Kanto dia kanto, misaotra nareo Lova Miampita tonga maro na dia avy lavitra aza
@nadiajhayras43722 ай бұрын
Kwa mbola choral SDA Madagascar 🇲🇬 ao Choral Lova miampita reto mahazo laharana voalohany Tena tena konay arogneee Tsara ny hira vocal jiab mipetrapetraka Misaotra anareo fa tena manganohano ny maso rah mihaino anareo 🥹🥹❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@hg-jv9qz2 ай бұрын
Mankasitraka indrindrany lova miampita izahay aty France. Tena tinay daholo ny hiranareo mampanembona anay