Ditran-dReniko: [ version Record fm]

  Рет қаралды 8,750

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Пікірлер: 18
@valerietsitohaina9742
@valerietsitohaina9742 Жыл бұрын
Mbola 12 taona aho ,dia efa nizarany Dadako ,Mamako nipetraka irery niaràka taminy zandriko 1 izay Dia avy eo nitombo izahay dia lasa 6 mianadahy . Izaho nikarakara sy nanampy Dada ,Neny nanao raharaha ,indraindray nanasa lamban'olona etc. 1:05:51 Efa nahay nitady vola ,nanao raharaha rehetra. Hany ka izao efa lasa fahafinatetàko ny mamelona irery ireo zanako ,ny tenako. Misaotra Zanahary sy Dada ary Neny nahay nitaiza ahy sy ny ravaviko etc
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 Жыл бұрын
Haverina henoina aloha na efa heno efa ela aza
@mariejeannine6275
@mariejeannine6275 Жыл бұрын
Misaotr betsak nizar oooh 🥰🥰🥰🥰❤❤❤
@MARYMARY-si1yr
@MARYMARY-si1yr 5 күн бұрын
Merci beaucoup nizara ❤
@Lala-t5d5k
@Lala-t5d5k Жыл бұрын
Tsy misy ankizy mahay vava be otran'ny @ ity tantara ity,
@rovasoa
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍🙏🙋‍♀️🇲🇬
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 Жыл бұрын
Misaotra nizara na dia efa heno aza!!
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 Жыл бұрын
💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔
@perpetueperle6053
@perpetueperle6053 Жыл бұрын
Mankasitrak nizara
@mamisoa-xl3vc
@mamisoa-xl3vc Жыл бұрын
mangorera be lotra ilay atao hoe dada 😒😒. Tsy toetsaina tena raim-pianakavina fa mangorera lava
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 Жыл бұрын
Merci beaucoup
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra nizara
@Lala-t5d5k
@Lala-t5d5k Жыл бұрын
Tsy mety be toetran le dada mitaraina sy manome alahelo le zanaka, tsisy ray amandreny manao anizany
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 Жыл бұрын
Misaotra tompoko
@Lala-t5d5k
@Lala-t5d5k Жыл бұрын
Dada zany tsy mipetrapetraka Mitady ny mahasoa ny ankohonany
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 Жыл бұрын
Nefa sendra ny tampoka izy, nohon'ny hafetsen'ny mpiara-miasa sy nohon'ny tsy fahampim-pahaizana. Aza mba voany.😢😢
@Lala-t5d5k
@Lala-t5d5k Жыл бұрын
@@vivianeraminosoa2159 Miombon-kevitra aminao aho Mila mijoro fa tsy ho ataon'ny vehivavy toy ireny. Mahery loha be le vehivavy. Mila mahay maka vady ko angamba, hiara mizaka ny miseho ao an-tokantrano, mifanohana mandrakariva na @ soa na @ sarotra
@Lala-t5d5k
@Lala-t5d5k Жыл бұрын
Ratsy le tantara
Tantara Malagasy - KETRAIKA sy BONAIKA (Tantaran'i VivaRadio ) Tantara Indray Miseho
1:20:04
We Attempted The Impossible 😱
00:54
Topper Guild
Рет қаралды 47 МЛН
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 119 МЛН
VIP ACCESS
00:47
Natan por Aí
Рет қаралды 23 МЛН
Sao hanambady aloha loatra?: [Record fm] #gasyrakoto
1:20:56
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 9 М.
Tantara Malagasy - NOFIN'I ALY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho
1:17:15
HELOK’I DADA (Record fm) #gasyrakoto
1:20:38
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 8 М.
DIARIN'ILAY SEMBANA (Tantara lava MBS)
52:51
D-aly
Рет қаралды 3,1 М.
Todin’ny natao : Tantara gasy vaovao (RNM) #gasyrakoto
1:25:32
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
TANTARA GASY ZANA-BARATRA
1:13:52
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 20 М.
MANORIM-PANGADY: [Record fm] #gasyrakoto
1:25:28
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 9 М.
Vara-maina:[Tantara Rnm] #gasyrakoto
1:31:35
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 19 М.
SAVOROVORO (Tantara lava Record FM)
1:10:17
D-aly
Рет қаралды 6 М.