DÉBAT MAFANA IZAY NIARAHANA @ i Luc HERVÉ : NY RAHARAHAM-PIRENENA MALAGASY ANKAPOBENY ...

  Рет қаралды 9,701

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 89
@inayatsama6059
@inayatsama6059 Күн бұрын
Mlay nareo sanabavy ❤❤ lay tokiky ny koto tena mamay mitsy. Sura e 👌👌💪💪💪💪🙏🙏🙏
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Күн бұрын
👍
@dood587
@dood587 Күн бұрын
Kkk!!!🤣. Lanin'IKoto bé kibo ny sambosa !!! Variana mitantara angano i Luc !! 🤣😂🤣 Côtier. Manambaka côtier !! Kkk !! 🤣😂
@RojoprinciaRanjanivombahoakaro
@RojoprinciaRanjanivombahoakaro Күн бұрын
Azondraha zahay merina ty amin'ny Luc Hervé
@hervrasam
@hervrasam 18 сағат бұрын
côtier pory anaty fanjakana betsaka mangalatra pory daholo ry vendrapory ireto a
@philibertsolondrainy3192
@philibertsolondrainy3192 Күн бұрын
Une chose est claire: misy mpamakafaka fiainampirenena Malagasy maro mizara roa andaniny ry Gerard Andrialemirovasoa, Serge Zafimahova, Constant Raveloson, Ralson Roger. Ankilany izy roalahy reto Koto sy Hervé. Ny fanehoankevitra dia samihafa fa tsy misy ambany sy ambony fa samy milaza zavamisy avokoa. Ny azy roalahy eto dia toa resaky ny vahoaka Malagasy rehetra eny amy Quartier rehefa mba tafahaona😂😂😂👍👍👍👍
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Күн бұрын
Akory ADY fitiavan-tena tao Syrie 🇸🇾 tanatiny 43 taona, tsy ravagna fa 5 andro niany, nilefa any Russie 🇷🇺 ny filoham-pirenena mpanao didijadona aminy vahoakany sy ny fianakaviany mpamono olo igny, ravagna ady ao Syrie 🇸🇾, antoko Miharamila Syrie 🇸🇾 hafa foana nandravagna lay didijadona nataony filoham-pirenena ndreo. Libre zaoty Vahoaka ao Syrie 🇸🇾. 🙏👏
@ericandriana6856
@ericandriana6856 Күн бұрын
Ny tena marina mila mianatra aiza moa ny côtier ! Mampidera fitombenana normal ny borizano fetsy mianatra normal taraiky isika !
@Andriananahahary101
@Andriananahahary101 Күн бұрын
Gadra . libre, payant. Tena tsisy diso tompoko zany.
@BIENVENUEBOGE
@BIENVENUEBOGE Күн бұрын
Akory anareo roa 🤝👍👍
@richardandriamahery5761
@richardandriamahery5761 10 сағат бұрын
tena olo misy jery leroa Luc Hervé ity, sady misy fandinihina, zaka teneniny marina.. Ary ledala mahay histroira tay amin'ny amany
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Күн бұрын
Mila intelligent ianao Luc @ fomba famoahana hevitra fa i Rakoto ihany dia efa afaka hitsara anao avy eo a, Raha tadidinao fa efa nolazainy teto ny tsy au top an-dry Johnny Hallyday rehefa miresaka sy maneho hevitra
@BIENVENUEBOGE
@BIENVENUEBOGE Күн бұрын
Faly mahita anareo Luc Hervé sy Koto ❤❤ 😂😂
@lantz-182
@lantz-182 Күн бұрын
@lantz-182
@lantz-182 Күн бұрын
@SolangeRazafindramada
@SolangeRazafindramada Күн бұрын
Marna zany zoky luc herve
@soamodisonherindrainy-f7m
@soamodisonherindrainy-f7m 12 сағат бұрын
Elah anie ry Hervé no ihomehezan'i Koto e!
@user-vo2gk7jz4v
@user-vo2gk7jz4v Күн бұрын
Aleo mihintsy aloha mihomehy fa efa tena horera ity fiainana ao dago misaotra anareo foana e
@samuelalbertrandriantsoavi2667
@samuelalbertrandriantsoavi2667 19 сағат бұрын
Toroy hevitra ara-toe-karena i lafrantsa oe raha vitanareo manala an'i Macron eo @ placeny dia za no migarantie anareo fa ho afaka amin'io jaly mahazo anareo io ianareo vahoaka frantsay( inflation , chômage, crise de la Dette, déficits budgétaire et commercial,pauvreté, inégalités sociales,sns ..)satria omeko anle tondrozotra ara-toe-karena ( cadrage macroéconomique) ianareo hisafidiananareo ny politika ara-toe-karena (politique économique) tokony ho ataonareo.
@dood587
@dood587 Күн бұрын
Ireto ny mpamakafaka ny raharam- pirenena ...✌️😎🤣🤣🤣
@radiumRDG
@radiumRDG 5 сағат бұрын
le fimehan'Luc ko lo otran'le 3cv velomina reny...😅
@MafredwolfArthur
@MafredwolfArthur Күн бұрын
Mafinaritra sady mampitokiky zalahy reto😂😂😂
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Күн бұрын
👍
@lavasaifoudinefackroudined5272
@lavasaifoudinefackroudined5272 Күн бұрын
Izy io moa direct izy zao luc
@fanirynomenaraveloson4523
@fanirynomenaraveloson4523 12 сағат бұрын
Misaotra betsaka fa naharay zavatra maro.
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 Күн бұрын
debat vanitiky ny mamo lava
@NRAKOTO
@NRAKOTO Күн бұрын
Hay mpifampiakama nareo mitsamy?? 👍👍👍. Mampitokiky ahy mintsy i Luc Hervé ity @ ilay tsy fitiavana borizano, ambaniandro 😂😂😂.
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Күн бұрын
Hafitsiagna ndreo bourzany fo tsy hitiavany Luc Hervé ireo bourzany fetsimpory ireo. 😂
@NRAKOTO
@NRAKOTO 10 сағат бұрын
@estellesoumira7010 Ny olo @ toetrany jiaby fa tsy hoe refa borizano dia fetsy jiaby. Maro koa cotier fetsifetsy. Ny karana, vazaha....koa karan'izany.
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 Күн бұрын
Magnano mbola tsara anareo roalahy ! Debat - na tokiky donc ity niany ê ! Bonne chance nareo roalahy !
@JeanBrito-u1i
@JeanBrito-u1i 18 сағат бұрын
Kay i Luc ty olo normal. Mila magnano recherche ely fo. Tadidiko anao nivolagna oe „afaragnan‘ny donia ty, mbola andeha à Tana ao koa magnano mariage. „ Mbola tsy tonga saigny.
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p Күн бұрын
reo zany mampandroso nadreo fa natsika vono dreo Madagascar zany DÉPÔT matériel fagalarina 😢😢😢mihitsy vahoaka mifohaza atsika reo madefa côté satria tsy mila mandoto tegna dreo, aveo reo manasesy côté satria côté mitiha misehoseho misy vava vantara
@DorisRekevera
@DorisRekevera Күн бұрын
N samy henjana 😂😂❤❤
@julianaanni2732
@julianaanni2732 11 сағат бұрын
😂😂😂😂lasa nareo 2😅 nefa misy marina fona ilay koragna 😅😍
@siniskajeannique4657
@siniskajeannique4657 Күн бұрын
Misy farany raha jiaby eh!
@philibertsolondrainy3192
@philibertsolondrainy3192 Күн бұрын
Karah Film comedie mampitokiky... fa io Realité...
@ArionjasoaMelanie
@ArionjasoaMelanie Күн бұрын
😂😂😂 tafaraka ato ry samy kaaka reto hhhhhh maty zaàhoooooo😂😂😂😂😂😂
@alainpatrickramiaramanana4984
@alainpatrickramiaramanana4984 12 сағат бұрын
sao d lasa adim-poko ndray le resaka. ampitambatra tokony atao fa tsy mampisaraka.
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Күн бұрын
Feno irô bourzany ao Nossy-be Hell-ville, ambarandreo France ao Nossy-be Hell-ville, ireo avy baka aminy Capitale mitsotso aminy Fivondronana, dégradé. 😂😂😂😂
@rakotoharitsimbastephan6630
@rakotoharitsimbastephan6630 15 сағат бұрын
Miara misotro sy mivanitika amina bandy otranareo mitsam otrizao rangah no tena feeling le!! milay e!!
@hervrasam
@hervrasam 17 сағат бұрын
Rainandriamampandry sy Ratsimamanga nataon n'y vazah au poteau noho ny fikomina menalamba tsy côtier ry vendrapory a, ka hoe côtier ihany ny menalamba...
@Andriananahahary101
@Andriananahahary101 Күн бұрын
Tsissy diso n'a 1 aza no lazainy . Tena zany mints no fiainanan ny mahitahita.
@HuguesSYLVAIN
@HuguesSYLVAIN 22 сағат бұрын
👥 Tête à Tête 🤝 🤓 Donald Trump - 🤠 Vladimir Poutine Les loups ne se bouffent pas entre eux. 💔
@feonydemokrasia
@feonydemokrasia Күн бұрын
Mba mahafinaritra ahy ny mahita olona samy masiaka fiteny tafaray tahaka izao!! ho ela velona lehiretsy e!
@ClaudetteSoatsimihena
@ClaudetteSoatsimihena Күн бұрын
Tena marina le resakareo fa le fandoroana fiangonana kosa tsy solision e olo jiaby samy manana ny jerinazy fa le débat nareo 2 mafinaritra anakay
@sittiarabbi6194
@sittiarabbi6194 11 сағат бұрын
Ambelaonareo agny Koa resaka Balthazar 😂😂😂
@inayatsama6059
@inayatsama6059 Күн бұрын
Bonjour tchin tchin vous 2 👍👍🙏🙏🙏
@ericandriana6856
@ericandriana6856 Күн бұрын
Tay be koa ny kakakaka koto!!!
@lineds5066
@lineds5066 Күн бұрын
Koto kara mi servi luc ity fa tsy misotro firy kkkk
@MonjaFreddy
@MonjaFreddy 8 сағат бұрын
Kkkkk😂😂😂
@drbejgateaux3349
@drbejgateaux3349 Күн бұрын
Resaka toaka
@JarryBetianaEunidah
@JarryBetianaEunidah Күн бұрын
Yes
@SINAEléonore
@SINAEléonore 2 сағат бұрын
Olo samby adaladala tokiky 😂😂😂😂😂😂😂, laniny koto samboss jiaby I Luc variagna kkkkkkkk
@NorohanitraRasoarimalala
@NorohanitraRasoarimalala Күн бұрын
May ny tanety
@AlanFrancky
@AlanFrancky Күн бұрын
Samy Kaka mifanonjo
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Күн бұрын
Tena marina ny voalazanareo roa lahy ty ê, Zandaro Miharamila Police, tokony baka aminy tanana fiaviany miasa, ao Nossy-be Hell-ville Zandaro tsisy ol9na avy ao,
@lantz-182
@lantz-182 Күн бұрын
❤+❤
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Күн бұрын
Masterpieces👍
@rakotonirinaharijaonalovan8549
@rakotonirinaharijaonalovan8549 7 сағат бұрын
lery variana mitatasika ny tsaky lanin'i Koto ihany!kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
@samuelalbertrandriantsoavi2667
@samuelalbertrandriantsoavi2667 19 сағат бұрын
Ka ampio ary i la frantsa hanala an'i Macron eo i luc Hervé raha tena mafy ianao,reseho lahatra ireo députés isankarazany ao frantsa ireo : Mathilde panot, guetté, Dupont, Bompard,sns... Hanampy anao hanala an'i Macron eo. Be resaka fotsiny ianao fa action zéro,sady tsy mahavita manala an'i Macron eo no tsy mahavita n'inoninona aty dago. Manao resaka mandany fotsiny nareo mtsam!
@BIENVENUEBOGE
@BIENVENUEBOGE Күн бұрын
Zaho fa miteny aminanao Koto 😂😂
@lavasaifoudinefackroudined5272
@lavasaifoudinefackroudined5272 Күн бұрын
Salama koto izy ty moa direct zao ?
@hervrasam
@hervrasam 18 сағат бұрын
Lohan i Toara notapahin ny vazaha ry vendrapory ireto fa tsy misy idiran ny merina zany a
@djianffarattoumani2321
@djianffarattoumani2321 Күн бұрын
Za gnany nape toukiza nareo
@shakuruabdu4478
@shakuruabdu4478 7 сағат бұрын
Tokony asiana fampitandremana ho andreo zandary sy polisy. Fianakavianareo anie tsy miaina ao an-dapa na any an-toby. Voatery miantsena, voatery mankany an-tsekoly. Aza mamono vahoaka fa tsiarovy ny ankohonanareo. Izay dia vita.
@fanomezantsoarasoanaivo9829
@fanomezantsoarasoanaivo9829 14 сағат бұрын
luc hervé manerika be dia lasa ao amin'ilay sambos daholo. i koto maka fy be 😀😀😀😀
@papathirisha7546
@papathirisha7546 Күн бұрын
Zah borozany fa tsy retraretra kosa moeeh zah manambady coteir 😂😂😂
@ratokypagnopokafo2342
@ratokypagnopokafo2342 3 сағат бұрын
Miandry ny fomba hanafahanareo ny malagasy tao gadra zany zay e
@hervrasam
@hervrasam 5 сағат бұрын
Bandy côtiers mpanavakavaka dondro-pory ohatr’itrony maha taraiky madagascar
@mariecoletteravololoniaina6090
@mariecoletteravololoniaina6090 Күн бұрын
Tian.i Koto eeeeee
@Tontoony-o7m
@Tontoony-o7m Күн бұрын
Akory! Enao Moa Koto- élève mpianats'i Masindahy Lioka-Luc Hervé ? no miheno mitokiky fotsiny karaha olo tsy Mañana opinions plus rationnellement éclairées..moins simplistes Sa..ohatry Politika, ny mody fahanginanao🤔????.. Alalino TSARA e fa tsy vitan'ny INTERPRETATIONS PERSONNELLES de Basy resaka io ! MBA asivo resaka 'Zalahy ny atao hoe: *"COMPLEXE du Colonisé " une fois au pouvoir...(à tous les niveaux. bien sûr !)... *"Gouverner c' est l' ART de MENTIR"..(à tous les niveaux. Bien sûr ! *Disoy aho raha nandinika fa toa ny '' MARO AN'ISA'' sy Ny tontolo Manodidina azy no Tena fototry ny ^HALATRA''-eny- na ny ZO basique-ny mari-PANDROSOANA ara-Pirenena. 🤔... Raha tsy hoe:.. "" Ny FITIAVANA NY TANINDRAZANA dia NY fitia an-Tena fa tsy FITIAVANA ny Malaga sy Ny mha MAHA-MALAGASY - VANONA misy HAJANY...?.Angambany ANGAMBA🤔🤔🤔
@jocelynejoyce2218
@jocelynejoyce2218 Күн бұрын
Ary mba misaķafo luk erv
@nanieraharison2008
@nanieraharison2008 Күн бұрын
RATSY IO TIA ZAVA-MPISOTRO MISY ALCOOL KOTO AH ,
@mariecoletteravololoniaina6090
@mariecoletteravololoniaina6090 Күн бұрын
Tiako eky araiky ty e
@MiarinjaraChofena
@MiarinjaraChofena Күн бұрын
Coucou antsika jiaby draba ee, 😂😂😂😂 anareo mitsam koa nè anatiny draba io e, satria anareo manaiky, rah ts manaiky anareo de mandeha manampy sy mitarika olo mi'cômba @ fitondrana sur terrain aty ee. Fa nenareo lasa kobay sy basy vava fôna kè... sa ny hoe anareo le mi'jeux de le draba lazainareo ande hatao pion ? 😂😂😂 Draba touu na ny aty na anareo e
@YvetteAujard
@YvetteAujard 9 сағат бұрын
😂😂😂😂😂😂
@joser.3370
@joser.3370 Күн бұрын
I koto miseho intelligent? Nefa mi se discuter? Am olona tsy nianatra?fa chance no mva nazahoana citoyen français? De miseho mirehareha fa efa vazaha ve?
@YvonBernardinHerilalainaRANDRE
@YvonBernardinHerilalainaRANDRE Күн бұрын
Kidindrenilasy lisany zao pory ve lisany no mba mpamakafaka rarampirenena
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Күн бұрын
ela le borzani sa ?😃
@RECRUTERH
@RECRUTERH 9 сағат бұрын
MbolaMmm
@Roline-h8p
@Roline-h8p Күн бұрын
Sambo lefaka nitrotso
@melybridge-ps1vg
@melybridge-ps1vg Күн бұрын
Olo lefaka tsy mahay mikoranga kara zaingy,mba mitandrengy dreky anao.
@joser.3370
@joser.3370 Күн бұрын
I koto miseho intelligent? Nefa mi se discuter? Am olona tsy nianatra?fa chance no mva nazahoana citoyen français? De miseho mirehareha fa efa vazaha ve?tsisy borizano manala baraka vatana toy izao ry koto!
@AliliAlii-b1o
@AliliAlii-b1o Күн бұрын
Ny antenisany aza vava pory fotsiny fa ts hita ze atao...raha tena lelah ..tena lelah. Nosoran ny renireo menaka de modia ry drabapory mianakavy mitafy jupe reo a ..pelaka ray trano
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Күн бұрын
ela zan le fetspory borzani sa 🐽
@danielarakotson
@danielarakotson Күн бұрын
Tsy mapme aby, sady fière @tsy fitiavana merina (eoa,eoa,eoa)
@herosdiealone5746
@herosdiealone5746 Күн бұрын
bonne e ! tchin tchin 🍸
@lantz-182
@lantz-182 Күн бұрын
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 15 МЛН
Подсадим людей на ставки | ЖБ | 3 серия | Сериал 2024
20:00
ПАЦАНСКИЕ ИСТОРИИ
Рет қаралды 601 М.
PAD SHShyn mivahiny eto @ POINT CARRÉ🎬💥YN
19:56
POINT CARRÉ
Рет қаралды 1,9 М.
JESOSY KRISTY MAMPIORINA NY MPANOPONY - MIHOBIA DU 15 DECEMBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:59:04
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 1 М.
TSIAFAJAVONA - ANKARATRA [ HIKING, ADVENTURE, MADAGASCAR ]
9:18
Blaogy Voyage - Tiary
Рет қаралды 3,1 М.
Malik Bentalha Se La Rraconte 2014 Spectale Entier
1:37:09
Maude Varela
Рет қаралды 30 М.
Feedback Dubai Borga Defrauds Girlfriend Ghc 200,000
29:42
SOMPA TV
Рет қаралды 3,2 М.
26 - Ricky Caruana | Ricky Caruana Podcast
3:49:46
Ricky Caruana Podcast
Рет қаралды 18 М.
Tantara Malagasy - SEFO POLY (Tantaran'i Radio ACEEM) Tantara Mitohy
1:51:18
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 4 М.
ANKITSIMPO DU 13 DECEMBRE 2024 BY KOLO TV
1:02:50
KOLO TV
Рет қаралды 4,7 М.
Pupi a lui Manole. Cu istoricul Georgeta Filitti
3:53:40
Vorbitorincii
Рет қаралды 226 М.
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 15 МЛН