Da tena manigna tokôtry antegna maheno anazy. Sady gny feonao da mitovy @ Tata Rahely. Da kora izy tokôtry gne mihira laha ampiziko gne masoko. Da misaotry rô. Ataovy koa rô gne hirany sasany io fa tsara izy izany.
@landryandriamampionona84354 жыл бұрын
Anisany hira tena fihainoko tato izy ity fa nisy namafa. Merci beaucoup am le famerenana azy ato indray. Merci merci merci Dhalia fa tsara le hira.... Atsiarovako ny any aminay (faritra atsinanana iny)
@nikkafitiaanjaniaina97695 ай бұрын
2024 mbola tena mankafia loatra 🥰🥰❤❤
@VoniAurerindrarivony4 ай бұрын
Tiako rô viav tiky ka. feo da tegna voajagnahary ❤
@michavhabg75095 жыл бұрын
Eeh tehody aby rô itegna , mbola hoavy avao rô rehefa azo gnè raha tadiavy 😍😘
@cassandradinasoa84795 жыл бұрын
a gne vao i vagaindrano, i manakara, i farafangana zay ro,misaotry ro Dhalia Saramba
@NasmaRivoRakalomenaАй бұрын
2024🎉❤
@sandraraherinasoa21425 жыл бұрын
Eeee ta hody aro iaho zany ee (2019)😍😍🙇🙇
@AndrySitrakaSolonirina5 ай бұрын
07/04/2024
@suzannerasoa65572 жыл бұрын
Misaotra eeeeee
@SehenoRajaonarison-so3dw5 ай бұрын
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@baiaofficiel18603 жыл бұрын
mahafinaritra eee!
@rayafinaritra73705 жыл бұрын
zay elabe zay iao ma rony nagnaraky e sitraponao. Androany eky iao ty rô trotraky e fombanao kkkk Mampatsiaro gn fazazana tà Manakara, Vangaindrano ity hira ty