Tsara be🥰🥰🥰 ... Fohy anefa misy creativé maro be ao anatiny ❣️❣️... Mahate hihaino foana ✨✨
@VolaRahantanirina13 күн бұрын
Sady mandihy no mankafý 🥰 mankasitraka anareo🎉
@VolaRahantanirina3 ай бұрын
Mamy loatra 🥰♥ namerimberina in betsaka nihaino aho fa satri hihaino foana
@tsiorytsiory3185 ай бұрын
Tsara be ❤️❤️
@sariakaandrianomenjanhary6911 Жыл бұрын
Tena Tsara 😍💛
@maximilianhartwig6995 Жыл бұрын
Today I come home from work. Alert shows up - and I am the first who is allowed to listen After 15 seconds online... Thank you again!
@koloinaramanandraibe646711 ай бұрын
Quel talent ❤️
@Mihanta_Harilova Жыл бұрын
Here is the lyrics in Malagasy for those who want it 👈 ENJOY IT ❤🤩 Na ny tsy hita . Na ny afenina aza fantatrao Zay efa vita , ny nenina sy izay mbola hatao Ny herinao tsy misy fetra .Tsy ho voafaritra , An - tsaiko ao F’izay momba ahy rehetra efa voadinikao Ref : Asehoy ahy hahitako Toe-panahy sy ny fahotako Aiza ho aiza aho . Sao dia nandao Tafasaraka aminao Homeo fitsapana , homeo fisedrana aho Mba hijoro am - po torotoro Sao variana tratra aoriana aho Tafasaraka aminao Ampangino aho raha mitory izay tsy nolaizainao Sao hoe 'zaho indray no hita ho'aho fa tsy Ianao Mba tsy ho menatra aho raha ho avy ilay andro iray Fa mba ianao no nampandroso ahy an-tranon’ny Ray Ref... Ampianaro aho hahalala Aza havela aho tompo malala o Ampianaro aho mba hanisa Ny andro sisa ieeeeeeeeh Ref... Ampianaro aho hahalala Aza havela aho tompo malala o Ampianaro aho mba hanisa Ny andro sisa
@PrinciaRAHARISOA Жыл бұрын
🥰🥰🥰🥰🥰 Tena tsara loatra
@MandresyRandrianarinjaka-yb4vo Жыл бұрын
Tsara be 💛
@RABARIJAONAElisoaSophie Жыл бұрын
Tena tiako be ❤
@MiarintsoaGaelle Жыл бұрын
Tena tsara be 💖💖🤩
@maximilianhartwig6995 Жыл бұрын
Dear Baobab Choir, at the last 2 Minutes of this day, I wanted to ask a question. Could you maybe once do a happy birthday in "your version"? Would be so cool...
@Mihanta_Harilova Жыл бұрын
I'm melting, it goes trough my soul. Wow 🥰
@38jas63 Жыл бұрын
😍 Can you put the lyrics there in both English and Malagasy?