Рет қаралды 22,972
Listen to Mankafy Out Now : fanlink.tv/man...
Follow Aliana Mahef:
Instagram: www.instagram....
Facebook: / aliana.mahef
KZbin: /@AlianaMahef
Credits:
Director: Mickael ANDRINIRINA
Producer: Jonas Androx
Co-producer: Rave Stefan
Guitarist: Hery ANDRIANTSOA
Aliana Mahef Mgmt : Jonas Androx
Cast:
Fifaliana RASOANAIVO
Hiro ARISON
Luciana RAKOTONIAINA
Jonas Androx
Hary TSANTA
Yoannah GRACE
Sahy ANDRIAMARO
Andrianina RAVELOHARISON
Yathniel ANDRIANARIJAONA
Official Lyrics:
Nitady indray, nitady indray fa tsy hitany intsony
Hoe lasa aiza ilay, ilay fitia tena mbola mamy
Nanontany tena hoe sanatria ve izy tsy tamàna
Sao izy no efa te andeha,
Fa efa nahita olon-kafa
Ka iny izy fa lasa tsy nilaza akory
Hoe : ianao anie efa tsy tiako intsony
Nilaozany ianao nefa...
REF:
Nefa ianao mbola tia
Tena mbola nankafy
Dia nitaditady famonjena tany ho any
Fa ny fahatsorany ihany angamba no afaka hamonjy azy
Ka iny indray, iny indray fa nahatsiaro azy
Nitady hoe nankaiza, ilay tena tia ahy hatrizay
Dia fifaliana sy alahelo no nameno ny fony eh
Ekeny fa mbola tia azy
Fa sarotra aminy ny hanadino
Haiko fa nandratra anao ny hadalako
Fa nenina no mameno ny ato anaty
Mifona aminao aho
REF:
F'izaho hoy aho mbola tia
Mbola te hankafy
Ilay fitsikinao rehefa mahatazana ahy
Sy ilay feonao mahababo mankahery ny fanahy
Tena mbola tia...
#Alianamahef #Mankafy #officialmusicvideo