CLIP ANDRY RAJOELINA HIRA FANEVA NUMERO 13

  Рет қаралды 394,456

tgv communication diego suarez

tgv communication diego suarez

Күн бұрын

Пікірлер: 231
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv Жыл бұрын
Aza kivy Mr president tohizo NY dia fa aza mety mihemotra fa NY fifidiana no itsarany vahoaka nao.
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv Жыл бұрын
NY mitondra tokatrano ary sarotra maika firenena!?ze navita isaorana daoly NY ravalomana,na ratsiraka,na rajaomampianina,na ze teo fa nenao de hita fa mbola Maro NY vitanao ka tohizo.aza kivy 🤝☘️☘️☘️☘️☘️tohizo NY dia ❤️fa Rigby NY fiainna sy box eto antany ka Raha tsy mandalo stade tsy misy resy taimbava zany 👍 fifidiana no stade ary NY wawawa no rigy, 👏mahazaka wawa de miakatra stade eo vo ita eo NY resy sy mpadresy
@sherima5732
@sherima5732 6 жыл бұрын
Bravo pour cette belle chanson. Merci infiniment. La danse est super.la musique qui est aussi belle.bisous avec toute mon affection fraternelle
@yarilantosoanana4973
@yarilantosoanana4973 6 жыл бұрын
Ao tsr,volomboasary ian netsik❤ fitiavana no lehibe ndrindra❤ fidio num 13✌👌
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
Oe zay manohana n13 atramifarany eee
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv Жыл бұрын
Alefaso NY Hira faneva 2024 Mr president
@tarampahazanajerosa4495
@tarampahazanajerosa4495 2 жыл бұрын
N'y fitiavana no lehibe indrindra "andriamanitra efa nahita ny ao amponanao"(tsy jery ivelany fa anaty).
@randriaary9424
@randriaary9424 Жыл бұрын
Efa misy remix nivoaka izy ty nataon,ny mpianatra vontovorona sy ankatso aouè 🤣
@carolinahrosiania2000
@carolinahrosiania2000 6 жыл бұрын
Tiako ay 13 fonaeee tiako be le hira ay 👏👏👏❤❤❤❤
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
Nenay andri foneee
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
Zay tsitia 25 mpanakatona fiangonana, 13fonaee
@nantenainacathypriscarandr2887
@nantenainacathypriscarandr2887 6 жыл бұрын
Nareo zanak'i dada milaza fa tsy tia nefa mbola mijery ihany 😂😂😂😂 n°13 foana ee...
@zavaandriamamanga853
@zavaandriamamanga853 6 жыл бұрын
Mampalahelo n'y mamaly n'y soratrareo.tena mitapy maso s'y mitapy sofina ce ianareo @ n'y fahotana s'y fahantrany n'y malagasy nanomboka n'y 2010 iny .Iza no malagasy nihinana Pako s'y matory anaty fako s'y Zaza tsy Ampy taona mivarôtra tena ho entina mamelona n'y fianakaviany ! vechry n'y teninchdrazana!very n'y maha gasy.na n'y lalampirenena hatao. @ teny vahiny satria Ilay MPITONDRA tsy Dia mahay teny gachi.ny lalana mivoaka @ teny vahiny.mba mihevera🤔
@nantenainacathypriscarandr2887
@nantenainacathypriscarandr2887 6 жыл бұрын
@@zavaandriamamanga853 😂😂😂 dia mbola mamaly commentair kou ouni nefa milaza fa tsy tia 😂😂😂
@hasinaratsim739
@hasinaratsim739 5 жыл бұрын
@@nantenainacathypriscarandr2887 hita oa milaza fa tsy tia nefa mamaly ihany ry zareo no te hivarotena any
@angeloratsimandresy9507
@angeloratsimandresy9507 3 жыл бұрын
@@nantenainacathypriscarandr2887 aiz zw ze dada zareo lan eo nenay 13 foan
@fabienrakoto8782
@fabienrakoto8782 Жыл бұрын
Te hanao coucou anareo ireo fotsiny zah ankehitriny, tsy aiko raha mbola ho eto nareo hanohana indray @ faran'ny taona.
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv Жыл бұрын
Mitsangana Mr president andry rajoelina 🙏
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv Жыл бұрын
Tohizo NY ezaka efa nataonao 🙏
@justme6344
@justme6344 6 жыл бұрын
Pas mal la chanson mais je reste tjrs du côter du numero 25 ... et pour les gens qui sont pas d'accord chacun son choix 😄❤❤❤😚
@shuryxcomptesecondaire3473
@shuryxcomptesecondaire3473 6 жыл бұрын
Team rajoelina 👍🇲🇬13
@milesaway-madagascar1429
@milesaway-madagascar1429 6 жыл бұрын
Il faut etre un oui ou un non... On peut pas etre au milieu.
@hortensiarkt
@hortensiarkt Жыл бұрын
jze suis franco et j adore madagascar
@jeanvictoirkratos9502
@jeanvictoirkratos9502 6 жыл бұрын
25 ihany fa tsy mila foza orana pamono olona sy pambotsy firenena! Manao tsipak ny miala aina I Andry Radomelina de manapâtsa ny fananany vidina boi de roge
@lilianebrown4262
@lilianebrown4262 6 жыл бұрын
Super Clip mais je suis pour le N°25 :)
@tsivaella5555
@tsivaella5555 6 жыл бұрын
Tsara le hira ka👏 Fa nenay Ravalo ihany
@lethiciasoulerasoanaivo280
@lethiciasoulerasoanaivo280 6 жыл бұрын
L'assassin 😨?
@tsivaella5555
@tsivaella5555 6 жыл бұрын
Huhuhu ..Tsy aikoooooo Ndana manao fanadiadina Fa ny ahy dia Ravalo😍
@ronjaniainaferdinand9495
@ronjaniainaferdinand9495 6 жыл бұрын
Kkkkk!!! D mitovy mhts tsik mianak
@nathanrhaz6545
@nathanrhaz6545 6 жыл бұрын
iza no novonoiny?????
@tsivaella5555
@tsivaella5555 6 жыл бұрын
ronjaniaina Ferdinand iza marina tokoa?????
@gregdrubigny8921
@gregdrubigny8921 6 жыл бұрын
Bravo numéro 13 ihany eeee
@antoniavoninirina1473
@antoniavoninirina1473 6 жыл бұрын
Ny hira tsara dia tsara,...ririn-dasa tsy tsaroana ve ny zava nisy rehetra, tsarovy mifidy anio 5 taona no tsinjovina voir plus!!!!
@nadianadialajoliegamine1659
@nadianadialajoliegamine1659 4 жыл бұрын
Moi ai trop le musique de andry rajoelina j'ai kiff trop
@tsararahamazava4312
@tsararahamazava4312 6 жыл бұрын
I Andry ihny ee, num 13 ihany oa 👌✌✌✌✌✌. Tsara de tsara le hira faneva ka.
@kenysyfleuri3645
@kenysyfleuri3645 Жыл бұрын
Fitiavana lehibe indrindra ❤
@ylangmessenguiral1406
@ylangmessenguiral1406 6 жыл бұрын
Aza micritika refa tsy mavita fa efa parer zay hisotro champagne amini 31 dec sadu hanao reveilllon sadi hifali amini numero 13
@zgirls4786
@zgirls4786 6 жыл бұрын
A.R.P.M(Andry Rajoelina President de Madagascar)
@sherima5732
@sherima5732 4 жыл бұрын
Une très belle chanson, avec d'excellents danseurs. Un grand BRAVO. 👏👏👏🙏🙏🙏🇫🇷🇫🇷🇫🇷👍👍👍❤️❤️❤️
@satriafa5308
@satriafa5308 6 жыл бұрын
je kiff trop la chanson officiel de andry rajoelina!on et toujours avec vous !
@andriamiradojohn9527
@andriamiradojohn9527 Жыл бұрын
Merci prezidaaaaaaaaaaaaa
@sharyestflavie5986
@sharyestflavie5986 6 жыл бұрын
Dona kely Dona kely io lay feeling Zandrikely number one number 13 ❤ ee
@rajaonarisonfelaniainafiti2681
@rajaonarisonfelaniainafiti2681 6 жыл бұрын
25 eh :) sûr ah fa ireo artiste reo koa zao 25 :) ... krkrkrkrkrkr
@mathibryan
@mathibryan 6 жыл бұрын
Misy fianakaviana am reo dia 25 izy fa tsy iteny za
@ericaranorosoa1231
@ericaranorosoa1231 6 жыл бұрын
diso be enw rew are tena andry hatr@zay katr@zaw
@mathibryan
@mathibryan 6 жыл бұрын
@@ericaranorosoa1231 d'accord
@mathibryan
@mathibryan 6 жыл бұрын
@@ericaranorosoa1231 c'est juste pour les sous pour vivre qu'il supporte andry sinon il s'en bat les couilles de lui.
@vonjyralijaona4091
@vonjyralijaona4091 Жыл бұрын
Mba mangataka an'ilay version vaovao 🤣🤣🤣
@milesaway-madagascar1429
@milesaway-madagascar1429 6 жыл бұрын
25 Il y a eu sa chance Mais trop gourmand eh Ben tot ou tard if faut accepter que tu n'a pas su gere une pays. Numero 13 il y Est ambitieux avec Des idees.. Et pour ceux qui ne connait pas le vraie histoire Il faudrais peut etre se renseigner avant d'accuser quelqu'un d'un assassin. Dans tt le cas les members de 25...vous etes la a regarde le clip du gagnant ce que au fond de vous, vous savez que cet une honnete succees pour Andry.
@rosetterasoniriaaimee4566
@rosetterasoniriaaimee4566 6 жыл бұрын
Mampihetsimpo mihitsy ity hira ty 13 hatrany ✌✌✌✌✌✌✌
@4devmada355
@4devmada355 2 жыл бұрын
Indrisy fa toa lasa hira maneso sisa izy ity 4 taona aty aorina. 😪😪😪🥺🥺
@volaaina9354
@volaaina9354 2 жыл бұрын
Trop😢
@chantalenastazia5524
@chantalenastazia5524 6 жыл бұрын
zany mits numéro 13 😍😍😍
@molkejabaly1394
@molkejabaly1394 6 жыл бұрын
Mandihy vody ve hitondra inona tena vendra po Dj Lapon heribemainty ho aiza hono DAMA no tena OK
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv Жыл бұрын
Itidio tanteraka NY problem NY vahoaka jirama,ppn,filamina vahoaka,tsy ianao irery no hosorapotaka aminy tsy fahombiazana fa NY rehetra.
@priscanana9336
@priscanana9336 6 жыл бұрын
Nenay 13 13 ok ✌✌✌✌✌refa tsifaly akapohy vato lo 😆😆😆😆😆😆😆😆😆😆😆😆😆😆😆😆
@aromaore
@aromaore 6 жыл бұрын
Président numéro 13 on est là pour toi ✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️
@radoandreyorakotozafy4706
@radoandreyorakotozafy4706 9 ай бұрын
Aiza2 fahamarinanio hira io amizao nitombina ve 1 avril 2024 izao; artista ???????? Ni iray aminareo artsista nihira ireo tiako hamaly
@mioratianarandrianantsason5449
@mioratianarandrianantsason5449 6 жыл бұрын
Ra le hira de manaiki zai ee!! saingy 25 ihany nofidinai ee..
@andrylarak
@andrylarak Жыл бұрын
Enga anie mbola ho lany izy @ity fifidianana ity ee!!
@benamadyrotet8030
@benamadyrotet8030 6 жыл бұрын
anareo ve tsy mahay histoire sa vonona ivadika am tanindrazana.ary malahelo razan gasy taloha nandalovany asarotany
@lordrayandriantsoa5251
@lordrayandriantsoa5251 6 жыл бұрын
Ratsy fanahy kosa aloha Raha hiteny hoe ratsy ilay hira e! Fa ny ahy ilay mpanangana fa tsy mpandrava no fidiako. Hainareo ve hoe iza? Ilay n°25 izy
@LaudyaAina
@LaudyaAina 6 жыл бұрын
Ra élection Dj mety azony 🤣 fa ra élection présidentielle kosa Dada iany an😍😍😍😍
@livarandimbison7041
@livarandimbison7041 6 жыл бұрын
io zany samy manana ny tiany fa le mifanaratsy sy lemitsikera no tsy mety ,samia manaja ny safidiny de tsy mirehareha
@lordrayandriantsoa5251
@lordrayandriantsoa5251 6 жыл бұрын
@@livarandimbison7041 Marina tokoa ny anao. Fa ny fitsikerana tsy tongatonga foana na ho an ny andaniny na ho an ny ankilany, fa ny tsampako sy itako aloha dia Misy iray @ ireo efa nanao fanambarana mazava fa nanao fahadisoana t@ fotoana nitondrany ary hiezaka hanitsy izany, iza ary izay raha mba fantatrao?
@hajahelisoa735
@hajahelisoa735 6 жыл бұрын
Laudya Aina toa lasany na ny élection présidentielle fa tsy lasa Dadavalo indray
@ericaranorosoa1231
@ericaranorosoa1231 6 жыл бұрын
13 forever na maro oul ts ti zay ts miala amin president andry rajoelina
@asmahelmario4513
@asmahelmario4513 6 жыл бұрын
tsy miala amini numéro 13 ✌✌✌
@aliakamis9291
@aliakamis9291 6 жыл бұрын
Asmahel Maria
@valisoaralibenja2838
@valisoaralibenja2838 4 жыл бұрын
Tokony arovana ny tanàna ny Madagaasikara
@santatrar5701
@santatrar5701 6 жыл бұрын
Tanora mavitrika mahavita azy RAJOELINA ✌
@kouratati15
@kouratati15 6 жыл бұрын
👍
@nantenainarakotonirina5570
@nantenainarakotonirina5570 5 жыл бұрын
Tsara ni hira ny faha zay misafindy any andry rajoelina
@nantenainarakotonirina5570
@nantenainarakotonirina5570 5 жыл бұрын
Fona
@marrymarsedez4848
@marrymarsedez4848 6 жыл бұрын
Tyko hira fa ny aty tsss antoko
@bddanielson1777
@bddanielson1777 6 жыл бұрын
hafa iany numero 13;hatram zanako vo 1tona maheno an hira io mandihy ary mitomany rh vo tapitra le hira. Andry Rajoelina iany nenay e! 1er tour de vita.FA NY FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA
@andorama1804
@andorama1804 6 жыл бұрын
Noho ilay hira tsara zany no isafidiana nao azy fa tsy nijery ny avenire nilay zanakao enao. Bravo 👩‍🎓.
@bddanielson1777
@bddanielson1777 6 жыл бұрын
rehefa tinao n olo iray,d zay zvtr ataony rhtr maha finaritra enao; ary ina mo no maha tonga anao miten f ts jereko ny avenir zanako!na lany izy na tsia d y Ray Aman DRENY no responsable ny avenir ny zanany;firy2 ny filoha nifandimby teo misy mangirana n avenir ary mis koa ts mana anzan. aza manakiana ny safidin olo f nenao jerena s hajaina
@anthonibarijaonarajaonariv2089
@anthonibarijaonarajaonariv2089 6 жыл бұрын
ny anay ko manao an'izany
@randriaely6402
@randriaely6402 Жыл бұрын
ça va tsara daoly ve tsika ao eee XD
@thb747
@thb747 Жыл бұрын
Masosop...
@chichifeatdjadjachichietdj1807
@chichifeatdjadjachichietdj1807 6 жыл бұрын
Vive Madagascar Samy Malagasy Tiako hira gasy ❤❤❤❤
@soarilantobaptistine5675
@soarilantobaptistine5675 5 жыл бұрын
Ok👯
@kantoandrianirina2065
@kantoandrianirina2065 6 жыл бұрын
Mafinaritra ilay hira mampandihy fa indrisy Tsy maharesy lahatra fa hira fotsiny ihany. 25 ihany oua 😊
@angeloratsimandresy9507
@angeloratsimandresy9507 3 жыл бұрын
nef mbol mijer ian
@guichardratelolahy1713
@guichardratelolahy1713 6 жыл бұрын
Mafinaritra be le hira
@raditrarichard8903
@raditrarichard8903 6 жыл бұрын
mlay ranga ny fanomanan'i Andry le fifidianana a, lany io e, ny ahy n°13 iany
@ylangmessenguiral1406
@ylangmessenguiral1406 6 жыл бұрын
Super music super danse ok ok 13 13
@sandratrarandriamazoto1983
@sandratrarandriamazoto1983 6 жыл бұрын
Trop cool
@kinkola3662
@kinkola3662 6 жыл бұрын
Artiste firy izy izany . Nefa i bodo irery mety oe misy mananpy fa tsy betsak. Hafa ihany i bodo
@sanjjnajadhav7305
@sanjjnajadhav7305 6 жыл бұрын
😘😘😘😘😍😍😍😍😍😍😍
@mathibryan
@mathibryan 6 жыл бұрын
TIM zay eeeh ✅
@backrinajohanita5125
@backrinajohanita5125 6 жыл бұрын
Je kiff trop
@jensenfaical6865
@jensenfaical6865 Жыл бұрын
zao amizay hitanareo tsara ny vidim-piainana vo maiko loza N13 N13 nihina ny aman daholy ny gasy rehetra zao zavatra rehetra tsy azo vidy intsony
@jensenfaical6865
@jensenfaical6865 Жыл бұрын
Insécurité manko efa tsy tononoko eto intsouny certe le hira tsara fa aleo ihany Marc Ravalomanana ka
@MyHira261
@MyHira261 6 жыл бұрын
25 ihany nenay
@MyHira261
@MyHira261 6 жыл бұрын
kindindrenty
@rakotoarizakatantelinirina1832
@rakotoarizakatantelinirina1832 6 жыл бұрын
@@MyHira261 lol
@MyHira261
@MyHira261 6 жыл бұрын
haha
@michelezafynara9643
@michelezafynara9643 6 жыл бұрын
Tsara be le hira faneva solution numéro 13 tsy mila numéro 12 n'a 25 izahay fa mila tanora mivitrika misaotra
@gabriellefatima3586
@gabriellefatima3586 3 жыл бұрын
🥰❤✌✌ Andry Rajoelina
@fabrab2440
@fabrab2440 6 жыл бұрын
atraminy artiste voavidy vola aby. pauvre malgache jusqu a la fin du monde
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv Жыл бұрын
Numero 3
@danielrakotobe5801
@danielrakotobe5801 2 жыл бұрын
Mamela anareo ny Tompo 😂😂
@edithmarinasy6901
@edithmarinasy6901 Жыл бұрын
😂😂😂😂
@edithmarinasy6901
@edithmarinasy6901 Жыл бұрын
Ny Tompo hamela fa ...ireto izy mety tsy havita hamela ny tenany intsony angamba😁
@naominirina4853
@naominirina4853 6 жыл бұрын
Andry Rajoelina 👍👍✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌
@abdouali4397
@abdouali4397 4 жыл бұрын
Numéro 13
@toshioandrian9373
@toshioandrian9373 6 жыл бұрын
13 perfection
@kfhdujdkc924
@kfhdujdkc924 6 жыл бұрын
👏👏👏👏 zaii 13 fu nintsika
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
Zay tsitia 25 fa mpanakatona fiangonana io nenay 13 fonaee
@stephendemad4265
@stephendemad4265 6 жыл бұрын
Tsar ilay hira
@jojoprecious6274
@jojoprecious6274 6 жыл бұрын
uuff mb firy mithnts ny isany artist reo? efa saika ny artist rhtra teto mada no nalaina vola kosa azy ko!
@harenatsaravintana3685
@harenatsaravintana3685 6 жыл бұрын
Bravo n: 13
@ylangmessenguiral1406
@ylangmessenguiral1406 6 жыл бұрын
Ok ok Andry 2 eme tpur de vita
@loannrazanasolo408
@loannrazanasolo408 6 жыл бұрын
Andry iany 😚😗😍
@rakotoarizakatantelinirina1832
@rakotoarizakatantelinirina1832 6 жыл бұрын
13...Vendredi 13 tsisy chance io no sady sens unik
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
25 efa dadabe tsimahazaka ny ritma tanora tsonie 13 hatra(2)
@rhents2416
@rhents2416 6 жыл бұрын
amidin' andry otrn moskito , beurre , macaroni spaghetti n gasy le!!
@benamadyrotet8030
@benamadyrotet8030 6 жыл бұрын
mbola tsy naharegny loko orange nitondra soa ny madagascar fa efa ita tam tantara 2 taona talohan ny colonisation vatana malagasy 1905.ny asa ratsiny fototron ny loko orange eran izao tontolo izao.
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
Ary loko maitso los ofera framation
@lalasoaharimahefa9531
@lalasoaharimahefa9531 6 жыл бұрын
Iza avy isika no nifidy TABERA tompokolahy sy tompokovavy ?????
@abdouminhadji8137
@abdouminhadji8137 6 жыл бұрын
tsara lay hiraaaa
@bakolyandriamanana8202
@bakolyandriamanana8202 2 жыл бұрын
Alefa
@hrtespe64
@hrtespe64 6 жыл бұрын
Rajoelina pamono olona ve no tianareo ?raha za aloha de tsy manadino ny lundi rouges ....olo tia tanindrazana tsy mamono ny vahoaka malagasy hoatry ireny
@ritaagnes2726
@ritaagnes2726 6 жыл бұрын
Fa izy t@ président teto a Madagascar mo no mbola ts namono olona ??????
@ericaranorosoa1231
@ericaranorosoa1231 6 жыл бұрын
tsis oe andry rajoelina namona oul fa iza mou nitondra tamin iren 7 fenvrier 2009 ren? didy avian @ny president no narahan miaramil donc ravalomanan no tompon'atoka t@ren ............. ar tamin 2002 kou? aiz mitsara mba ts o tsarain
@hasinaratsim739
@hasinaratsim739 5 жыл бұрын
Solution n°13 io ny antsika rehetra o
@noromamisoanicoleandriambe9070
@noromamisoanicoleandriambe9070 6 жыл бұрын
NeneY 13 fun eeeeeeee!!!! zey ts mial amniu zan!!!!!
@erbeyerbey3764
@erbeyerbey3764 6 жыл бұрын
😘😘😘 merciee
@vonjyrahantavola5971
@vonjyrahantavola5971 6 жыл бұрын
Velombolo mints maheno ny hira ,otran efa oe itako zany Future Mcar manifique
@manoaranaivo
@manoaranaivo 3 жыл бұрын
2022? hahaha
@enochherimamy8197
@enochherimamy8197 6 жыл бұрын
Manjakely Melchi :)
@raveromalalameline9788
@raveromalalameline9788 6 жыл бұрын
fa ny FITIAVANA no lehibe indrindra
@bohotepyarkhartesideandros124
@bohotepyarkhartesideandros124 6 жыл бұрын
Num 13 ihany nihintsika
@valy360
@valy360 6 жыл бұрын
25 iany. O ... bof bof lay hira
@sergiorasolomampionona3049
@sergiorasolomampionona3049 6 жыл бұрын
Lasa ataoko fihenona fotsiny le hira fa tsara fa le hafatra ampitany otrany tsy miditra ampo zany
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
Tsizaka 25ny mahitany zandrikely
@landycaroupaye387
@landycaroupaye387 6 жыл бұрын
Tsara ai
@mariuszjankowski7996
@mariuszjankowski7996 6 жыл бұрын
Aseho ny mints ny mampisy vola azy, voavidin dol ny artiste gasy zan. Tsara lay clip fa zay ts miala am dada fa ny an tony revy2 sy fandihizan no be fa ts miantraika an anaty vilanin malagasy akory
@flonadiawardabella438
@flonadiawardabella438 6 жыл бұрын
Le hira aloha tiako
@ronjaniainaferdinand9495
@ronjaniainaferdinand9495 6 жыл бұрын
😂😂😂K izy kah( Andry)?
@flonadiawardabella438
@flonadiawardabella438 6 жыл бұрын
@@ronjaniainaferdinand9495 kkkkkkkkk aha tsy mila Andry fa num 25 iany
@rahelinirisoasuzanne5064
@rahelinirisoasuzanne5064 6 жыл бұрын
Tsara b alefa 13
@saholyandria3277
@saholyandria3277 6 жыл бұрын
tsara lay hira fa nenay R8manana laharana fa 25 hiany
@jenisnazir4670
@jenisnazir4670 6 жыл бұрын
Zay vaomaika dobo ny malagasy raha 25 no atenaina eo 13 ihany aloe
@sheikakanto2444
@sheikakanto2444 6 жыл бұрын
Top
@FamsisSaid-xk6yn
@FamsisSaid-xk6yn Жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤❤
Andry RAJOELINA  - Hira Faneva Propagande 2023  ( Solution Numéro 3 )
4:44
IARIVO Communication
Рет қаралды 156 М.
REAL or FAKE? #beatbox #tiktok
01:03
BeatboxJCOP
Рет қаралды 18 МЛН
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 16 МЛН
To Brawl AND BEYOND!
00:51
Brawl Stars
Рет қаралды 17 МЛН
Beat Ronaldo, Win $1,000,000
22:45
MrBeast
Рет қаралды 158 МЛН
Hira Gasy Video Mix (JANGA RATAH) Remix Salegy
19:53
LAMOZIKA
Рет қаралды 146 М.
BODO - MPANDRESY
4:13
Bodo député 3ème arrondissement Lisitra Number1
Рет қаралды 31 М.
Tence Mena - Mindao mitory am Zagnahary (clip officiel)
5:26
TENCE MENA
Рет қаралды 322 М.
Clip deputé miaraka amin'ny Prézidà Andry Rajoelina MAPAR
5:31
EDDY LEJAOJalim-pitia
7:40
Teejay Randry
Рет қаралды 343 М.
JERRY MARCOSS - MEDLEY 20ème ANNIVERSAIRE ( Clip Officiel 2020 )
5:12
JM Production
Рет қаралды 3,6 МЛН
REAL or FAKE? #beatbox #tiktok
01:03
BeatboxJCOP
Рет қаралды 18 МЛН