Рет қаралды 548
Salama tompoko.Manasa anao hanaraka ny Clash Palu andiany faha-7 by Amen communication - entina hizarana sy hitantarana ny fandraisana an-tanana sy ny fampahalalana momba tazomoka mba ho fisorohana azy,iarahana amin'ny #PSI_Madagascar. #Bogasy_Madagascar no nanabôgôsy an'i #Tantaraniriko_Manankava. Malagasy tsy ho fatin'ny tazomoka.