misaotra nampatsiaro fa NY TSO DRANO dia zavatra sarobidy amin ny gasy ! ela velona leroa !
@debazama36364 жыл бұрын
Zahay mivady toa sondrian-tory Mihevitra anao ankizy foana Nony mihiratra, taitra tsy hitahita akory Hay moa ianao tonga taona Hay moa tokoa ianao hary elatra Te hanana zo, te handeha, te hivelatra Vita ny adidin'i Dada sy Neny Efa voninkazo ilay voa novoleny Andeha, Tsara tsara tso-drano Tsy ho azon-tsampona tsy hidiran’angano Andeha, soava tsarà Zay vao tena lehilahy Be ny tafahoatra, be koa ny tsy ampy Na ny anatra na tambitamby Ba ny sakantsakana, be ny fandrarana Toa tara toetr'andro zahay mazana Nefa izay moa no heverinay ho tsara Satria ny tianay ho tsara dimby sy fara Azea tsiny tsy zary tsara daholo Ny mba faniriana nahay nitaiza sy nikolo Andeha, ny any aloha no banjino Ny fahendrena no vatsy aza adino Andeha mahità ny mamy Ka ho lavitra tomany Lasa nandeha ka nisidina irery Efa lehibe, ts'isy handidy, ts’isy hanery Handimby ireo zoky hiantsoroka adidy Ny mba faniriana tsy ho ratsy safidy Andeha, mahaleova Ianao no handimby, ianao no handova Andeha, ny anarantsika Aza avela ho entin-driaka
@mboxmbox17553 жыл бұрын
Ankafiziko e! Merci Zokibe namela mamy
@zulmianah3 жыл бұрын
Makasih bapak dan emak tercinta
@donnalauret47814 жыл бұрын
Merci Dadah. Tsy hadino ko ra Mbola, miteny mits ilay gitara. Respect !
@alfarandrianirina90192 жыл бұрын
2022☝️ mbola tsara fna 🙏❤️
@DadaRabe74 жыл бұрын
Mahatsiaro ry zokibe Dadah a Tsy manadino ny mamy. Mandria am-piadanana
@antsaandrianjafy52064 жыл бұрын
Hira tiko ndrindra @ hira malagasy, mankasitraka Inah puis repose en paix Dadah
@cdrarakotovao84735 жыл бұрын
Mandriam-piadanana Dadah, malahelo ny fo fa manaiky ny fandaharan'Andriamanitra. Veloma ao @Fafah ao Tsy ho adinonay mandrakizay
@nyh.gabriel3 жыл бұрын
.... he! mampitomany be ny mahare an'ilay hoe ... "andeha .. ny NARAN-TSIKA, AZA HAVELA ENTINDRIAKA"!!!
@sariakarakotoarimanana47545 жыл бұрын
manganoano isaky ny mihaino ity hira ity sady mieritreritra ireto zanako roalahy! Hafatra tsara be
@ostieamboma13785 жыл бұрын
Mitovy isika
@martindelor5 жыл бұрын
mankasitraka eee,proud of my parents even though they are not perfect
@YvesRANDRIARINAIVO3 ай бұрын
2024 mitohy mihaino hatrany 👋👋👋
@kiadyherilalarazafimahaleo99365 жыл бұрын
manenina aho tsy nijery ny spectacle anareo! fa faly nefa aho noho ny zava-kanto sy lesona bdb navelanareo izay efa lasa. Misaotra Mankasitraka, tsy ho adino ary ho tantaraina amin'ny zanaka any aorina any ny zava-bitanareo.
@oliviaretournat64803 жыл бұрын
Misaotr anareo foana amle hira,manome hanatra 😭💖
@razanadrakotofefe93063 жыл бұрын
Tiko lôtra ity hira ity, miandry ny mariazinilay zandriko zay aho fa atolotro hoazy io amizay andro izay😊
@herizoandriani67493 жыл бұрын
Tsiaro manokana ho an’ireo Ray amandreny rehetra indrindra ilay zokiko vavy, solon’i dada sy neny aty antany lavitra aty izay niaritra ny mafy tokoa tamiko 😅 🎈🧸❤️
@narindra78477 жыл бұрын
tena tsara e,njery an ty le zanako lahy kely 12 an de latsaka ny ranomasony
@andrerabesandratana88755 жыл бұрын
Kanto feno anatra MAHASOA ho enti-miaina. Isaorana betsaka "izy iny"
@kalar.62185 жыл бұрын
Paix à ton âme frère Merci pour tous ces ambiances sniiiiif
@lovalova1166 жыл бұрын
Tsar be ..misy halpitain @zanak ... merci .ho tafita ee
@andrianarisandytolotra77024 жыл бұрын
tsy maty ianao Dadah fa velona ho anay foana a!
@dieudonnerollandrafalimana41954 жыл бұрын
Tena tsara be le hira e!
@ratefiharimananaandosoa81395 жыл бұрын
eh! mandalo ny fiainana. Misaotra nampita hafatra Dadah!
@masinarabejean81555 жыл бұрын
Mandria anpiadanana Dadah Rabel
@sidoniejuster91195 жыл бұрын
mankasitraka indrindra Tompoko. fa tonga tsara ny hafatra ankiranareo
@vonjydiddi33226 жыл бұрын
tena tsy mety lefy ny hakanton'ilay hira, tsara loatra e! misaotra
@lisiaralitera85305 жыл бұрын
Zany Ny tena oe zavakanto
@andolalainaratoetrandro6443 жыл бұрын
legend never die
@lydiasaharah285 жыл бұрын
Mandriampiadanana dadah
@andriantomanganabil39434 жыл бұрын
Masterpiece !
@ainatelomiova7937 жыл бұрын
mankasitraka e,tsara tena tsara
@kajyravoson13235 жыл бұрын
Tena tsara loatra ity hira ity, rehefa ilay mandihy miaraka amin'ny Ray amandreny anaty mariage dia ity no hira "référence" satria tena mamehy ilay fifandraisan'ny zanaka sy ray amandreny.
@serviakmusic18005 жыл бұрын
R.I.p legend
@herimannrakotovao34555 жыл бұрын
GRANDIOSE
@nadinerakotomalala13125 жыл бұрын
mankasitraka indrindra , mandriam-piadanana
@pathyramamonjisoa56394 жыл бұрын
Dadah tu nous manques
@avosandaa5 жыл бұрын
Tsara tso-drano❤️
@zorakotoarivony82065 жыл бұрын
Pour ma meilleure Sylviane 😘😘😘😘
@zovictorien77125 жыл бұрын
RIP DADAH...
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz3 ай бұрын
2024?❤️
@manitriniainasalouhy9702 жыл бұрын
Mahay ko nama ze namorona an izany hira izany tena hoe kanto
@andyandriantsoa22402 жыл бұрын
Dadah rabel
@fitiamijoro16937 жыл бұрын
tena tsara kosa alo n son nty version ray ty eeee
@ramarelena68647 жыл бұрын
tiako be hira ty marina :')
@moisebernard58305 жыл бұрын
J'aime bien cette musique
@ytdad7croc9945 жыл бұрын
Rip Dadah💔
@lahatraandriatsitohaina43215 жыл бұрын
Repose en paix Dadah😭😭😭
@fanomezanaelson493410 ай бұрын
2024 ♾️
@francisavisse6914 жыл бұрын
bravo tres jolie musique
@dieudonnerakotonirina1004 жыл бұрын
Mankasitraka anareo jiaby ê !
@dominiquerafalihonenantsoa61785 жыл бұрын
Fahatsiarovana sisa
@tylermarc65255 жыл бұрын
Tena tsara loatra
@maellaandriajao65005 жыл бұрын
Repose en paix 😭 je t'apprécirai toujours 😢
@tinaonisaina63675 жыл бұрын
mandria am-piadanana
@jodypruvot74645 жыл бұрын
❤❤❤❤ rip dadah
@marcotsaranjara89324 ай бұрын
2024 ❤️
@nassoue89572 жыл бұрын
🥰 🎶🎵🎼
@simonannicette42768 жыл бұрын
milay
@lantoramanantsoa93454 жыл бұрын
💓💓🇲🇬😢
@claudiedaffe28888 жыл бұрын
tsara e
@200mssalazar75 жыл бұрын
RIP😥
@persarahajaharimanana92654 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@gabrielleamd39664 жыл бұрын
👑💪🏻❤️🍀🙏
@corineraveloson57094 жыл бұрын
Tonokira Zahay mivady toa sondrian-tory Mihevitra anao ankizy foana Nony mihiratra, taitra tsy hitahita akory Hay moa ianao tonga taona Hay moa tokoa ianao hary elatra Te hanana zo, te handeha, te hivelatra Vita ny adidin'i Dada sy Neny Efa voninkazo ilay voa novoleny Andeha, Tsara tsara tso-drano Tsy ho azon-tsampona tsy hidiran'angano Andeha, soava tsarà Zay vao tena lehilahy Be ny tafahoatra, be koa ny tsy ampy Na ny anatra na tambitamby Ba ny sakantsakana, be ny fandrarana Toa tara toetr'andro zahay mazana Nefa izay moa no heverinay ho tsara Satria ny tianay ho tsara dimby sy fara Azea tsiny tsy zary tsara daholo Ny mba faniriana nahay nitaiza sy nikolo Andeha, ny any aloha no banjino Ny fahendrena no vatsy aza adino Andeha mahità ny mamy Ka ho lavitra tomany Lasa nandeha ka nisidina irery Efa lehibe, ts'isy handidy, ts'isy hanery Handimby ireo zoky hiantsoroka adidy Ny mba faniriana tsy ho ratsy safidy Andeha, mahaleova Ianao no handimby, ianao no handova Andeha, ny anarantsika Aza avela ho entin-driaka
@dood5872 жыл бұрын
mankasitraka mizara
@andrerabesandratana88755 жыл бұрын
Kanto feno anatra MAHASOA ho enti-miaina. Isaorana betsaka "izy iny"