milay be mintsy eh, alefao ny vazo fa aleo ny mpanakiana hiteny ,ilaina reny hanatsarana ny vazo manaraka eh, surrrrrrrrrrrrrrrr, io ny anay eh
@daniellarakotoson91909 жыл бұрын
zah mankafy foana eeee!!aona mo ahafaatarana hoe mety na tsy mety zavatra iray raha tsy andramana!!!zao nanao kilalaky rnb izy dia izy mamatatra oe tokony ho tohizany sa tsia.
@raharinosysissy41728 жыл бұрын
Tiko b ty vazo ty! Merciiii..toizo f mlaiiii
@hafandrayscooby-doo40609 жыл бұрын
Fa aleoko lo zany ka, mba misy mozika henona fara faha ratsin fa lé BabyCrazyFefy tena tsssss,
@estelaelina2698 жыл бұрын
Mankafy anao zaho Marion satria vazo tsara ary nadia maro ny mpanaratsy ilay hira tsihitako ny hantsany 😘😘😘😘🙋🙋🙋fa io ny anayy !10000000000?
@fredianjara72224 жыл бұрын
Fa io ny anay🇲🇬 Tiko lotra❤😍
@naingrand54899 жыл бұрын
aleo iteny ze iteny fa mlay rangà, Io ny anay e!
@herifenosoaandrianaivo73329 жыл бұрын
ko tsy aleo ve malagasy samy malagasy no mifangalatahaka amizay miaraka malaza erantany e,toy izay hangalatahaka vaza de eto antanana ihany no malaza e,hihomehezan'ny vazaha fotsiny avy eo,satria tsy ho vazaha rahoviana mintsy!ny tsara ko anie no fankatahaka fa tsy ny ratsy e,ok daholo e!!!!!!!milay foana ny malagasy ry zareo a
milay ry marion a! le fanandratana ny maha malagasy tena no tena antony ankafizako azy! mankasitraka ranga a! de tohizo foana eh! aza kivy @ ataony mpanedrika fa korazy foana eh!
@amilioomarnuell02148 жыл бұрын
Zay no maha malagasy ny malagasy fa hoany ireo mpanaratsy any ilay hira fa ahoana moa ahezana mety sy ny tsy mety zaho mankafy hatraminy farany
@heriniainaelie39849 жыл бұрын
Merci Marion tohizo fa milay be
@mercimee33829 жыл бұрын
hahahah otrany we maheno barinjaka ah aa.
@rakotosoneric762110 жыл бұрын
sur mintsy letsy bandy a!!!! milay e!!!
@Randria221210 жыл бұрын
efa io ny anay e!
@rosalindasania70398 жыл бұрын
za oa maka ani leryyyyyy fona milay be❤❤😘😘
@naomiraj11268 жыл бұрын
Mlay lotra ❤❤❤
@sihanoukravel988310 жыл бұрын
milay fa tohiz eh gasy fon tsik eh, ref famadihana zao zany vo tena malaza hi hi
@barydidi41998 жыл бұрын
mlay ranga a! tsara le inspiraka vao² ...
@ravelojaonahanitriniala70429 жыл бұрын
Marion à ilay marion taloha dia tena tsara fa ty kosa???.Mahatokisa tena fa aza mihazakazaka am tsenan hafa fa ts zay nitiavan mpakafy anao anao.te hanao mihoatra sy miavaka dia lasa mapme.
@RndDX-y8t4 ай бұрын
Mlay eh
@nanar.34429 жыл бұрын
Mada me manque tant :(
@mousentarkt446710 жыл бұрын
zay mankafy fôna e tsara ka, mba misy karazany ke hira e, le tonony ko tena metye marina zany misaotra
@Rondro_Volantsoa10 жыл бұрын
tiako be lay horonana indrindra indrindra....
@hantavololoniaina19148 жыл бұрын
mlay b!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
@ceciliarobyn92709 жыл бұрын
o ry mpanakiana raha mahay mba manaovaka fa aza faly mikiritika fotsiny izay ilay mentalite gasy izaho kosa aloha dia tena mankasitra tsara fa tohizo marion an
@radisonrisah54147 жыл бұрын
Cecilia Robyn personne publique io ry Neny aaaa tokony hazaka kritika fa aza de mirefarefa re....
@telinakezialouisano54538 жыл бұрын
mahay manao kilalakan ! 😆
@yukikiller76418 жыл бұрын
RnB sa Barinjaka e, fako ela
@tsikitoki8 жыл бұрын
respect! always to be funs!
@lalainaraherizah10 жыл бұрын
👍
@hantavololoniaina19148 жыл бұрын
mlay b trop !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
@soatahinarazafinjato78679 жыл бұрын
ts napohiziko ee!! kivy ian a! fa tsara ilay étude fa tsis toniny mihintsy ilay hira!! sa zay ilay hoe Kilalaka?
@elliacremer391610 жыл бұрын
cava b euh (Y)
@tafiataf53148 жыл бұрын
milay eh
@onymahefa40789 жыл бұрын
MAHITA AN'I BARINJAKA MALAZA NDRAY D TE HO OTRAZY.........le clip maka tahaka an "BAILANDO" AN ENRIQUE IGLESIAS........alou de mieky mintsy ah euh!
@augustinejeanneabdoul12777 жыл бұрын
ony mahefa bailando tsara be kousa ny clip eeeee..........
@ralailava9 жыл бұрын
tena efa las adal mints lisan mpanao Rap sy RNB @zao
@SamdhaniSamdhani-st6up5 жыл бұрын
Zao ny anay e. Milay b Marion.
@negromuzik27059 жыл бұрын
zao l hoe mapiaraka zavatr ts ety hiaraka mandrakizay lol #Omarion v zao d anafangaro rnb am coupe decale fa le gasy mten an zao vazo zao fa mlay ko alouh ntena domapepsa mts e!