Bitsibitsiako anao Tselonina

  Рет қаралды 34,230

Eric RAZA

Eric RAZA

Күн бұрын

Пікірлер: 25
@noroandrianasolo
@noroandrianasolo 11 ай бұрын
Mankasitraka be an’i Soafara ❤
@kelimatoykelimatoy8046
@kelimatoykelimatoy8046 Жыл бұрын
Mangoritsina mihitsy ny aty fanahy 🎉🎉🎉🎉❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli 3 ай бұрын
❤❤❤❤
@MisaRandriamboavonjy
@MisaRandriamboavonjy Жыл бұрын
Tsara e, tsy mety leo mihintsy aho
@BodoSylviaRazafindralambo
@BodoSylviaRazafindralambo 10 ай бұрын
Tena tsy azoko ny vetin ´ilay hira !! fa tiako fontsiny eh !
@radoris65
@radoris65 8 ай бұрын
Andramako azavaina eto ny tian'ny mpanoratra ampitaina amin-tsika: Bitsibitsiky ny mpifankatia fotsiny izy ty dia noravahany teny tsara rindra sy sarin-teny (métaphore) izay mampiavaka an'i Ngabe RaTSe amin'ny rehetra, fa lava loatra raha toa ka hazavaina amin'ny antsipirihiny. Karazana romance izy ity, hira sentimental, nentina amin’ny hendrika tsiambaratelo, confidence, « bitsibitsiako anao », kanefa mifono érotisme, izay métaphore filée entin’ireo sarin-teny roa na telo asehony eto: « Ry misy tangozan-tserizy », ny tangozan-tserizy (efa ho avy izao ny fotoananay aty) iaraha-mahalàla mihendrika voan-javatra mirozaroza indrindra rehefa « laingosana aman-taho », ho an’ireo manita-tsaina dia misy image érotique miampita io, sa tsy izay ? « Iangolentsika harivariva ». Misy foto-teny hoe « angola », hantahanta sy fiangotingotiana, te ho tiana no dikan’io ; misy koa hoe « angolena », drokitrokiana. Fandrokidrokina sady fihantahantana « harivariva », asa inona no mety hitranga amin’izany ? « Ny ankanjonao ry tiako ampirimpirimo, Ndao re isika mba ho eny », mitohy ny sarin-teny, métaphore filée sur l’érotisme. « … nifamatotra mafy. Saringoringo ô. Randrana mahafatifaty », no comment.😆 Ireo fanazavana ireo dia nisy novalian'i RaTSe amiko directement dia nisy koa namana akaiky mahay tsara ny soratr'i RatSe no nanampy ny ambony.
@henintsoaagnesramananarivo8559
@henintsoaagnesramananarivo8559 Жыл бұрын
Mankafy , misaotra ee
@rakotondranaivo2024
@rakotondranaivo2024 Жыл бұрын
Tiko b le façon hirainy azy Bravo merci e
@mandaratsimbason5541
@mandaratsimbason5541 4 жыл бұрын
Mankalaza fa ilay hira efa tsara vao maika nahazo ilay feon' ilay vehivavy !
@mireillerazanajatovo6211
@mireillerazanajatovo6211 2 жыл бұрын
Madio zany ra feo an❤️
@mamyfanomezantsoa1356
@mamyfanomezantsoa1356 Жыл бұрын
Super ❤
@emmanuelranaivoson8985
@emmanuelranaivoson8985 2 жыл бұрын
Manitra be, mankasitraka e !
@elianerakotoniaina9599
@elianerakotoniaina9599 3 жыл бұрын
Tsara e❤❤❤❤❤❤❤
@ranjalahyvonimanitra6604
@ranjalahyvonimanitra6604 2 жыл бұрын
Mankasitraka amin'ny fizarana fa tena revy mozika tsy manam-paharoa
@landivolanasandratraniaina8737
@landivolanasandratraniaina8737 2 жыл бұрын
ito hira ito zan ilay hira tsisy azoko ny tiny lazainy fa tena tiko tena tiko tena tiko
@radoris65
@radoris65 8 ай бұрын
Andramako azavaina eto ny tian'ny mpanoratra ampitaina amin-tsika: Bitsibitsiky ny mpifankatia fotsiny izy ty dia noravahany teny tsara rindra sy sarin-teny (métaphore) izay mampiavaka an'i Ngabe RaTSe amin'ny rehetra, fa lava loatra raha toa ka hazavaina amin'ny antsipirihiny. Karazana romance izy ity, hira sentimental, nentina amin’ny hendrika tsiambaratelo, confidence, « bitsibitsiako anao », kanefa mifono érotisme, izay métaphore filée entin’ireo sarin-teny roa na telo asehony eto: « Ry misy tangozan-tserizy », ny tangozan-tserizy (efa ho avy izao ny fotoananay aty) iaraha-mahalàla mihendrika voan-javatra mirozaroza indrindra rehefa « laingosana aman-taho », ho an’ireo manita-tsaina dia misy image érotique miampita io, sa tsy izay ? « Iangolentsika harivariva ». Misy foto-teny hoe « angola », hantahanta sy fiangotingotiana, te ho tiana no dikan’io ; misy koa hoe « angolena », drokitrokiana. Fandrokidrokina sady fihantahantana « harivariva », asa inona no mety hitranga amin’izany ? « Ny ankanjonao ry tiako ampirimpirimo, Ndao re isika mba ho eny », mitohy ny sarin-teny, métaphore filée sur l’érotisme. « … nifamatotra mafy. Saringoringo ô. Randrana mahafatifaty », no comment.😆 Ireo fanazavana ireo dia nisy novalian'i RaTSe amiko directement dia nisy koa namana akaiky mahay tsara ny soratr'i RatSe no nanampy ny ambony.
@sahondraranaivoson9276
@sahondraranaivoson9276 Жыл бұрын
Tsara loatra. Mankasitraka e❤❤❤
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
Raitra :-)
@AlainPatrickAndriananten-ci5ec
@AlainPatrickAndriananten-ci5ec Жыл бұрын
Tsara loatra
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
❤️
@MisaRandriamboavonjy
@MisaRandriamboavonjy 11 ай бұрын
Tena tsara ilay hira sy ilay mihira azy
@ramanoelisonlouisgonzale-sl8rw
@ramanoelisonlouisgonzale-sl8rw Жыл бұрын
Mandrotsirotsy be
@tokiniainaricky8588
@tokiniainaricky8588 3 жыл бұрын
Mankasitraka eh
@adamranaivoson6826
@adamranaivoson6826 Жыл бұрын
mahafinaritra e
@kelimatoykelimatoy8046
@kelimatoykelimatoy8046 Жыл бұрын
Mangoritsina mihitsy ny aty fanahy 🎉🎉🎉🎉❤
TSELONINA - Tournée France 2004 - Part1
22:43
Eric RAZA
Рет қаралды 1,7 М.
ANDROY
6:42
Eric RAZA
Рет қаралды 21 М.
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 148 МЛН
Enceinte et en Bazard: Les Chroniques du Nettoyage ! 🚽✨
00:21
Two More French
Рет қаралды 42 МЛН
Tanimanga
5:41
Eric RAZA
Рет қаралды 11 М.
BITSIBITSIHAKO HD TV 2
4:35
Yvon Narindra Ramanamisata
Рет қаралды 16 М.
TS 🎹🎷🎤🥁| Mimoza-Mahaleo
3:43
Trifinity Soul_TS
Рет қаралды 3,3 М.
Fitiavana - Tselonina
4:48
Eric RAZA
Рет қаралды 61 М.
Aiza izy izay
5:53
Eric RAZA
Рет қаралды 18 М.
Bitsibitsiako Cover (TSELONINA)
3:18
ramozika cover
Рет қаралды 613
Ravaomaria (Tselonina) - Cover by RyKala Vazo
3:52
Rabenjamina Ravalitera
Рет қаралды 98 М.
NY DITRAKO  NJILA  1982
5:01
lrnt andri
Рет қаралды 36 М.
Lalovanao
5:22
Eric RAZA
Рет қаралды 10 М.
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 148 МЛН