5011 жыл бұрын
c'était le Groupe OZONE, dans dans les années 90, si quelqu'un a un fichier(mp3 ou video), SVP partagez
@denisrasendranirina76578 жыл бұрын
t@ pazzapa za tsy de nankafy an'i faratina fa babo tanteraka zao mihaino anty vazo ty.tena hainy tsara ny maneho anle alahelo @ le hira.
@valeriemarinavoahanginirin30672 жыл бұрын
💘💔🖤
@maheryrakotoarivelo28 жыл бұрын
Tsara ty hira ty
@RaparisonLovaNirinaOfficiel2 жыл бұрын
😍
@KevinckyNathan9 жыл бұрын
Je pense que c'était le groupe FISIANA qui a lancé la chanson et même que j'ai assisté au concert, puisque le groupe était en guest. (Concert KIAKA Antsahamanitra). Thx
@herilantoelyseandriamifidi7748 жыл бұрын
+Kevin Cky Salut, OZONE le groupe, tam 1997 no nanoratako an'i "alahelo anao", nisafidy ny tsy halaza ny tenako fa i Faratiana PAZZAPA 4 no nangataka tamiko ny hanao version manokana (mbola izaho ihany no nitendry ny gitara solo). Mirary soa
@lalaharinaivoandriamananja488212 жыл бұрын
ten revek b lé vazo sur tohizo n zik!!!
@andryramaherirariny664410 жыл бұрын
C T le groupe OZONE mais mm moi je cherche cette zik depuis des années alors si queleq'un a un fichier mp3 ou autre.postez le svp.je precise bien le groupe OZONE.
@michouramanoelina209210 жыл бұрын
Merci bcp Cadance221, za ko ef ela b n ntad an'io ira io :-* (y)
@herilantoelyseandriamifidi7748 жыл бұрын
+Hery Lalaina Ramanoelina Salut, misaotra anao mankafy, ny tantaram-piainako manontolo no nosoratako ao anatin'io hira io, 19 taona lasa izay ...... mandeha ny fotoana, marina izany