tsara eee ; tena misy mitsy zany nefa tsy kivy ee courage fona
@WebMadaGrace2 ай бұрын
Mandriam-piadanana Rahalahy 🙏🙏🙏
@faniriantsoarakoto15853 ай бұрын
Mandria am-piadanana rahalahy ao amin’ny Tompo 🙏
@rolandrakotondramanana68549 жыл бұрын
Praise God! this is a very touching song.
@MyNomena11 жыл бұрын
Ny Mpanjaka ny mpanjaka aza nisy nanedrikendrika maika va tsy isika zanak'olombelona , raiso ampifalina ny fanedrikendrehana fa efa nandresy an'izany ny Tompotsika
@TheMimital11 жыл бұрын
Ndriii, ny olona marina tsy mahita, tsy mahay izay tena fiainanao dia sahy manizingizina ery. Tsy mety ny mitàna alaelo, fa dia entiko am-bavaka e.
@TahinaZo13 жыл бұрын
"Iza no hiampanga ny olom-boafidin'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy. Iza no manameloka? Kristy Jesosy no efa maty, eny, sady nitsangana tamin'ny maty koa ka mitoetra eo amin'ny tanana ankavanan'Andriamanitra ary mifona ho antsika." Rom 8: 33-34
@Voara_Mahery Жыл бұрын
Manja le vehivavy e!
@Ema-mi7tx9 жыл бұрын
Tsara be ny hira sy ny toninkira...misaotra ny mpizara
@Malalanirina13 ай бұрын
Mandria ampiadanana rahalahy amin Tompo 😢
@malantominoharisoa23278 жыл бұрын
tsara le hira e!
@Louisette123 Жыл бұрын
Courage Avec Jesus
@zoaniainajaona97776 жыл бұрын
Eto @ ty tany ity zany de misy karazan'olona natao hamotika ny hafa fotsiny e!Ary ny mahagaga dia manankarena sy lohandohan'ny mpisorona any @ fiangonana misy azy ny sasany
@arijoyrendiseur71544 жыл бұрын
Mafinaritra e 🖤❣️
@KiaFalisoaValentin3 ай бұрын
Repose en paix i Nantenaina
@yrenechoumene57187 жыл бұрын
Fiainana lalovako ankehitriny mihitsy.... miaina anzany A amzao ftôna zao...
@sharyestanflavie723 жыл бұрын
😭
@malantominoharisoa23278 жыл бұрын
tena tsara be zay zao tena tratra io hira io mihintsy
@alihussain-qe8if6 жыл бұрын
malanto minoharisoa %
@friendshipgoalsfrendshipgo50017 жыл бұрын
endrikendrika ve ro hahakivy anao e!Andriamanitra no mahay manao zavatra drehetra ok.merci!hotahin Tompo
@yantkuwait11588 жыл бұрын
fiainana nolalovanay sy ny vady aman janako mihintsy zany sangy zay tsy kivy fa Andriamanitra niaraka taminay teny fona tamin ny ady natrehanay mapiome be le fianakavina befelonana ha ha ha
@sharyestanflavie723 жыл бұрын
Ny anah kosa ny Namako aty Kuwait 🇰🇼
@randriaH3 ай бұрын
Mandria am-piadanana Nantenaina!
@castelarasoanantenaina17847 жыл бұрын
tsara yy mercie beaucoup ry namana
@ofl51618 жыл бұрын
misaotra eheh.volasoa la reunion
@tojomahenina86834 жыл бұрын
ito hira ito afangaroko amn le hira oe "NY FINOANA an i TELIMANA", efa enonanreo ve?
@jamillamaier11862 жыл бұрын
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
@floretteminosoa22973 жыл бұрын
Ndrii. Nahatsiarovako ny hendrikendrika nanaovana ahy tam zavatra tsy nataoko
@tsilavinasoha4203 Жыл бұрын
21/02/23 😢😢
@tokyolivie81612 жыл бұрын
11 déjà sa chanson là,, je pas i crois!
@danieleraheliarisoa11017 жыл бұрын
tena tsara dia tsara ilay hira satria ny hira dia maneho fa misedra hazo fijaliana izay manara dia any jesosy. misaotra amin'ilay hira fa tena mamelombelona fanahy.hoy Danièle aty réunion.
@nirinasylvielanglade555012 жыл бұрын
aza kivy @ zany;aza mitomany. efa iara mahalala fa maro reo tsy tia !
Fiainana eto antany tsy ialan endrikendrika,fa mila mifikitra @ Andriamanitra hatrany,fa azy irery ihany ny famaliana.
@karimosolo3467 Жыл бұрын
❤
@jfranciscains136911 жыл бұрын
merci aminy le fannarana e!!
@jakyrobygerard25699 жыл бұрын
tsisy ambara fa dia tsara tokoa ity hira ity mampahery misaotra anareo
@nirinalisoaraharimahefa87893 жыл бұрын
izay manendrikendrika mbola ho voaendrikendrika. tsy maintsy mitody ny atao. hoy ny tenin'ANDRIAMANITRA ao @ II Tesaloniana 1 : 6 " fa zavatra marina amin'ANDRIAMANITRA ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo " AMEN! manàna FINOANA e! misaotra ô!
@OkamiOwOFF3 жыл бұрын
Ela tsy nahazo m18 perroquet à dit :
@maelysrabe7245 жыл бұрын
Misaotra fa tena mampahery e
@liloumicahraoulyarisata290010 жыл бұрын
Mankasitrakeeeee
@Rojo301210 жыл бұрын
Ity ny hiran'i mamanay eh! tsara fa mankasitraka eh!
@fanjasakina98689 жыл бұрын
Misaotra eehh
@MaryMary-pm8nt6 жыл бұрын
Marina io hira io rehefa eto amboniny tany tsy Maitsy misy ny tsy tia sady manejika aminy fianainana
@tahinatahinarado25147 жыл бұрын
Aza kivy @ zany!!!
@MegaDrala5 жыл бұрын
Tsara ny hira e
@nathaliemarie42714 жыл бұрын
2020😍😍
@venillacareliot13584 жыл бұрын
Efanandalovako e
@nadiaravelo4769 жыл бұрын
tsara be eh
@lohoitong113 жыл бұрын
tian le zanako 6 ans sy 3 ans be mitsy io hira io misaotra bon courage lol
@marceric168011 жыл бұрын
Ny endrikendrika tsimaintsy mis fa saingy tsy atao maha kivy zany satria mbola ao Andriamanitra sy Jesosy Kristy zanany
@sitrakaherilovaakartis588611 жыл бұрын
Milay!
@YUNEism12 жыл бұрын
zay kou makafy an'io an!
@TilahyNathan6 ай бұрын
Qui est la 2024❤
@nirinaraveloarimanana734011 жыл бұрын
aza kivy fa mahereza avelao andriamanitra no hiady ho anao
@fenosoasosona677411 жыл бұрын
Mahagaga fa tsy maintsy izany fona ny fiainana eto an-tany! Ianao izay manao ny marina mihitsy no voaenjika fona. Soa ihany fa nisy ny hira ary indrindra ity ira ity, koa dia misaotra fa tena manome hery, izaho zao no tena victime @ zavatra otrzany, nefa hangina fona aho fa ilay Andriamanitra no hiady ny adiko! Mankasitraka e!
@elianierazafitsiarona21036 жыл бұрын
Misaotra e
@malalanirina12483 жыл бұрын
Misaotra. Sady tsara feonareo telo No tsara ny tonony
@gffgbdggsdgbc41898 жыл бұрын
Raha mbola eto an- tany tsy maintsy misy zany ,nefa tadidio fa ANDRIAMANITRA no tompony teny farany ho anizay manendrikendrika misaotra e ! mankasitraka NY nizara NY kanto tohizo hatrany