Hanarina an Antananarivo tsy misy toetsaina noble noho izany
@GasyTezitraАй бұрын
Mbola mamerina ny fankasitrahana sy fisaorana ny DINIKA sy ny mpanolotra Faniry Razafimanantany!
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
🐷👹🤡🚡lelafo tsara ao
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Fatin olona mitsy tenisany Antananarivo mila an Pdt Ravalomanana hanarina azy rehefa tsy hanao tenisany mpisolelabodimbzaha reo
@DARIVONYАй бұрын
Tsy Mila mpangalatra sy mpandainga ô!!!
@DARIVONYАй бұрын
Hay ve ka lasa mpanao gazety piraty ao @ MBS Ramose tsy lany solombavambahoaka êê! Efa nodakan-dravalo matoa tsy lany dia mbola misolelaka ihany!!!😅😅😅
@GasyTezitraАй бұрын
Fangaha moa ny kianjan’ny Behoririka izay toerana mifefy an’i andry domelina apooondra sy ny préfet an’Antananarivo ka didiany TSY AZO HANAOVANA FOTOAM-PIVAVAHANA?? RAMALAGASY Ô, MBOLA EKENAO FOANA VE IZAO TSINDRY, FANAPARAM-PAHEFANA IZAO? JEREO NY FANAGADRANA IREO OLONA REHETRA TE HIROTSAKA HO FIDIANA BEN’NY TANANA TSY MANOHANA ITY FITONDRAN’ALIAKA ITY !!! KA RAHA OVIANA IHANY ARY VAO HO SAHY TENA HIJORO NY MALAGASY HIARO NY ZO-NY SY NY SAFIDINY??? Raha tsy mbola mietsika amin’izao ianao ramalagasy dia manantenaha ho vahiny eto aminy taninao ary indrindra ho andevon’ireo vahiny rehetra efa omen’ilay andry apooondra fahefana be be kokoa isan’andro!
@GasyTezitraАй бұрын
Mankasitra ny vahiny Julien Andriamorasata, fa ity ny mahakivy: IANAREO MPANOHATRA MANAJA ARY MANARA-DALANA FOANA FA I ANDRY APOONDRA SY NY FITONDRAM-PANJAKANA REHETRA DIA TSY MIJANONA MANITSAKITSAKA NY LALANA REHETRA ARY TONGA ANY AMINY FANOVANA NY LALANA MISY MIHINTSY AZA MBA ANATANTERAHANA IZAY TIAN’ILAY ANDRY APOONDRA ATAO! TSY MAMOKATRA IZANY NY FANARAHANAREO LALANA KA MIPETRAKA NY FANONTANIANA HOE: INONA IZANY SISA NY FANAFODINY???
@GasyTezitraАй бұрын
Tsyvanona ityfitondrana ity! ALOAVY AMINY FILOHA RAVALOMANANA NY 1465 ARA HALATRA NATAON’I ANDRY APOOONDRA TAMINY FANONGANANY NY FANJAKANA TAMINY 2009, IZAY LALANA FA TSY ZAVA POANA AKORY, FIRY TAONA IZAY? ALOHAN’NY HITAKITAKIANA FOANA VOLA AMINY FILOHA RAVALOMANANA! RAMALAGASY Ô! TSY AMPY ANAO FOANA VE NY NANEKENAO AN’IO ANDRY APOOONDRA VAZAHA NANAO TERY VOZONA ANAO HIONDRIKA HANAIKY AZY HO MPITONDRA NY FIRENENA? RATSY LAVITRA NOHON’NY TAMINY FOTOANA NY FANJANAHAN-TANY NATAON’NY FRANTSAY NO AMPITONDRAIN’I ANDRY APOONDRA ANDEVO KELIN’NY FRANTSAY ANAO KA MBOLA TSY HIETSIKA FOANA VE IANAO AMIN’IZAO FANITSKITSAHANA ANAO AN-TAMPON-DOHA AMINY TSY FAMELANA NY FILOHA RAVALOMANANA HILATSAKA HO FIDIANA BEN’NY TANANA ANTANANARIVO IZAO? MAZAVA FA ATAON’ILAY APOONDRA SY NY FORONGONY DAHOLO NY ZAVATRA RATSY MALOTO REHETRA HANAKANANA NY FILOHA RAVALOMANANA TSY HO BEN’NY TANANA, KA RAHA MBOLA MANAIKY IZANY IANAO RAMALAGASY DIA TIA FANANDEVOZANA SY FAHORIANA NY DIKAN’IZANY AMINAY!!!Eto izahay dia manararaotra mitaraina fa tsy avela hanao commentaires ao anatin’ny Miara manonja na ao aminy MBS izany na aoaminy AZ Radio!
@benoitpatricerakotoarimana9683Ай бұрын
Aloavinareo TIM ny hetran’ny TIKO tsy voalohan’i Ravalo d milamina e. Candidats sasany aza tsy misy hiantsapazana. Raha tena tianareo izy de alohavy. Aza mila vaniny fa aloavy d milamina. Aiza ny lettre d’engagement nataony t@ candidature presidentiele. Vitany lay izy as tsia ! Ataovy ampamarinana lay izy fa aza mila vaniny