Nandalovan ny fahazazanay izany tselonina izany tsy mety laza ny hirany misaorra an.i tselonina.ho ela velona izy mangataka ny fanjakana malagasy mba hanome azy nynmari boninahitra ambony indrindra ho azy fa nahavita be teto @ firenena izy ary mendrika be
Milay ny hirany , surtout nampian'ireto tariny ireto ... manja eeee
@vohimarina95464 жыл бұрын
Ilay zazalahy sadikadika, ilay vôniny no vita aloha! :-)
@tsirilalainatsiorintsoa29994 жыл бұрын
Tsara tena tsara... Fa rovin owa fomba irambilanja no hasaina eto. F mlay tselonina
@hantaandria67574 жыл бұрын
ity no mba isan ny fandaharana nanetsi po ahy mihitsy satria nahitako hoe tsy misy "reserve" ianareo andaniny 2. Misaotra anao Dada Tsialonina @ fanandratana ny vakoka Malagasy!! Izy 3 mirahalahy izay tena mbola ao anatin ny fahatanorany dia tena mankasitraka sy mamporisika anareo aho, asandrato ny vakoka Malagasy. Dia mba mati kambo kely koa aho satria Zanak i Dakara ianao!! Raha t@ 1972 dia mety lay mpitaingi tamboho teo @ bassin mihitsy nareo??? manja reny vakisaova ireny. Mihetsi po aty adilambato aty!!! Mankasitraka tompoko!!
@praxedeholy4942 Жыл бұрын
Merci Ratse!
@robinsonandriamilanjavola18914 жыл бұрын
Misaotra ny rehetra fa afapo e!
@iapolaurette54534 жыл бұрын
Tsara be lay vazo
@mylifeevents88454 жыл бұрын
Haiko tsara dakar grave io quartier io ao no misy tena enjana sns....
@yondayyonday11873 жыл бұрын
Makasitraka tompoko de ho ela velona anie enao sy ny zava-kanto rehetra
@gaelleaina8264 жыл бұрын
Nisy fontoana za efa niara-nihira tamin'ny Tselonina tany Antsirabe dia hoy aho hoe: " Tsialonina sa Tselonina", namaly izy sady Calm tsara: " METY FOANA IZAY FIANTSONAO AHY FA TSELONINA NY FANDRORATANA AZY" afaka antsoina TSIALONINA izany izy, sady afaka atao TSIALONINA. Merci Ngah be a.
@olivierdubois33804 жыл бұрын
Milay zany dadabe tsialonina Mankafy b
@armandrandrianarivo46034 жыл бұрын
Misaotra nanasa an'i zokibe Tselonina. ZA dia anisan'ny mpakafy Tselonina hatrami'ny fahazazana. Tiako marihina kely Ary ankasitrahako izy telo mirahalahy mpitendry sy nanampy t@ feo. Tiako be loatra ny tenin'ilay mpitendry gitara voalohany zay niteny hoe ny 8 @ toetranao 10 Tselonina tsy tiako, fa tsy manakana ana hankasitraka ny Toro hevitra sy fananarana ataonao amiko. Amiko dia zany no Tena fitiavana madio s'y mazava zay Miala @ fihatsarambelatsihy mahazatra a tsika Malagasy. Tsika mantsy tsy mahatanty tenenina @ toetra ratsy na zay tsy mety atao tsika, dia lasa tsy misy sahy miteny ny hadalana atao n'ny sasany, ny zoky sy zandry, indrindra ny ray amandreny, zay tsy azo disoina, les parents ont toujours raison hoy ny fombandrazana Malagasy zay hitako hoe diso tanteraka. Hivoatra ny toetsaintsika ra manahaka ny ohatra tsara nomen'ity mpitendry mozika ty tsika, zay sahy nanakiana ampitiavana ny ray amandreny Tselonina. Ary mbola ankasitrahako avo roa heny ny valitenin'i zokibe Tselonina feno fanetretena, tsy tezitra, tsy nanamaritena, fa nanaiky fa misy fahalemena. Anatra ho antsika ray Aman dreny Koa zany valitenin'i Tselonina feno fahendrena zany. Ho tsara n'y fifandraisana sy fifanakalozankevitra Ary ny fifankatiavana eo @ Ray amandreny sy zanaka Malagasy Ra sahy maka tahaka an'izy mianaka reto tsika rehetra. Mankasitraka anareo mirahalahy mianaka ny tenako. Ho ela velona enao zokibe Tselonina ❤️😊
@rasamizafyjosephwelson661922 күн бұрын
TSELONINA ranga f'aza atao TSALONINA zany a,hita tsy nitombo tao anatin'ny mozikan' Ingahibe Ty mpanolotra ity😊
@kalebarazaf53284 жыл бұрын
Tena Milay Fona ry ngah be tse à! Mankasitraka hatrany, fa hay ve benja Kely koa ka mahay guitare be toy io e! Sa tsy izy io!!
@patrickralisonrakotoarinia23454 жыл бұрын
Sur mihintsy ra zoky à, nareo tsy mpanakarena noho lery 😂😂
@zenaberyhemi55954 жыл бұрын
Ingahy Tselonina,de anusan'ny mpihira tena nakafiziko,t@fahazazako,ary tena Fifaliana be ho ahy ny mahita azy eto,ary koa,mandré ny feony,,tsy niova mihintsy,na efa Ingahibe Tselonina aza,Misaotra é.
@salamasolofo3 жыл бұрын
Le bandy mpanolotra ty tena tssss
@tojosoasedramahefa98104 жыл бұрын
Duo anisan'ny noreveko indrindra koa izany hoe Ra-tsé sy Mireille zany an !
@raledahandrinantenaina65774 жыл бұрын
milay e milay
@hantaandria67574 жыл бұрын
Mba azon ny Coulisse atao ve ny mizara ny mety azahoana ny cd ny Dada Tselonina? Misaotra tompoko.
@lehilahymahery39274 жыл бұрын
Milay e
@jocelynrandria11283 жыл бұрын
BOGOSY TSY AMPY SAOSY Ô
@ratovonasolochristian97724 жыл бұрын
mankarary sofina be ny mandre ny fanononana ny anarany hoe tsialonina
@gadonagasy63474 жыл бұрын
Ho ela velona Ngiahibe a
@cybertriak69964 жыл бұрын
OMEO ORDRE DE MERITE RANGAH RAINITSE
@livaatdr37894 жыл бұрын
Tselonina sy ry Sareraka sy i Mireille no tena formation nahafinaritra tamin izany, ary ny background dia ny MFM
@dwattles98673 жыл бұрын
Reo ry zareo :)¹
@rilasoapisomaria25684 жыл бұрын
manimba zavatra be ko teny lay bandy ty tsialonina ono ee