Andriananahary Masina indrindra Fihirana FFPM 1 - Irina

  Рет қаралды 1,711

Irina Worshipper

Irina Worshipper

Күн бұрын

Piano: Marco Andria ( / @melodiecelestemalagasy )
Fihirana FFPM1
1. Andriananahary masina indrindra!
Ny anjelinao izay mitoetra Aminao
Mifamaly hoe : Masina indrindra
Andriananahary, Telo Izay Iray.
2. Andriananahary masina indrindra!
Na tsy hita aza izao ny voninahitrao!
Masina indrindra Hianao irery.
Andriananahary, Telo Izay Iray.
3. Zava-manana aina samy mankalaza
Sady manambara Anao Izay Tompony izao;
Hianao irery no mitahy azy,
Andriananahary, Telo Izay Iray.
4. Andriananahary feno hatsarana!
He ny fitahianao izay mpanomponao.
Tsara dia tsara ny omenao azy
Andriananahary, Telo Izay Iray.
5. Andriananahary masina indrindra!
Izahay mpanomponao ta-hankalaza Anao;
Feno fahendrena, feno fiantrana,
Andriananahary, Telo Izay Iray.
suivez-moi sur les réseaux sociaux: linktr.ee/irin...
/ irinaworshipper​
/ irina_wrshpr

Пікірлер: 8
@ordinateurmandresy1439
@ordinateurmandresy1439 3 жыл бұрын
Magnifique! Merci j'adore
@mbolatianaandrianjafinirin1524
@mbolatianaandrianjafinirin1524 3 жыл бұрын
Alleluia !
@alainrajestera1104
@alainrajestera1104 3 жыл бұрын
Misaotra Jesosy !
@irinaworshipper
@irinaworshipper 3 жыл бұрын
Amen!
@gilianerantoanina
@gilianerantoanina 4 жыл бұрын
Magnifique ma Iriiiiiiiiiiiiiii 😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻
@irinaworshipper
@irinaworshipper 4 жыл бұрын
Awwww merci ma Giliane ♥️♥️ ça me touche beaucoup 😍
@liyanga54
@liyanga54 4 жыл бұрын
Bisuuu Irina, contente de voir et surtout t'écouter. God bless you
@irinaworshipper
@irinaworshipper 4 жыл бұрын
Coucou 😍 merciiiii God bless you too
FIHIRANA FFPM 1 ANDRIANANAHARY Mpitendry HARY SOAFANIRY
6:19
Soafaniry Hary Ravonjisoa
Рет қаралды 1,5 М.
Attaché à la croix pour moi JEM 127 - Tretrika & Irina
5:26
Irina Worshipper
Рет қаралды 3,2 М.
This mother's baby is too unreliable.
00:13
FUNNY XIAOTING 666
Рет қаралды 35 МЛН
Every parent is like this ❤️💚💚💜💙
00:10
Like Asiya
Рет қаралды 24 МЛН
FFPM1 ANDRIANANAHARY MASINA INDRINDRA
4:24
STK Zandriny Avaratr' Andohalo
Рет қаралды 919
Andriananahary FFPM 1 - Holy holy holy - Louange instrumentale Malagasy
4:51
Mélodie Céleste Malagasy
Рет қаралды 5 М.
Echo - cover live - version française - Irina Worshipper
4:09
Irina Worshipper
Рет қаралды 334
ANDRIANANAHARY MASINA INDRINDRA
4:20
Dadaliva Ranarivelo
Рет қаралды 6 М.
Viens Toucher Ma vie - Hillsong Cover Irina
7:08
Irina Worshipper
Рет қаралды 1,5 М.
MATOKY ANAO HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA
4:47
Mino-Zo Ratovonelimalala
Рет қаралды 1,6 МЛН
The boy was playing the violin. But when a passerby spoke to him...
44:02
Stories For The Soul
Рет қаралды 1,8 МЛН
Tanora masina itaosy  Fanasana
4:52
GSM -Akio
Рет қаралды 24 М.
FFPM 1   ANDRIANANAHARY MASINA INDRINDRA
3:20
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 2,3 М.