mahafinaritra mahita an-dry West sy Bug! big up Ladies !
@tanjonarajaonarivelo40696 ай бұрын
Enfin, tsapako be, misaotra indrindra sahy namoka tonokira toa iny,
@Redwolf-km7mf6 ай бұрын
lourd lourd lourd, high level, bravo. Big up,. Reen kay, toujours au top. Yeahhhhhhhhhhhh, 🤜🤛
@Akymdiilyon6 ай бұрын
kiasy be le son ee!!! respect be ho anareo !!!big up be daholo !!
@BienvenuraymondMahaliny5 ай бұрын
Hafa avao ty rap manao otranzao,mahafinaritr mijanjy azy,merci les filles indépendantes 👊👊💪💪,hafatr hoanareo ampela ts hikofok fa handiny tolora avao io 😊😊😊
@annicklayna6 ай бұрын
Manao be 👊👊👊👊🔥🔥🔥🔥
@nepheschtaanprodorhomies83386 ай бұрын
Bravo e! Hetsika mifanraka amin'io izao no tsara ihany koa raha misy an!
@Anjara-zl2fm6 ай бұрын
za vo saika hiteny oe tao tsy ao princesse kai ini izy fa ni represente . merci ndriii $
@herizorandrianomenjanahary18286 ай бұрын
Tena hita hoe nandaniana rondoha tanteraka ity ketrika ity, na son na video. RESPECT, merci ACTIVEO dia hoela velona, peace
@andonalinirina59656 ай бұрын
Mlay e, ra-West mbola ao tsara kay le, ary Kim tsy tazana! Big Up eeee
@AnjaParfait-tq7uj6 ай бұрын
Mamay n'y andriam-bavy lanitra🇲🇬🇲🇬🇲🇬💯💯🔥🔥🔥
@akarmoussaittizi30125 ай бұрын
Wow ! Je pensais en voyant cela dans mes feeds que c'etait un clip sud americain genre bolivie et je découvre que c'est du rap Malagasy .Tout a fait prodigieux,j'adore le flot et je découvre deux rappeuses avec un super talent en Kintaniavo et Fitia.Bravo !
@samuellahady94995 ай бұрын
continuez, il nous en faut plusieurs comme vous je vous adore
@Kazerinalabel6 ай бұрын
tsara e! 💥
@nambinabm24146 ай бұрын
Tena mamay ✊🏽🔥🔥🔥
@Akymdiilyon6 ай бұрын
tokony tohizana foana ee!!!!tegna tratra be mintsy le tambabe !!
@tfragika20246 ай бұрын
Mamay izany son izany ❤🔥❤🔥
@2temLeMessager6 ай бұрын
force a vous. mafy ny joba ny RG e
@chabpiecito6 ай бұрын
Je comprends rien mais grosse vibes here !!! Bravo Mada !
@nantenainaantsa49376 ай бұрын
Mampatsiaro ny rima na arabe! big UP e! Surtout hoan ilay nanao OM iny. Misy kozy tsotra nefa vrai!
Tokony sipa no Teo am réal. Mafy be daholo ny sipa. Reen Key, Fitia, Joh Kassam, Prin Cess.
@Clashofclangasy6 ай бұрын
Bravo !
@manjatohery53756 ай бұрын
Mlay be ❤❤❤
@Clashofclangasy6 ай бұрын
Mlay be dahôly eh !
@Clashofclangasy6 ай бұрын
Big up be west , ela2 tsy tazana anh !
@raborotsaka4 ай бұрын
J'aime
@Sala-u6g5 ай бұрын
Mavoa be daholo, tena mamay. Fa Fitia ny aho ny tena tiako 😮
@onjaniainatolotra40636 ай бұрын
mlay eh!!
@jeanandrianiainaanselmeman22296 ай бұрын
Mankasitrak'e! ankafiziko be.
@diaryrafanomezantsoa89786 ай бұрын
tena milay
@isladetail6 ай бұрын
Zanahar 😂🎉❤
@MickaelRan6 ай бұрын
Norma ka, peace !
@voararakotoarison53746 ай бұрын
Mlay fa mfangaro be loatra e!!
@red_dog_5 ай бұрын
ao tsara kosa an..
@M9A7J4M6 ай бұрын
🔥🔥🎶🎶🔥🔥🎶🎶🔥🔥🎶🎶🔥🔥🎶🎶🔥🔥
@tonnybina21175 ай бұрын
Tongaso ato anaty playlist-ko aloha 😂
@RomainRay-mj8ce6 ай бұрын
Ary misy sipa efa hitako izy zany 😅
@tysynday6 ай бұрын
Tsisy dikany..
@roirakoto916 ай бұрын
Tena marina nenao e...zah koa mahita anzan d oziz zh hoe : Geste s wera d ao tsara. Kanto zero...tsis raisina... Taimbava fotsn bdb fa niveau artistique zéro...ndana mianatra s mandal zavakanto miits lo fa marikoriko
@tysynday6 ай бұрын
@@roirakoto91 lazaina f mialona nd1 zao isika, na oe manaova rah mahavita.. nef mb famporisihana hanao zavatra tsara no tiana ahatongavana
@roirakoto916 ай бұрын
@@tysynday hahahaha coms bas quartier ren oe manaov raha mavita ren fa kop enao kkkkkk.... Spectateurs ts votery ahay ilalao bol fa matoa tsika mahita oe ratsy d ratsy zay kkkkk
@maheryrakotoarison86236 ай бұрын
misy hira vahiny efa old Zay mitovy titre am nazy ty
@randrianarisoamamitiana91986 ай бұрын
Dommage kely hoe tsy teo Bambs, Kim, Mississia sy ny old hafa.
@hantaRANDRESY6 ай бұрын
ar zatia koa kay mirapy an
@roirakoto916 ай бұрын
Ratsy pory sad vendrapory daol daol
@roirakoto916 ай бұрын
Geste s wera d ao tsara. Kanto zero...tsis raisina... Taimbava fotsn bdb fa niveau artistique zéro...ndana mianatra s mandal zavakanto miits lo fa marikoriko