Tsy oha - pitenenana no handeha hampihemotra anao , na moral an'ny tsy mahay , ...courage Gadikara Fenosoa
@rivoramamonjiharison1514 ай бұрын
Vola , d'accord hananany , saingy tsy Hay hoe Avy aiza , Fa fahaizana , non ... Courage foana Gadikara Fenosoa
@stellaraveloarijaona91584 ай бұрын
Alefa Gascar aaa,aza fitahina mihintsy ny vahoaka😊
@henridelonrasolo18023 ай бұрын
Manao adimborotsiloza ny irm .....
@marcrkt93314 ай бұрын
Aza manaiky lembenana mitsy Gascar a!
@njandryrabarisoa43873 ай бұрын
na ny teny notenenina ary tsy tazomina koa
@zafinjanadambo3 ай бұрын
I gasikara anie tsy hoe am maha asa député azy no tena tiany atao ao am anteminieram pirenena fa mampiseho asa sady mpanohitra no mpanao gazety azy dia ao min ny anteminieram.pirenena iz manasa vangy librement...
@noaxpixfull78804 ай бұрын
Ny dondrona no mitondra s'y matanjaka eto am firenena de Zao hiafarany
@henridelonrasolo18023 ай бұрын
Mbol orange no tohanana mavo .....
@samuelalbertrandriantsoavi26674 ай бұрын
Manaova sinema mody miady eo fa efa ho avy n'y tsunami ara-toe-karena maneran-tany ! Ny ministrin'ny toe-karena frantsay Bruno Lemaire aza efa nilaza nanao fanairana fa ho avy n'y tsunami ara-toe-karena s'y ara-bola ho an'ny lafrantsa ( hoy izy mantsy oe: alerte sur le naufrage économique et financier pour la France).
@razafimahefaralimanana254 ай бұрын
Aza de be filaza re e, fifanazavana io Fa tsy sakoroka,
@marcrkt93314 ай бұрын
Hita @ zao mihitsy ny fisainan'ireto mara mar ireto
@josephinerasoarimalal29794 ай бұрын
Tena marina mihitsy ny teniny député tinoka Roberto fa tena miteraka @fanakorotanana ho any rhtr rehefa ny mpitarika fivoariana no manao otranio ataonio député Gascard fenosoa io, Jereo fa tena Lasa sakoroka fiafarany
@RamiandrisoaTatamoBodoniaina4 ай бұрын
Hita ao am EN daholo ny fon'akoho sy fo sportif
@xavierrandriamanampisoa-v8e3 ай бұрын
Hira katolika
@noaxpixfull78804 ай бұрын
Miseho azy tay bé reto irmar reto
@vazimbatongasaina50614 ай бұрын
Ry mpinono foza reto miseho azy ten ho enjan mits fa mbol hinan neman nareo io.tsis ilavan pory azy reto,ry kongo pory isany mpamotry firenena
@narindraRalaihova4 ай бұрын
dia mbla tsy resy lahatra ihany isika fa ilay rafitra no voa amin'izao ? na hiova tahaka an'iza ary ny olona mitondra eo dia ohatran'izao foana isika raha tsy miova io système pourri io
@MargueriteSoatssra4 ай бұрын
Anao tsy lanimbahoaka ferme ta bouche en anamsre de vous cropuit nsngalabato nilsniana force t'ai toi
@MargueriteSoatssra4 ай бұрын
Andriamaniro anao tsy lany t@ny votation fa escros