🛑 Christine Razanamahasoa : Tsy izao no nifanarahana tamin’ny tolona natao tamin’ny 2009

  Рет қаралды 9,626

Real TV Madagasikara

Real TV Madagasikara

Күн бұрын

Christine Razanamahasoa : Tsy izao Madagasikara firenena faran’ izay mahantra indrindra eran-tany izao no nifanarahana tamin’ny nanaovana ny tolona tamin’ny 2009 ka niakarana teny Ambohitsirohotra 15 taona lasa izay, hoy ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena nandritra ny fihaonany tamin'ireo hery politika teny amin'ny lapan’i Tsimbazaza ny asabotsy 23 Martsa 2024. Efa nisy kay hoy izy ny fandrika sy ny fitaka tamin’ireny fa izy ireo izay nitarika niakatra teny Ambohitsirohotra no vendrambendrana ka nandeha tao anatin’ny finoana sy ny fitokisana tanteraka. Kinanjo sarintsarina fahafahana no misy ankehitriny hoy ity mpitsara nanaiky notendrena ho Ministry ny fitsarana teny amin’ny kianjan’ny 13 May tamin’ny tolona tamin’ny 2009 ity.
#madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #abonnezvous #PAN #Fivoriana

Пікірлер: 18
@AntoineAnjaratiana
@AntoineAnjaratiana 5 ай бұрын
Mankasitraka anao Mme présidente, 🙏
@user-uq1eu9dt2q
@user-uq1eu9dt2q 5 ай бұрын
Misaotra an PAN tsika ba ahiratra amzay anie ny masony vahoaka rehetra
@coolman3322
@coolman3322 5 ай бұрын
avy nandray baiko tany ampitadranomasina dia anabado n'y malagasy idray tsy malala menatra mihitsiny panao polifika reto . bola ho aiza n'y hajoanareo aminy fahasalamanareo s'y n'y fianakavianareo aminy anaovanareo n'y madinika .
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 5 ай бұрын
Tena zany mihitsy izany no nandehanany tany @ ivelany tany d mahita manao anio io ramato io
@coolman3322
@coolman3322 5 ай бұрын
hitady hadrora koa iraiky ty . 15 ans vao taitra ianao .razanakisoa marina ianao inona no hoentinao hamitaka vavao n'y malagasy. tsy vendrana iano fa kondrana .
@olienrandriambalonomena9405
@olienrandriambalonomena9405 5 ай бұрын
Tsy ilaina ny saribakoli'ny frantsay ary tena tsy mila kanf kosa aleo mba misy ny nataon'ny PAN toy izay ilay 18cm izay famitahana firenena manontolo sy... tsy resahina intsony ny sisa maro.
@dorotheerichard7632
@dorotheerichard7632 5 ай бұрын
Mba lazao aminay ny tena tsiron ilay seza...fa ohatran tena very tanteraka lay fihinanana tanteraka rehefa natsingidin ty seza
@gokhlayehenki3418
@gokhlayehenki3418 5 ай бұрын
😂😂 Ity indray izany ny saribakoliny frantsay vaovao 😂😂 Odoy e
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 5 ай бұрын
Bien sûr vakina fotsiny
@richardmounavaraly2457
@richardmounavaraly2457 5 ай бұрын
IREO MIHAINO IREO MOA DIA : MOUTON ( ONDRY )DAHOLO ??????????????????????????? MORA AMPIHESOANA NY OLOMBOAFIDY . VOLA NO LEHIBE
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 5 ай бұрын
Tena mahagaga ny fihovanao Ramatoa Christine fa efa combien d'années ianao no teo an-toerana nanorona karena sy nanambado ny vahoaka madinika, ka zao ianao vao nilaza hoe : ISIKA ? mais bon sang de bon de bon sang çà me fait .... de vous entendre Mme! que d'hypocrisies tout çà !!!!!
@pulcheriemendreny2951
@pulcheriemendreny2951 5 ай бұрын
Mivavaka ho any malagasy hendry ny Ray amandren ny daholo be nenitoa fa sanatria hampizaraza ny olombelo n Andriamanitra efa izany angamba no farany izao tontolo izao mampalahelo JESOSY nanome ny ainy taminy hazo fijaliana tsy aleo amizay ve tsika hiroso manaradia an ilay mpanjaka ny mpanjaka tsy iza fa i JESOSY avy any Nazareth Amen mazotoa daholo e zanak Andriamanitra hendry désolé hirany BAKOMA hoe aja de olo be olo de aja isika malagasy hendry efa olo be mba mitarika reo zafintsika reo aminy tompo ao enga tsika politika dreo tsy mamaly io misaotse NY tompo Andriamanitra tompony fa samby velonaina daholo mila manana fitiavana hahazoantsika paradisa mandrakizay mazotoa é
@sendraravelomalala2500
@sendraravelomalala2500 5 ай бұрын
Dia naninona no tsy niteny hatrizay hatrizay no niara nitsikombakomba ...
@DARIVONY
@DARIVONY 5 ай бұрын
On ne parle pas la bouche pleine!!!😅😅😅
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 5 ай бұрын
Prezidente de la république ny laisoa...
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 5 ай бұрын
Asaivo ateliny foza anio renin daisoa be anareo io
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 5 ай бұрын
@@josephinerasoarimalal2979 efa tsy malemy intsony taolan antitra ireo na handrahoina 1 volana am afon kitay tsy mety malemy...aleo samy iz fotsy volo ao mifampihinana
@ratsimbachantalrobertine1392
@ratsimbachantalrobertine1392 5 ай бұрын
😊
This unusual philosopher will put an end to 10 years of separation
18:06
Y a que la vérité qui compte
Рет қаралды 1,3 МЛН
Sigma Girl Pizza #funny #memes #comedy
00:14
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 3,2 МЛН
나랑 아빠가 아이스크림 먹을 때
00:15
진영민yeongmin
Рет қаралды 17 МЛН
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 577
REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 12 SEPTEMBRE 2024 #Madagascar
1:10:59
Real TV Madagasikara
Рет қаралды 6 М.
How to win a argument
9:28
ajaxkmr
Рет қаралды 530 М.
Ip Man 2 | The Boxing Competition
15:57
Cinewatch
Рет қаралды 8 МЛН
FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA : VOKARINA ETO MADAGASIKARA IHANY NY ZAVATRA ILAIN’NY MALAGASY
9:52
Communication Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 6 М.
Sigma Girl Pizza #funny #memes #comedy
00:14
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 3,2 МЛН