Rass - MBola ho avy - Andry H

  Рет қаралды 66,953

Andry H

Andry H

Күн бұрын

RASS : rass.seulement
______
Andry.H : AndryHphotographe

Пікірлер: 47
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 2 жыл бұрын
Wow, that makes me cry bother. From Chicago US
@traiteurlerougail3832
@traiteurlerougail3832 2 жыл бұрын
Tsara ilay tononkira sy ny feo koa ! 👏👏👏
@andoandrians554
@andoandrians554 3 жыл бұрын
tongava lesy bro a!
@volajoseph7819
@volajoseph7819 6 жыл бұрын
C'est touchant,za aty lavitra aty naheno anle iz f latsaka ranomaso mints ,na rythme na parole tena tsara,merci bcp
@19577575
@19577575 4 жыл бұрын
tro bien ho avy aho ee
@aubiergenoyau1584
@aubiergenoyau1584 6 жыл бұрын
Mankasitraka é! Tafita @ty hira ty ny hafatra rehetra tiana hampita 😘😍
@voaryandria3599
@voaryandria3599 6 жыл бұрын
[Lyrics] Miala tsiny raha tsy manome vaovao matetika Angamba heverinareo manadino Aty am-pita koa nge tsy moramora ny fiainana Tongava raha tsy mino Ny soatoavina malagasy Tsy natakalona taratasy Harena tsy voavidim-bola Manimanina te ho any e Te ahita anareo any e Saingy indrisy tsy hafa-manoatra Ny elanelana lavitra loatra Mbola ho avy e (5*) Mampamangy @ tapaka sy namana Henoko hoe gidragidra be ny fiainana any Misaotra betsaka manome lesona Hoe mitsika foana na dia mafy aza Dia mivavaka ho anareo Kanefa ilaina ihany ny manampy Olombelona ihany ny tena Tsy afaka anenjika vatolampy Na dia diso aza indraindray Dia mba mangataka famelana Raiso tanana aho rehefa mody an-tanàna Satria zah mahatsiaro na dia efa tamana Mbola ho avy e... Fa zaho mbola ho avy e Hiaona isika mianakavy e Mba mangataka miangavy e Aza omena tsiny re Na d diso aza indraindray Dia mba mangataka famelana Raiso tanana aho rehefa mody an-tanana
@elisare_al8383
@elisare_al8383 6 жыл бұрын
Wowwww. C tous ce que je pense. Merci pour ce son. Tsy adino tanindrazana
@valeriera.917
@valeriera.917 6 жыл бұрын
Tsara lotra . Misaotra an’ny mpihira sy mamorona ny parole . Tena marina tanteraka ze volaza 👌
@mimiaaina9090
@mimiaaina9090 6 жыл бұрын
Tiako le hira e😍🎶🎵🎼🎧 Un jour mbola ho avy👑❤❤💟💟 Mankasitraka😉😉😉👏👏👏
@BeatsbySV
@BeatsbySV 4 жыл бұрын
🙏🏻🔥
@albertherrera9883
@albertherrera9883 6 жыл бұрын
Great rhythm, my friend! God bless you.
@mahefasoaandry-manou9867
@mahefasoaandry-manou9867 4 жыл бұрын
2020 vao enoko ty hita ti tena tsara
@haingotiana8140
@haingotiana8140 6 жыл бұрын
Tsara be ny hiranao, merci.
@maheryandria55
@maheryandria55 6 жыл бұрын
Siora lesy👊👊👍👍 milay e👌👌
@lydialalasoa5093
@lydialalasoa5093 6 жыл бұрын
Mbola hoavy euh 😩😞🙌
@julesrasolondraibe7820
@julesrasolondraibe7820 3 жыл бұрын
mbola ho any eee ankinina @ Adriamanitra
@harisoalalainarazafimahatr2535
@harisoalalainarazafimahatr2535 6 жыл бұрын
Tena mandona fo be. 😍😟😭
@dinalouisierazafimahatratr8610
@dinalouisierazafimahatratr8610 6 жыл бұрын
Tiako lotra merci ❤❤❤
@fatimamada4828
@fatimamada4828 6 жыл бұрын
mbooola hoavy eeh 😍😍😍😍
@r.nyandotianaerick4887
@r.nyandotianaerick4887 6 жыл бұрын
Respect !!!!!! MBOLA HO AVY EHHH
@natafpalran5457
@natafpalran5457 5 жыл бұрын
C'est top. Merci
@mia9029
@mia9029 6 жыл бұрын
Voalazanao ilay izy, merci 😊
@okwirarabarisolofo322
@okwirarabarisolofo322 6 жыл бұрын
tieko ay,,merci
@marc-allanbouaille3288
@marc-allanbouaille3288 6 жыл бұрын
Good 👌👍👏 j'aime beaucoup c'est apaisant et c'est touchant
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 2 жыл бұрын
You are right
@sbcvezo
@sbcvezo 6 жыл бұрын
mankasitraka eee tsara be le vazo
@cgchoco
@cgchoco 6 жыл бұрын
tsara e , respect , touching,deep.
@wouna6663
@wouna6663 6 жыл бұрын
Hatsiarovako azy ity hira ity fa tiany :) #E bisous
@faniramia51
@faniramia51 6 жыл бұрын
Je kiff grave frèro.
@brunobruno675
@brunobruno675 6 жыл бұрын
Milay mbola ho avy
@narivony76
@narivony76 6 жыл бұрын
tongava leisy fa miandry zahay e
@urbinkevine7287
@urbinkevine7287 5 жыл бұрын
Mlay lec a.......Mankasitra e
@nanar.3442
@nanar.3442 6 жыл бұрын
Marina daholo 💘💘💘💘
@Yaya-oo9sx
@Yaya-oo9sx 5 жыл бұрын
👍👍
@ramibeelonvi794
@ramibeelonvi794 5 жыл бұрын
Tena mahafinaritra lay gasy manaja ny tenin-drazany.
@Nyarouu
@Nyarouu 6 жыл бұрын
Hay miteny gasy izy ... 😀 Tsara kokoa par rapport am'ilay hira am'ny teny vahiny.
@mamitianaralison4459
@mamitianaralison4459 6 жыл бұрын
Aina Tsiaro bandy akama b lery sady cool f ts arakaraky n oe artiste sendra msondrotra kely
@ma2sero505
@ma2sero505 3 жыл бұрын
@michaelandriamasinoro2832
@michaelandriamasinoro2832 6 жыл бұрын
Tiako !
@mitianirina8443
@mitianirina8443 6 жыл бұрын
Misaotra , tsara loatra
@baboukelji4735
@baboukelji4735 6 жыл бұрын
merci less
@lovasoaphilipe2600
@lovasoaphilipe2600 5 жыл бұрын
Ok Rass
@hortencetsaralahy6095
@hortencetsaralahy6095 6 жыл бұрын
Tsara Fa tohizo
@nellythia2580
@nellythia2580 6 жыл бұрын
Toizo fa tena tsara be
@cessnatanteliniainajeffers377
@cessnatanteliniainajeffers377 6 жыл бұрын
gay gay gay! voalazan'ise ilay izy!
RASS ft. RAK ROOTS - DEMAIN - Andry H
3:45
Andry H
Рет қаралды 806 М.
RASS - HAFA IHANY - ANDRY H
3:30
Andry H
Рет қаралды 46 М.
Шок. Никокадо Авокадо похудел на 110 кг
00:44
哈莉奎因怎么变骷髅了#小丑 #shorts
00:19
好人小丑
Рет қаралды 48 МЛН
Eric M feat Aina-Mbola ho avy ny andro
4:25
Zani ANDRIAMAHAZO
Рет қаралды 195 М.
Arione Joy - Omeo ray minitra (2018)
3:59
Arione joy
Рет қаралды 2,1 МЛН
Manal'azy - M-jee feat Rass
4:42
Mjee RktN
Рет қаралды 6 М.
Loatra - RakRoots Février 2022 🌺❤️
3:42
Rak Roots Vibes
Рет қаралды 1 МЛН
RASS - COURIR APRES LE BONHEUR - ANDRY.H
4:44
Andry H
Рет қаралды 13 М.
RASS "TIAKO FOANA " By JR RIVO
3:42
M A2SERO
Рет қаралды 7 М.
Sandhy - Ho anao (Clip officiel 2023)
3:15
Sandhy
Рет қаралды 445 М.
Malm Martiora - Mialm (Clip Officiel)
3:38
Tioramar
Рет қаралды 2,3 МЛН
MARGHE - Mbola ho avy
3:41
WE LOVE COVER
Рет қаралды 480 М.
THE BEST MUSIC IN RAK ROOTS  (playlist rak roots)
25:55
Tsiky RZH
Рет қаралды 483 М.
Шок. Никокадо Авокадо похудел на 110 кг
00:44