Aleo Izy Ho Any - Ghettoven (Official Audio)

  Рет қаралды 694

Shkuurt TV

Shkuurt TV

Күн бұрын

Пікірлер: 2
@MrMandratosoaMathieuGraceTaste
@MrMandratosoaMathieuGraceTaste 3 ай бұрын
Raitra 👍
@shkuurttv1551
@shkuurttv1551 5 ай бұрын
Aleo Izy Ho Any Couplet I Tsy ilaina ny milda ra toa ka tsy salama Tsy ilaina ny girda ra manafina ny ampy Fiainandrery debrouille manakatra ny avo Asistena lava mety ho lasa kamo lava Zandry e , enaro ny parcours fa aza enoina ny Lascar Jereo ny ataon zokinla jereo dia ataovy tsara Mbola ho kitana mamiratra ela fa aza taitra Samy manana ny fotoanany io lesy f’ aza maika Mbola oavy nenla ny adidinla lou zao Mianara dia milofo mitsangana tanterao Mbola sambatra elah satria Mbola misy ny fram maprisika Aza atao very ka lasan ndriaka Ireo ezaka efa vita Lelah itondra fianakaviana Aza atao mahakivy vao maika asio Refrain Tsisy anome zavatra diso zany Efa niainana dia zaraiko ihany Diso eo ra any an kafa no anontany Aleo izy ho any , aleo izy ho any Couplet II Mety nisy , nisy ny ecart tam taonatsika Nandavaka nanelanelana nanadifitra Nisy iany reo disadisa mandinidinika mitovy Rà tsika dia tsy afaka no ifampifitra Asumeko lesy tsisy kozy Reo rehetra natonga an ireo zavatra nipoaka Za eo foana ho anla dia elah eo foana oana Satria les deux frere zay foana le tanjona Aza manahy , fa ty nataoko tam foko Tsisy resaka mivilana tsy miova loko Bobaka ny kobo fa vitsy no madio fo F’izy tsy ialona ra toa ela no tafa aloha Izy Fan ra toa ela no lasa aloha Manandanja izy fa aza avela amoy fo Dia zay no hafatra , ty tsy ho averiko indroa Tsisy tonga lafatra fa tsara ny mankatoa
Money - Ghettoven (Official Audio)
3:33
Shkuurt TV
Рет қаралды 694
CLICK - Ghettoven feat. Zookilla (OFFICIAL VIDEO CLIP)
3:06
Shkuurt TV
Рет қаралды 25 М.
Beat Ronaldo, Win $1,000,000
22:45
MrBeast
Рет қаралды 158 МЛН
黑天使只对C罗有感觉#short #angel #clown
00:39
Super Beauty team
Рет қаралды 36 МЛН
It’s all not real
00:15
V.A. show / Магика
Рет қаралды 20 МЛН
BEHIND THE SCENE PART III
11:20
Shkuurt TV
Рет қаралды 642
10 - Tiany Hono Ianao
4:09
Shkuurt TV
Рет қаралды 301
BEHIND THE SCENE PART I .
3:29
Shkuurt TV
Рет қаралды 300
Biby Telo Loha Joker Nouveauté gasy 2024 Amapiano
3:38
Biby Telo Loha
Рет қаралды 20 М.
Fanontaniana - Ghettoven feat. Ra Will (Official Audio)
3:36
Ce Soir
3:16
Skar-B - Topic
Рет қаралды 54
Dachou -  TESTIMONY
3:33
Dachou officiel
Рет қаралды 219
Ghettoven - Sommet 🏔  (Official Clip Video)
3:34
Shkuurt TV
Рет қаралды 19 М.
Staberinde - Fantasy Island
4:20
StaberindeVEVO
Рет қаралды 703
Beat Ronaldo, Win $1,000,000
22:45
MrBeast
Рет қаралды 158 МЛН