Marary aminy reo mpanao politique c'est là vérité mankasitraka ❤🎉🙏🙏🙏🙏🙏
@leilarakotoson98204 жыл бұрын
Ma Bodo tu es toujours ma copine ..Merci pour tout les moments formidable que tu nous à fait vibrer par tes chansons joyeuse. Pleins des choses bienn qu ont adorent😊😋🌻💃❤
@ppmaroa8704 Жыл бұрын
Tiako loatra é 💚💚🇲🇬🇲🇬 mankasitraka é 💚💚🇲🇬🇲🇬
@thierryfanilorandria57723 жыл бұрын
Tsara rangah le hira a. Pi-maso kely ho an'reo choriste fa avo lenta be nareo sady .. manja kely daholo
@zanzibar417712 жыл бұрын
ié fantatray le miketrika ho Filohampirenena! refa avy nanao ... DJ! hi hi! hi! hi!
@crocosmialao12 жыл бұрын
tiako be fa misaotra eh! dia manao petit coucou an'i Bodo de passage eto Paris amizao! mampamangy daholo oh!
@tiana12862 жыл бұрын
Misaotra Bodo.
@juliettederond27172 жыл бұрын
Marina zany bodo a miengitraingiyra te ho anana vola n'y sasany de maitaka olona
@sahondrarey-vignau20716 жыл бұрын
Tena tsara be ny hiran i bodo.miandry anao bordeaux
@desireraza33582 жыл бұрын
Efa ela vhģ
@miaritrayharimanoy46916 жыл бұрын
wow tiko be bodo😍😍😍
@onimpanalinaable12 жыл бұрын
Mba asio any lay hira ny bodo ny refrain manao hoe:" izay jerena ireto masonao fitiavana omenanao inona ary no avalinao inona ary no asetrinao mba lazao ....hialany heritreritra nahitany asa ho anao ilay masoandro iray miposaka " hotrizay fa tsy tadidiko lotra
@julietteharena19116 жыл бұрын
Tena tsara be Misaotra e
@HanjasoloHanitrinialaRaharimam5 ай бұрын
Tsara loatra
@andrianirinaramanandraisoa97355 жыл бұрын
Tena marina tokoa izany an
@elisearthemise98819 жыл бұрын
marina nyhirandry ry bodo etraketraka no atao valifaty nefa tsidiso ny tenin drazana ny marina tsy maty ny mpialona no betsaka