Biby toetra tsy vanona : Kolo fm

  Рет қаралды 13,367

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy vaovao
⛔️TSY AZO AMIDY⛔️

Пікірлер: 23
@roz1046
@roz1046 6 ай бұрын
Aona ko ara zany pasini Dada mapihinana bakiraro zany😂😂😂😂 n importe quoi le izy😂😂😂
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 6 ай бұрын
Misaotra nizara ooo, Mba tsy mihafara @ ilay mamela ny helokao am-bava fotsiny ny tantara tato ho ato😁😁, Ny tantara teo aloha na efa mihatra aman'aina aza mbola hoe mamela ny helokao aho🙄🙄🙄🙄, tsy hitory sns,
@MARYMARY-si1yr
@MARYMARY-si1yr Ай бұрын
Merci beaucoup nizara tena lelahy tsy manjary toetra 😢
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 6 ай бұрын
Ita mihitsy fa biby toetra tsy vanona tsy valahara 😂😂
@VhfDgxc-xh3pr
@VhfDgxc-xh3pr 6 ай бұрын
Misaotra ny mpilalao sy ny mpanoratra Ela no nahenoko tantara fa ity kosa tena oe mampalaelo .Raim pianankavina maivandoha i Ra Tsinjo
@raholimananatiana6265
@raholimananatiana6265 6 ай бұрын
Anatra ho an RAD manakalo zanaka @ vadikely.
@AminaFrancena
@AminaFrancena 6 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara
@LucetteRasoarivelo-mr5lq
@LucetteRasoarivelo-mr5lq 6 ай бұрын
Rariny mintsy raha novonoinao tany le tsy manjary iny
@raharisoaanna6820
@raharisoaanna6820 6 ай бұрын
sahaza ho an'ny olona tsy manjary izany
@donnovangasy
@donnovangasy 6 ай бұрын
Tiko daholo ny pilalao tantara, saingy ny tena tiko bé Dia , i rakoto , faly , arikoms randria, vanisoa , anjaraliva , falimanana, Louise ravelomanatsoa, le mec, arliva, (tpl) Régis , ny tantara vao misy 1 aminareo pilalao ireo dia mafinaritra ny sofiko ny miheno azy. Elana tsiny aminy zay tsy voatonono tompoko.
@rakotobesoloheryfenitra9084
@rakotobesoloheryfenitra9084 6 ай бұрын
Ary i Christophe Rabeharimanana ( légende be izany amin'izao) 🙃☺️
@gshvs8057
@gshvs8057 6 ай бұрын
Misaotra e lehilahy tsy manjary ni reny kely ko madainga sady ratsy saina 😊
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
@GarciaMarieGarcia-uh6cr 6 ай бұрын
Misaotra nizara fa tena mampalahelo be ty tantara ty 😢😢
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 6 ай бұрын
Mba tantara sujet hafa moa mba atolotra ny mpihaino. Fa dia tantara mampalahelo fanahy izao no asainao henoinao...mba zavatra mampazoto sy mampahery saina re hatolotra e!
@AndriamaminiainaLanchie
@AndriamaminiainaLanchie 6 ай бұрын
Oudrihh, izy tsy rah namorcé hoe henoy fa misy titre mivandravandra bé io d anjaranao no manapak'evitra hoe hiaino enao n'a tsia.Ary tena zava-misy eo @ fiaraha-monina mihintsy izao tantara Zao. Afandimbindimby eo daholo.tsika oa d tsy MBA mahay mankasitraka izay zava-misy mintsy.
@Lala-t5d5k
@Lala-t5d5k 6 ай бұрын
Tena ratsy ny tantara Ny mpilalao ve de hilalao otrizany.Ratsy
@spiers-rabetsimialonasandi1664
@spiers-rabetsimialonasandi1664 6 ай бұрын
Inona ny olana? Tranga misy eo @ fiarahamonina zany dia alefa tantara angalana lesona! Ny lesona moa zany eto dia fijaliana mangirifiry sy mangidy no entin’ireo olona tsy vanon-toetra ka mamotika fiainan’olona maro ka mila mahay mitaiza ny ray aman-dreny rehefa te hiteraka. Ny tsy tokony natao kosa dia ny namono olona.
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 6 ай бұрын
Tegna lehilahy tsy manjary
@marrymarry8826
@marrymarry8826 6 ай бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 6 ай бұрын
Misaotra nizara!!
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 6 ай бұрын
❤❤❤❤🎉🎉🎉
@NathalieKnott
@NathalieKnott 6 ай бұрын
Merci beaucoup nizara
@marielesage1254
@marielesage1254 6 ай бұрын
Tegna mampalahelo be lay tantara 😍 🥰 Misaotra sy mankasitraka tompoko 😂 😍 🥰 😂 😍 ❤❤❤
TRANOMAIZIN’I BABEL: [Kolo fm ] #gasyrakoto
1:05:32
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 6 М.
Kalesin’angatra (Mbs) #gasyrakoto
1:26:45
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 4,2 М.
БЕЛКА СЬЕЛА КОТЕНКА?#cat
00:13
Лайки Like
Рет қаралды 2,7 МЛН
Please Help This Poor Boy 🙏
00:40
Alan Chikin Chow
Рет қаралды 23 МЛН
إخفاء الطعام سرًا تحت الطاولة للتناول لاحقًا 😏🍽️
00:28
حرف إبداعية للمنزل في 5 دقائق
Рет қаралды 36 МЛН
Bike Vs Tricycle Fast Challenge
00:43
Russo
Рет қаралды 103 МЛН
Tao an-tetezan-tsarotra - Tantara KOLO Fm Radio
56:03
Chaine Malagasy
Рет қаралды 13 М.
Mitondra ny anaran’i dada: (Record fm) #gasyrakoto
1:30:05
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 2,7 М.
JOYCE LYNE - ASA MBA HAINAO (Official Video 2024)
3:37
Joyce Lyne
Рет қаралды 9 М.
Bozy tendan-kanina (Rna) #gasyrakoto
52:50
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 2,9 М.
TANTARA MALAGASY - FAHAVALOKO
1:19:01
HAFATRA MIAMPITA (HM)
Рет қаралды 10 М.
Kajikajim-pitia (Rnm) #gasyrakoto
1:22:45
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
Soa fa… (Rdb) #gasyrakoto
1:25:54
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
Vahatry ny aina 1 (Record fm) #gasyrakoto
1:18:24
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 10 М.
Fanamby na challenge 2.0 (Record) #gasyrakoto
1:33:30
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 7 М.
Tantara Malagasy - MAFY ADY (Tantaran'i Radio Record FM) Tantara indray miseho
1:49:32
БЕЛКА СЬЕЛА КОТЕНКА?#cat
00:13
Лайки Like
Рет қаралды 2,7 МЛН