Ho Azy irery ihany anie ny voninahitra mandrakizay AMEN🙏
@moniquelabelle53483 жыл бұрын
Izao no atao hoe fanaon'izao tontolo izao. Mahamenatra
@lucianomacclarkrakotoniain57323 жыл бұрын
"Mahatoky loatra" Hira misy fanahy Ao@Fanahy
@fjjffh47703 жыл бұрын
Alléluiaaaa Deraina Jesosy Amen mitombo fasoavana antrany ravavy malalako Omar Ali namanao Fb ihany ito
@pepeshine80033 жыл бұрын
Amen ! Tahian'i Jesosy Omar Ali
@johanrazafindrakoto9473 жыл бұрын
Ela ian le rangahy manolotra anle trophée an
@pepeshine80033 жыл бұрын
😂
@johanrazafindrakoto9473 жыл бұрын
@@pepeshine8003 fa félicitation ian na d zany aza ee👍🏽👍🏽👍🏽. D alefa barea 🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍🏽👍🏽👍🏽
@jennymaria55453 жыл бұрын
Aleloia tiko loatra
@henintsoaadapen2473 жыл бұрын
Well done
@jennymaria55453 жыл бұрын
Inona any dada yves kay enao
@jennymaria55453 жыл бұрын
😥😥😥😥😥😥😥😥😥😥😥
@yehoshouaestseigneur49343 жыл бұрын
Fanompotsampy goavana. Aiza oaiza amzao Jesosy? Okzay r reto n fanalana baraka ny anaran'jesosy a. Vrais adorateur zan miafina fa tsy msandratra. Izao tontolo izao totale . Afabaraka tanteraka Jesosy . Tena mahamenatra n'y Zavatra otrzao. Ra manana fanomezampahasoavana marina nareo miafina. Efa lasanareo daholo n'y gloire mitovy tam Santana tany andanitra naka n'y voninahitry jesosy
@moniquelabelle53483 жыл бұрын
Tena marina mihitsy ny teninao fa fanandratana ny olona sy ny mpihira, aiza ao @ Baiboly ary no misy toy izao ? Paoly sy Silasy voafatotra tao an-tranomaizina nihira fiderana tsy nisy sono tsy nisy jeux de lumières fa nihorohoro ny tany tapaka ny fatorana
@yehoshouaestseigneur49343 жыл бұрын
@@moniquelabelle5348 tena ftona zao iverenana aminy baiboly fa efa akaiky jesosy.