DIso safidy: Tantara gasy vaovao (ACEEM)

  Рет қаралды 26,155

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara Malagasy
Tantara Gasy
-----------------------------------------------------------------------------
/ gasyrakoto

Пікірлер: 38
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 10 ай бұрын
Misaotra & tena mankasitraka ny mpanoratra ; mpilalao ; nizara fa tsara ny tantara , mampalahelo nefa tena misy lesona azo raisina tokoa 🎧❤️🇲🇬😍🇱🇧
@VhfDgxc-xh3pr
@VhfDgxc-xh3pr 7 ай бұрын
Zany ka tantara 👍👍👍 Mankasitraka ny mpilalao rehetra samy tena mahay daholo .mankasitraka ny mpanoratra ihany koa
@zazavavyrakotondravao7801
@zazavavyrakotondravao7801 8 ай бұрын
Misotra Faly a!! Hainao ny namoaka ny lesona ❤❤❤bravo😘👏👏
@LovaGraphen
@LovaGraphen 7 ай бұрын
Mankasitraka fa tena tsara , nitondra anatra be dia be no tena nampietsi-po ❣️
@harimalalasoderdahl7253
@harimalalasoderdahl7253 Жыл бұрын
Mampalahelo ahy loatra ity tantara ity. Fa mahay milalao aloha nareo efatra rehefa tafaraka eh!😢😊❤ mahafinaritra 😊
@malala06andrian98
@malala06andrian98 Жыл бұрын
Mankasitraka hatrany aminy fizarana ooo,tena tsara le tantara
@ninonrandry7277
@ninonrandry7277 7 ай бұрын
Lesona, « mila mihetsiketsika sy mikarakara tena ny vehivavy na efa manambady aza ”
@JenithoJenicko-ob6je
@JenithoJenicko-ob6je 8 ай бұрын
Tena nandatsaka ranomasoko ty tantara ty 😢😢 ,tena misy anatra maro azo anaty
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Жыл бұрын
mankasitraka fa tena tsara be, mampalahelo be koa anefa 😥😰
@AminaFrancena
@AminaFrancena 4 ай бұрын
Merci bcp
@hasinanomenjanahar8023
@hasinanomenjanahar8023 8 ай бұрын
Tena tsara ny tantara mifono anatra be azo raisina makasitraka nizara
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 Жыл бұрын
Tsara ny tantara fa misaotra ny mpizara.
@julienrato3174
@julienrato3174 11 ай бұрын
Mankasitsaka tompoko
@MalalatianaRazafiarison
@MalalatianaRazafiarison Ай бұрын
Merci Rakoto.Tsara lay tantara.Mampalahelo ihany anefa
@celinenomenjanahary8620
@celinenomenjanahary8620 8 ай бұрын
Mankasitraka ô
@gshvs8057
@gshvs8057 Жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko mapalahelo ko le izy iFaly dray mapijaly vady io
@yantia2520
@yantia2520 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@poponypopony9959
@poponypopony9959 Жыл бұрын
Aas
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 Жыл бұрын
Efa nandalo tato daholo fa tsy maninona fa haverina henoina foana zay mivoaka mandrapa aloha
@Lou-fg6ti
@Lou-fg6ti 6 ай бұрын
In-2 nohainoko fa tena farak'zay tsara Mankasitraka re 🙏
@cintsmati5009
@cintsmati5009 Жыл бұрын
🙏🏻❤️🙏🏻🥰🥰🥰🥰🥰🌹🌹🌹🌼🌼
@sylviarajaonary9573
@sylviarajaonary9573 4 ай бұрын
Misaotra betsaka fa tsara ny tantara. Anatra eo @ fiainana ary haleo tiavina ny vady sy ny zanaka ary ny ankohonana fa tsy mitady ny rendrerendra any ivelamy. Misaotra tompoko ary mbola mankasitraka ❤
@marielesage1254
@marielesage1254 Жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina fa tegna mampalahelo be lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny ho an'ny tokatrano ntsika ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️😘😘😘😘😘😘👍👍👍👍🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼♥️❤
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 4 ай бұрын
Halako be ny feon i Christophe atao bandikely. Tsy mivoaka le izy😅. Tokony misy mpilalao tena bandikely
@lilylily4278
@lilylily4278 Ай бұрын
😂😂😂😂 hita wa
@عثمانعمرعمر-ع7ذ
@عثمانعمرعمر-ع7ذ 2 күн бұрын
😂😂😂😂😂😂😂
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 Жыл бұрын
Sedra n'y mahahy azy Rasolo izany ka mijinja n'y nafafy misaotra betsaka nizara tompoko
@LalatinaRoberta-tf5nf
@LalatinaRoberta-tf5nf Жыл бұрын
😴 fanadalovako fitiavana kr ty aii. 😢 humm mafy tena mafy zalaaa aii 😮 .
@LalatinaRoberta-tf5nf
@LalatinaRoberta-tf5nf Жыл бұрын
Mapalahelo be le tantara 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭 latraka ranomasoko tena marina 😢
@sophieberger6290
@sophieberger6290 Жыл бұрын
Mahay aloha nareo e, mahaontsa tanteraka lay tantara, mankasitraka ee
@MARYMARY-si1yr
@MARYMARY-si1yr 5 ай бұрын
Misaotra betsaka tsara be 🥰
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 8 ай бұрын
Misaotta nizara!!
@priscafenohanitra9105
@priscafenohanitra9105 Жыл бұрын
tsara b zan tantara zan.misaotra eh
@rinnalaurette2859
@rinnalaurette2859 Жыл бұрын
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤❤❤
@razabadrafaraiariniaina7386
@razabadrafaraiariniaina7386 Жыл бұрын
Mapanaheloo 😭😭
@rovasoa
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍👍👋🙏🇲🇬🇲🇬
@alphaandrisolofomiadants-kc7lh
@alphaandrisolofomiadants-kc7lh 9 ай бұрын
Tena tsara sady mifono anatra ary miandry ny tohiny.
@holimalalatahiry4994
@holimalalatahiry4994 10 ай бұрын
Tss ambara tena mankasitraka
HERIN'NY FITIAVANA || TANTARA MALAGASY [R.D.B]
46:29
ORJ' Officiel
Рет қаралды 19 М.
А ВЫ ЛЮБИТЕ ШКОЛУ?? #shorts
00:20
Паша Осадчий
Рет қаралды 9 МЛН
Миллионер | 1 - серия
34:31
Million Show
Рет қаралды 1,9 МЛН
Which One Is The Best - From Small To Giant #katebrush #shorts
00:17
IANAO VE IO SA MANONOFY AHO? (Tantara lava RDB)
1:39:00
D-aly
Рет қаралды 11 М.
i MANAMBINA: Tantara gasy vaovao ( Aceem Radio) #gasyrakoto
1:33:26
Tantara Malagasy - ILAY EDENA MIAFINA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:17:58
Tantara malagasy RECORD FM - Lakolosy farany
1:19:06
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 21 М.
Lasa aloha: Tantara ACEEM Radio #gasyrakoto
56:02
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 8 М.
Tao an-tetezan-tsarotra - Tantara KOLO Fm Radio
56:03
Chaine Malagasy
Рет қаралды 12 М.
RATRA tantara an'onjampeo Malagasy By MALAIMISARAKA GROUP & NY Prod
1:23:08
Tovo ANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 7 М.
ILAY HAFATRA MIAFINA || TANTARA MALAGASY [R.D.B]
1:16:10
ORJ' Officiel
Рет қаралды 13 М.
Tantara gasy: TANDRIFY - Tantara Aceem Radio - #gasyrakoto
1:29:19
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 17 М.
Tantara ACEEM Radio: ADY #gasyrakoto
1:18:38
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 27 М.
А ВЫ ЛЮБИТЕ ШКОЛУ?? #shorts
00:20
Паша Осадчий
Рет қаралды 9 МЛН