Mba atsahaaaaro ny accusation lava ry tim tim ga resin ny tgv lava i tim isaka mis fifidianana eto...efa tsy ilaim bahoakan ny tananarivo ny forongonao ravalo fa mba mipirima am.zay eee...acusation lava no heno am.nareo tim nefa dia avy am nareo ihany no manao fanakorontanana ..mpifidy nareo no tratra nitondra karapanondro be dia be fa aza ariatra am orange ny haratsianareo tim...resy lava i tim tompok oooooo...