Izao no revy mety sady ilain'ny gasy! milay lesy zalah! ho lava velona mahombiaza hatrany mihoatra noho izay iriana
@karimosolo3467 Жыл бұрын
Nalahelo kely ery tamnio fa lay hody Tamatave dia ampitso niny ty concert ty tena hoe narary be foko Mankasitra hatrany fa efa Mpanankato feno ianareo raha mozika malagasy lazaina 😊💐🇲🇬❤️❤️🇲🇬💐❤️🫰💐🇲🇬❤️🇲🇬
@hanitrasehwi8262Ай бұрын
Izay tiana ka, fa tsy 'zay irina ! ^^
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Жыл бұрын
Dany kely fils koa tena ao tsara e
@RazanamananaVolanirinaolivaКүн бұрын
❤
@Tefusun Жыл бұрын
Ranirina honor e.
@voarinomena3 ай бұрын
Efa trotraka indraindray,sy tsy ampy torin’ny ahiahy,maneno akoho dia eo,... Raha ny irinao raha ny tinao Hoetinao aho hamonjy ny misy vohitry ny nofy Hoavy any ihany aho na iray minitra monja aza handao ireo fanao vetivety Tsisy bedy tsisy kajy rehefa any Ary hikiaka mafy hisento ❤❤❤❤❤❤❤❤
@IdealyFitia Жыл бұрын
iray minitra monja itapify eo atratranao zah
@RojovololotianaRANDRIANTSARAHA Жыл бұрын
Tsara loatra
@fredericjose7178 Жыл бұрын
tsy bedy rehefa any
@AndriamantenaRayleLoic Жыл бұрын
Siora fona e
@tsouhrmh3320 Жыл бұрын
Kanto atrany..mankasitraka eh
@mozikahoanao7838 Жыл бұрын
Mankasitraka ee!!!
@andhumallaoui6907 Жыл бұрын
Tiako be and respect !
@diannerasanjy5338 Жыл бұрын
❤❤❤❤ tiko loatra ❤❤❤❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Жыл бұрын
❤❤merci kicks
@FanantenanaFaliarisoa-vw9sw Жыл бұрын
kanto lotra
@hermanandriasamizaka9272 Жыл бұрын
Alefa Ambondrona a!!!!
@rijaandrianaivo6857 Жыл бұрын
Milay foana eh
@codistan4933 Жыл бұрын
Tsara be mankasitraka o🎉😊
@rakotoniainatsioryandriama6272 Жыл бұрын
ity hiraa isan'ny tena tiako fa ilay horon'tsary no indrisy ho ahy 😅. nanantena clip misy tantara kely aho 😁 (tsy voatery pimentée 🤭) ... mais bon 💝💝
@nanjaranarimahefa1399 Жыл бұрын
😍😍
@sitrakaralaimidona Жыл бұрын
Milay :) Mankasitraka AmbondronA
@hobyrandriamampianina4513 Жыл бұрын
Mankasitraka zalah!
@julienhadot7009 Жыл бұрын
Bon concert ce soir à Marseille 🥰
@CelineTitie5 ай бұрын
Tiko ❤❤❤❤lotra
@natsutetsuya7881 Жыл бұрын
Tena milay ee ! ❤️
@tahiryandriamahefa8937 Жыл бұрын
Tsara foana e!
@razafindrabetokinirina Жыл бұрын
M'lay e
@DinaRatovoarison-nm5bi Жыл бұрын
Misaotra e!!!! Zahay maka anareo foana hatr@ zay!!!!!
@mamynantenainarakotonirina735 Жыл бұрын
Tena oe matsiro ilay vazo, tonony sy feony tsy misy kianina ❤
@VoaryFanantenana Жыл бұрын
Tsara foan ❤
@hajanirinasamuelson998 Жыл бұрын
Tsara be mintsy 😍
@stephanerandriamanantsoa7559 Жыл бұрын
Milay e
@CelineTitie5 ай бұрын
❤❤❤❤
@mioranantenainarasoaharima282 Жыл бұрын
Tsara foana e!!! 😍🤩
@MoniqueRambatoson10 ай бұрын
Yes 👍!!!!!!!!!
@zorakotoharimanitra2184 Жыл бұрын
🎧👌💓
@lasyTVmadagasikara Жыл бұрын
misaotra e
@josehharilala6 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉
@rodneygibbons9481 Жыл бұрын
Wow! First time hearing this group. Great song and performance.
@therealjayz80364 ай бұрын
No way!! How you end up on the page of a rock band from Madagascar